Raha miaraka amintsika foana Izy ahoana no sarotra tadiavina

1. niryna ( 05/02/2007 04:29)
Raha eto amintsika foana Atra ahoana izy no sarotra tadiavina? "If God is always with us,why is he so hard to find?"
Kanefa Izy hakaiky anao mihitsy tsy araky ny fiheveranao azy."God is closer than you think"
répondu par fijo le 28/02/2007 06:35
2. LazaDaddy ( 05/02/2007 04:41)
Amin'i niryna angamba Izy no sarotra tadiavina fa tsy amin'ny olona rehetra. Ny sasany moa tsy te hitady Azy rahateo.
3. majesty ( 05/02/2007 04:47)
Tsy dia mitombona loatra io amiko raha toa ka tena mitady azy enao!
4. Fiffi ( 05/02/2007 07:02)
LazaDaddy:
Amin'i niryna angamba Izy no sarotra tadiavina fa tsy amin'ny olona rehetra.
heu....tena marina io Laza an ! zay foana no mba lazaiko hoe "raha misy zavatra tsy hain'i nyrina , na tsy nety , na io hoe sarotra tadiavina io , de an'i nyrina hiany zany satria samy manana ny finoany ry niryna aaahh ! raha @ nao izy sarotra tadiavina , sarotra takarina , tsy isika rehetra zany ! fantaro fa misy de misy ny olona zay eo akaikiny lalandava Andriamanitra , eo foana izy !!

Tsy mila takarina , tsy mila tadiavina zany satria EFA FANTATRA FA IO IZY eo anila'ny mpino andro aman'alina ....n'inona k'hitranga n'inon'kidona.....


5. xxx ( 05/02/2007 10:00)
plutôt tsy mitady angamba isika no marina
6. Fiffi ( 05/02/2007 10:40)
misy ny tsy mitady....fa raha mpino sy ny mpanaradia an'i Jesoa , mahafantatra ny lalana hizorany ary mahafantatra fa eo anilanao mandrakariva Izy .
7. prime ( 05/02/2007 13:43)
Sarotra tadiavina Izy satria ny ota no manakona ny olona tsy hahita Azy... eny fa na ny mpino aza dia maro no manana fisalasalàna ny amin'ny firaisana sy fiarahana amin'Andriamanitra eo amin'ny fiainana satria mbola maro ota manakona na dia efa mpino aza...

Hoy mantsy ny voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy :
"Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin'Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy." Isaia 59:2
8. Fiffi ( 05/02/2007 13:48)
prime:
Sarotra tadiavina Izy satria ny ota no manakona ny olona tsy hahita Azy... eny fa na ny mpino aza dia maro no manana fisalasalàna ny amin'ny firaisana sy fiarahana amin'Andriamanitra eo amin'ny fiainana satria mbola maro ota manakona na dia efa mpino aza...
heu....sarotra tadiavina izy raha toa ka tsy be ny finoana ...amiko aloha io ...

Sa ve hoe sarotra tadiavina izy noho ity voalazan'le hira hoe " efa tsotrakin'ny adin-tsaina , zay vao mba nahatsiaro anao ry Tompo.....Menatra aho tsy sahy mitaraina........


9. cutie ( 05/02/2007 14:49)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 05-02-2007 05:41:35
Lohateny : Re : Raha miaraka amintsika foana Izy ahoana no sarotra tadi
Amin'i niryna angamba Izy no sarotra tadiavina fa tsy amin'ny olona rehetra. Ny sasany moa tsy te hitady Azy rahateo.

:-D:-D:-D:-D
10. cutie ( 05/02/2007 14:50)
Mpandefa : prime [ Valio ] 05-02-2007 14:43:39
Lohateny : Re : Raha miaraka amintsika foana Izy ahoana no sarotra tadiavina
Sarotra tadiavina Izy satria ny ota no manakona ny olona tsy hahita Azy... eny fa na ny mpino aza dia maro no manana fisalasalàna ny amin'ny firaisana sy fiarahana amin'Andriamanitra eo amin'ny fiainana satria mbola maro ota manakona na dia efa mpino aza...

mba nitovy hevitra t@ prime za t@ iny :wink::lol:
11. cutie ( 05/02/2007 14:51)
Sa ve hoe sarotra tadiavina izy noho ity voalazan'le hira hoe " efa tsotrakin'ny adin-tsaina , zay vao mba nahatsiaro anao ry Tompo.....Menatra aho tsy sahy mitaraina........

efa we noho ny ota hono :lol:
12. prime ( 05/02/2007 15:32)
fiffi> Tsara ny be finoana nefa Kristy efa nilaza fa na kely toa ny voatsinapy aza ny finoana dia ahavitàna zava-mahagaga maro...

Fa tsy miankina amin\'ny finoana ny tsy fahitàna an\'Andriamanitra raha araka ny Teniny fa miankina amin\'ny heloka sy ny fahotàna izay manakona ny tavan\'Andriamanitra... fa maro no milaza ho mino nefa tsy mety tena mahita ny tavan\'Andriamanitra sy ny herin\'Andriamanitra...
13. cutie ( 05/02/2007 15:46)
fa maro no milaza ho mino nefa tsy mety tena mahita ny tavan'Andriamanitra sy ny herin'Andriamanitra

in ndray ny dikan'io :roll:
14. pissoa ( 05/02/2007 15:54)
Tsy hoe sarotra tadiavina Izy amiko fa sarotra (sarotra beeee :-P ) arahina. Miaraka amitsika Izy fa isika indraindray tsy mety mampiaraka aminy. :-D:-D:-D
15. cutie ( 05/02/2007 16:03)
mampiaraka aminy :-D:-D:-D
16. xxx ( 05/02/2007 16:39)
mandreraka be fa tsy hataonareo matotra ny famaliana ! any @ hatsikana sy lalao ny :-D:-D
17. cutie ( 05/02/2007 16:41)
xxx:-D:-D:-D:-D
18. Fiffi ( 05/02/2007 16:42)
prime:

Fa tsy miankina amin\'ny finoana ny tsy fahitàna an\'Andriamanitra raha araka ny Teniny fa miankina amin\'ny heloka sy ny fahotàna izay manakona ny tavan\'Andriamanitra...
ka ny fitombohan'ny fahitana ny tavany ve tsy ny finoana azy aloha ?


19. cutie ( 05/02/2007 16:45)
ka ny fitombohan'ny fahitana ny tavany ve tsy ny finoana azy aloha ?

zay mitsy
fa ny finoana koa arahina asa :lol:
20. Fiffi ( 05/02/2007 16:48)
tsy afaka sarahina ireo kah ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2065