ANTI-STVALENTIN .... (mpifakatia s'abstenir ... )
1. andrea
(
14/02/2007 11:08)
ho ani'zay leo .. aleo indray mba ovaina ho fetin'ny tsy mpifakatia sa ahoana hoy ianareo ?
Nahitsin'i hery
Nahitsin'i hery
répondu par fasaly le 21/02/2007 12:10
2. andrea
(
14/02/2007 11:14)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img215.imageshack.us/img215/9287/fanasanagb1.jpg[/IMG][/URL]
7. fasaly
(
14/02/2007 11:40)
:-D:-D:-D andrea , zà tsy ho any fa zà mankafy st valentin mazoto njy sy ny reender vous rariva e! :-D:-D
8. andrea
(
14/02/2007 11:43)
fiffi .. vouiiiii amin'ny 19H30 zany ny fotoana.
fasaly> tandremo ary sao de hiatko ato an ! na de hoe coupes tolorés aza .. rebacca > ho avy ve ianareo e ?
fasaly> tandremo ary sao de hiatko ato an ! na de hoe coupes tolorés aza .. rebacca > ho avy ve ianareo e ?
9. fasaly
(
14/02/2007 11:59)
ny ahy rdv hafa mitry rariva kan! hihihihih tantarao eto zay nitranga e!;-):-D
12. Fiffi
(
14/02/2007 13:10)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0056.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/VAAB03%7E1.GIF[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/VACB0B%7E1.GIF[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/VAAFF2%7E1.GIF[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/smileys1203.gif[/IMG]
13. andrea
(
14/02/2007 13:33)
Fiffi> noonnnnn nonnn nooonnn .. efa hoe "ANTI VELENTIN " !!!!!! tsy misy "HAPPY !!!! " ...
14. kitjo
(
14/02/2007 15:39)
za ko partante..hihi
za tsy pour tsy contre fa tsisy dikany amiko mitsy le izy d aleo ato au moins manala azy
za tsy pour tsy contre fa tsisy dikany amiko mitsy le izy d aleo ato au moins manala azy
16. pissoa
(
14/02/2007 16:05)
Fiffi :evil::-D:-D:-D (mananihany zah an :-*)
andrea : oooooeeeee :-D:-D:-D
tonga eto za rariva :°):-D
andrea : oooooeeeee :-D:-D:-D
tonga eto za rariva :°):-D
17. kitjo
(
14/02/2007 16:17)
ka oe Happy foana le andro na misy valentin na tsisy sa?
na koa oe
happy anti- valentine's day
na koa oe
happy anti- valentine's day
18. hery
(
14/02/2007 16:31)
Zah kou tsy mirevy St. Valentin (intsony)
Endrika ivelany fotsiny io :-p
Sady excuse tsy hitiavanao ny olon-tianao @ andro hafa
Endrika ivelany fotsiny io :-p
Sady excuse tsy hitiavanao ny olon-tianao @ andro hafa
19. kitjo
(
14/02/2007 16:34)
:roll:
hafa ndray iny a' i Hery iny
nya hy aloha hitako oe fanasiana fonony plastika y fitiavana fts io eeee...
hafa ndray iny a' i Hery iny
nya hy aloha hitako oe fanasiana fonony plastika y fitiavana fts io eeee...
