Ireo tena Andriamanitra dia ireo tsy nitonona

1. tsimiandravola ( 02/02/2007 00:22)
:D
'Zay mangina volamena
répondu par prime le 23/02/2007 12:16
2. cutie ( 02/02/2007 00:31)
tsy nampoiziko:lol:
3. LazaDaddy ( 02/02/2007 00:32)
Hevitra azo tsoahina @ tenin'i tsimiandravola:
1) Misy Andriamanitra. :)
2) Misy betsaka ny "andriamanitra" tompoin'ny olona
3) Misy ny tena Andriamanitra, ary misy ny tsy tena Andriamanitra

Fanampiny avy amin'i LazaDaddy:
4) Tokana ihany no tena Andriamanitra, dia ilay Rain'i Jesoa Kristy nahary ny tany aman-danitra :)
4. cutie ( 02/02/2007 00:34)
:lol:
5. tsimiandravola ( 02/02/2007 00:41)
Ka isika anie AT daholo hono e: "à UN dieu près"
Fa nahoana no naifikareo ny dieu hafa rehetra?
Raha azonareo ny antony dia hazava aminareo koa ny nanifihako ny anareo!
6. cutie ( 02/02/2007 00:50)
hihihihi
resak tsy ho vita ndray ty :-D
7. rainisalama ( 02/02/2007 00:51)
Tsy lamaody intsony izany Ra-dada â.
8. tsimiandravola ( 02/02/2007 00:58)
Ny diavolan-ko lava,ny kilalao mbola ho ela...satria ny mesia nolazaina tonga,,,tsy nisy ara-tantara akory...nefa andrasana hiverina sahady, ary mbola andrasan'ny sasany ho tonga (jiosy), sy andrasan'ny silamo hiverin-kalevina.

Dia andraso eo i Paoly hoy ny fitenenana...Ny planeta nefa mihamafana ihany.

Tonga amin'ny filaza koa hoe "gasy ka MIANDRY"!
9. Bibilava ( 02/02/2007 01:05)
LazaDaddy:

Hevitra azo tsoahina @ tenin'i tsimiandravola:
1) Misy Andriamanitra. :)
2) Misy betsaka ny "andriamanitra" tompoin'ny olona
3) Misy ny tena Andriamanitra, ary misy ny tsy tena Andriamanitra

Fanampiny avy amin'i LazaDaddy:
4) Tokana ihany no tena Andriamanitra, dia ilay Rain'i Jesoa Kristy nahary ny tany aman-danitra :)

Ny anao kosa ry LD dia "tiré par les cheveux" foana koah!
Ny voalazan'i Tsimiandravola ve dia ahafahana mamintina ny 1) 2) 3) 4) Tena manan-tsaina vokatra mihitsy ianao izany klé!


10. xxx ( 02/02/2007 01:07)
11. cutie ( 02/02/2007 01:09)
avelao ny oul hanompo zay tompoiny e :-D
12. LazaDaddy ( 02/02/2007 01:11)
Hevitra azo tsoahina @ tenin'i tsimiandravola:
1) Misy Andriamanitra. :) (raha tsy izay tsy nataony votoatin-dresaka)
2) Misy betsaka ny "andriamanitra" tompoin'ny olona (mampiasa ny teny hoe "ireo" izy
3) Misy ny tena Andriamanitra, ary misy ny tsy tena Andriamanitra (fampiasany ny teny hoe "tena")

Fanampiny [size]avy amin'i LazaDaddy:[/size]
4) Tokana ihany no tena Andriamanitra, dia ilay Rain'i Jesoa Kristy nahary ny tany aman-danitra :)


13. cutie ( 02/02/2007 01:11)
:-D:-D:-D:-D
14. xxx ( 02/02/2007 01:15)
cutie:

avelao ny oul hanompo zay tompoiny e :-D
Raikitra fa aoka samy hihazonay ny azy tsy hanao proselytisme toy ny ataon'i LD ê!


15. LazaDaddy ( 02/02/2007 01:19)
cutie:
avelao ny oul hanompo zay tompoiny e :-D
dia avelan-dry hivarilavo any @ afobe ve ny naman-dry? 8O Kanefa rehefa izay tokoa moa no safidiny...:oops: indrisy fa tsy navelan'i Abrahama nandeha nananatra ny rahalahin'ilay mpanankarena tany @ afobe i Lazarosy :?
16. cutie ( 02/02/2007 01:25)
manaja ny finoany za
zay no fahendrena, tsy we refa tsy mitovy ny ahy de diso sy ny tariny.:lol:
17. cutie ( 02/02/2007 01:27)
Raikitra fa aoka samy hihazonay ny azy tsy hanao proselytisme toy ny ataon'i LD ê!

raikitra e:lol:
18. exdadabe ( 02/02/2007 01:33)
misy ho sainina :roll:
19. cutie ( 02/02/2007 01:34)
nga tsy hanamaina dadabe :@
20. LazaDaddy ( 02/02/2007 01:37)
cutie:
tsy we refa tsy mitovy ny ahy de diso sy ny tariny
Rehefa tsy marina dia diso: koa raha samihafa ny anao sy ny azy dia na diso ny anao, na diso ny azy, na samy diso ny anareo :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6361