Ohabolana sa tena izy?
1. xxx
(
20/02/2007 22:46)
Ahoana ny hevitrareo amin'ity ohabolana ity?
Rafotsibe nahatsapa filahiana, eritreritra no be fa ny aina efa tsy maharaka.
Rafotsibe nahatsapa filahiana, eritreritra no be fa ny aina efa tsy maharaka.
novalian'i naughtyboy ny 26/02/2007 17:18
7. tywa68
(
21/02/2007 12:02)
koa raha tsy mieritreritra be ve tsy hahavita e ! na efa nenibe aza ? :-D
9. lapino
(
21/02/2007 12:09)
Eny ambony lakana zany le zavatra no voatsapa, de mangetaheta Rafotsibe ? :roll:
12. ari.malala
(
21/02/2007 13:37)
:-D:-D:-D ary to nipitrapitra ikala e! jereo ny hafatr'indry fa nandefasako hafatra indry.
14. lapino
(
21/02/2007 14:56)
Ary mety hoe mieritreritra tsinntsinn fotsiny izy zany raha mangateta :roll:
17. simplex
(
21/02/2007 16:50)
mafy ihany refa tsy manana kopy :roll: ra mba zao manko no tsintsin :) lasa eritreritra be :roll:
