mila fanampiana amin'ny serasera namana 30-40 ans
1. rinja
(
20/02/2007 14:30)
Manaohoana daholo
Izaho ho'aho efa nameno ilay momba2 ahy fa te hanana namana eo anelanelan'ny 30-40 ans nefa tsy nety tafiditra mihitsy. Inona no ataoko fa ilaiko io. Efa manana ny solonanarako sy tenymiafana koa aho. Vonjeo. Misaotra ho an'izay mahavatra manoratra ho ahy.
Rinja

répondu par BOYSGOSS le 05/04/2007 10:11
4. madera2
(
20/02/2007 19:16)
zahay ireto efa ampy 30 taona no miakatra ka afaka mifandray aminay anareo ok!
8. Aotsara
(
21/02/2007 11:57)
Fanampiana inona no ilainao ? Ataovy mazava tsara fa sao lasa zavatra hafa.
10. ari.malala
(
21/02/2007 12:35)
jra:
ohatrany miporina
mba masika! manin zao ra ts manao anzany?
Fa hifandraisana ahoana? manoratra any @ namna tadiavinoa enao ko! misy hoe hitady namana ery mabany ery d fenoy izaay critère mifandraika @ tadiavinao d manoratra enoa d zay... mahazoa izay irina e!
11. rinja
(
21/02/2007 15:14)
Misaotra ari.malala a !
Mazava ny fanazavanao ary izay no ilaiko fa tsy arak'ilay voalazan'ilay tsy mahazaka miserasera fa tapohany vao nanoratra ka raha vao tafiditra tato dia manopa olona sy faly ny hanatsatso. Fahavalo amiko ireny fa tsy namana. Ataoko angamba fa tafita any aminao ry jra ny hafatra. Mbola malalaka be ny any amin'ny 18 km. Veloma

16. ari.malala
(
22/02/2007 11:48)
nareo ko de mba masika ery! :-) d ampy @ tenin'i Fiffi sy slogan eto e! :-)
19. ari.malala
(
23/02/2007 13:00)
efa nahita namana ve i rinja e! ary inona no azo anampiana an'i jra?:-)