mila fanampiana amin'ny serasera namana 30-40 ans

21. Fiffi ( 01/03/2007 07:25)
izy aza tsy hita intsony koh ! :roll:
22. ari.malala ( 01/03/2007 14:29)
ary tapatsinay isakaizakely fa nanin?
23. hagamainty ( 26/03/2007 18:55)
slt, tsy mana-namana za nef tehanaovacances any mahajanga @ paka, sao dia misy hoany de ramba afaka mifanampy na mira-manalazy.Ouvert à toute proposition,misaotra mamaly
24. Fiffi ( 27/03/2007 09:42)
jereo ao @ dinika "fety sy fihaonana" fa hisy fitsangatsanganana hatao any Majunga justement sao mba...:)
25. BOYSGOSS ( 05/04/2007 10:11)
Ra mila fanampiana ianao
Ra misy tsy mety ny atao
Tsarovy aky e e
Fa any ny ho any
Misy namana
Tena tia
Miandry fotsiny
Miandry mpimaso.....

Omeo ny mpimaso izy ry akama f zay no andrasany a:^):^):^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0085