Ireo tena Andriamanitra dia ireo tsy nitonona

21. cutie ( 02/02/2007 02:54)
Rehefa tsy marina dia diso: koa raha samihafa ny anao sy ny azy dia na diso ny anao, na diso ny azy, na samy diso ny anareo

:-D:-D:-D:-D
Atra rery ihany no mahalala an'zany
22. exdadabe ( 02/02/2007 10:12)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 02-02-2007 02:34:27
Lohateny : Re : Ireo tena Andriamanitra dia ireo tsy nitonona
nga tsy hanamaina dadabe

ka mbola mivavaka aloha :-$ sady sempotra @ le dinika ao ambadika ao:-$

lazaiko toi rehefa hanao aho ka:wink:

dia aleo amizay hisaina aloha fa lalina be le resaka ato:roll:
23. kelly13 ( 02/02/2007 13:48)
LazaDaddy:

cutie:
tsy we refa tsy mitovy ny ahy de diso sy ny tariny
Rehefa tsy marina dia diso: koa raha samihafa ny anao sy ny azy dia na diso ny anao, na diso ny azy, na samy diso ny anareo :)



ary ny anao?
24. LazaDaddy ( 02/02/2007 14:28)
kelly13:
ary ny anao?
tsfiditra @ ireo koa ny ahy :)

----> [size=14]Raha samihafa[/size] ny finoako sy ny an'i cutie ary ny an'i tsimiandravola dia tsimaintsy misy diso, izao ny tranga mety miseho:
*) na ny ahy sy i cutie ny diso dia marina ny an'i tsimiandravola
*) na ny ahy sy i tsimiandravola no diso dia marina ny an'i cutie
*) na ny an'i cutie s tsimiandravola no diso dia marina ny ahy
*) na samy diso ny anay telo fa tsy fantatray ilay marina

---> Raha finoana samihafa dia tsimaintsy misy diso ao fa tsy misy ary tsy hisy izany marina tapatapany izany. :)

25. tsimiandravola ( 02/02/2007 20:33)
LazaDaddy:

kelly13:
ary ny anao?
tsfiditra @ ireo koa ny ahy :)

----> [size=14]Raha samihafa[/size] ny finoako sy ny an'i cutie ary ny an'i tsimiandravola dia tsimaintsy misy diso, izao ny tranga mety miseho:
*) na ny ahy sy i cutie ny diso dia marina ny an'i tsimiandravola
*) na ny ahy sy i tsimiandravola no diso dia marina ny an'i cutie
*) na ny an'i cutie s tsimiandravola no diso dia marina ny ahy
*) na samy diso ny anay telo fa tsy fantatray ilay marina

---> Raha finoana samihafa dia tsimaintsy misy diso ao fa tsy misy ary tsy hisy izany marina tapatapany izany. :)



Ny ahy ny fantatro dia ny an'i LD no DISO.Ary ny ahy dia vitako mihitsy ny manamporofo ny fahadisoany satria tsy miankina amin'ny finoana na "dogme" na "hypothèse",fa miankina amin'ny tranga azo tsapain-tanana izay inianareo amaivanina.

Amiko dia fahasahiana mihoampampana ary mahamenatra ny filaza nataon'i LD manao hoe
ary tsy hisy izany marina tapatapany izany



26. kiranil ( 02/02/2007 21:52)
Ny ahy ny fantatro dia ny an'i LD no DISO.Ary ny ahy dia vitako mihitsy ny manamporofo ny fahadisoany satria tsy miankina amin'ny finoana na "dogme" na "hypothèse",fa miankina amin'ny tranga azo tsapain-tanana izay inianareo amaivanina.


Tsy manda ny fisian'ny andriamanitra maro aho ary ny hoe samy manana ny andiamaniny ny olona tsirairay avy, fa ny ahy kosa dia izao no momba ny Andriamanitro ary ambonin'ny andriamanitra rehetra Izy:

"lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina indrindra, sady mahatahotra, fa ambonin'ny andriamanitra rehetra.Fa ny andriamanitry ny firenena rehetra dia tsinontsinona, fa Jehovah no nanao ny lanitra.
Famirapiratana sy voninahitra no eo anatrehany, Hery sy hafaliana no ao amin'ny fitoerany" I Tant 16:25-28


"Fa lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina indrindra, Sady mahatahotra, fa ambonin'ny andriamanitra rehetra." salamo 96:4

"Fa Hianao, Jehovah ô, no avo indrindra ambonin'ny tany rehetra; Efa avo ambonin'ny andriamanitra rehetra Hianao" Salamo 97:9

"Fa fantatro fa lehibe Jehovah, Ary ambonin'ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika." Salamo 135:5


Farany dia izao no nolazain'io Andriamanitro io:

"Fa izao zavatra izao no nataon'ny tanako. Ka dia ary izao rehetra izao, hoy Jehovah; Nefa izao no olona hotsinjoviko, Dia izay malahelo sy torotoro fanahy Sady mangovitra noho ny teniko" Isaia 66:2


" Fa izao no lazain'ny Iray avo sy manerinerina, izay monina mandrakizay, masina no anarany: Ao amin'ny fitoerana avo sy masina no onenako, ary ao amin'ny torotoro fo sy ny manetry tena, hamelombelona ny fanahin'ny manetry tena sy hamelombelona ny fon'ny torotoro fo; " Isaia 57:15

misaotra.


27. cutie ( 02/02/2007 21:55)
: LazaDaddy [ Valio ] 02-02-2007 15:28:33
Lohateny : Re : Ireo tena Andriamanitra dia ireo tsy nitonona
Hoy i kelly13:
ary ny anao?
tsfiditra @ ireo koa ny ahy

----> Raha samihafa ny finoako sy ny an'i cutie ary ny an'i tsimiandravola dia tsimaintsy misy diso, izao ny tranga mety miseho:
*) na ny ahy sy i cutie ny diso dia marina ny an'i tsimiandravola
*) na ny ahy sy i tsimiandravola no diso dia marina ny an'i cutie
*) na ny an'i cutie s tsimiandravola no diso dia marina ny ahy
*) na samy diso ny anay telo fa tsy fantatray ilay marina

---> Raha finoana samihafa dia tsimaintsy misy diso ao fa tsy misy ary tsy hisy izany marina tapatapany izany.
\
fa manin moa izy io no tsy maintsy asiana we ty diso de ty marina:roll:
28. cutie ( 02/02/2007 21:57)
exdadabe [ Valio ] 02-02-2007 11:12:13
Lohateny : Re : Ireo tena Andriamanitra dia ireo tsy nitonona
Voalaza teo :
Mpandefa : cutie [ Valio ] 02-02-2007 02:34:27
Lohateny : Re : Ireo tena Andriamanitra dia ireo tsy nitonona
nga tsy hanamaina dadabe

ka mbola mivavaka aloha sady sempotra @ le dinika ao ambadika ao

lazaiko toi rehefa hanao aho ka

dia aleo amizay hisaina aloha fa lalina be le resaka ato

aiza zany dinika hafa zany fa za tsy maharaka :lol:
29. tsimiandravola ( 02/02/2007 22:48)
Manao pliavava be fotsiny ianao ra-kiranil a!
Boky mirakitra lainga ve de itompoanao ataonao tolobotsitra!!!
30. cutie ( 03/02/2007 02:24)
Boky mirakitra lainga ve de itompoanao ataonao tolobotsitra!!!

:-D:-D:-D:-D
31. kiranil ( 03/02/2007 04:47)
tsimiandravola>
Manao pliavava be fotsiny ianao ra-kiranil a!
Boky mirakitra lainga ve de itompoanao ataonao tolobotsitra!!!


1- Tezitra anga nareo izany sa izaho no diso fandray?? raha tezitra dia tandremo ny lala-dra sao misy fahatapahany tsy fidiny.. :°)
2- raha lainga ireo zavatra voalaza teo ambony ireo, dia inona no antony tokony atao mahavinitra be @ ireo voalazako ireo ry dadatoa?
3- tsy vao olona iray na roa na telo no nanenjika an\'io Soratra Masina io fa efa maro dia maro (tsy voaisa amin\'ny ratsa-tongotra); ary ny sasany aza milaza zavatra ratsy lavitra io voalazanao io. Fanontaniana aiza ireny olona ireny izao.. ny sasany namono tena, ny sasany novonoin\'olona tsy fidny, izany hoe any amban\'ny rangolahy any..ny sasany mbola velona fa miandry ny anjarany..

Jereo ny lazain\'io Boky io mbomba azy ireny:
Gen 3:19 \"fa vovoka hianao, ary hiverina ho amin\'ny vovoka indray hianao\"

Lainga ve izany?

\"Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.\" Matio 24:35
Raha ny fanenjehana maro an\'io Boky io no jerena dia efa ela io no tokony ho levona io, saingy..

Fantaro koa fa io no boky be mpanenjika indrindra hatramin\'izay; ny antony? mifanohitra @ hevitr\'olombelona sy ny sain\'olombelona ny voalaza ao.. fa dia izay iray alehany : na ny nampanoratra azy dia Jehovah Andriamanitra Mahery no mandainga na ny olombelona manenjika azy.

asa aloha izay safidinao fa ny voalazan\'io Boky io dia mazava: \"Aoka Andriamanitra no ho marina, fa ny olona rehetra kosa ho mpandainga;\" Rom 3:4 --

4- Anampiako azy dia raha ny hanenjika ny Andriamanitra voalazan\'i Soratra Masina no safidinao dia tohizo soa amantsara izany, fa tsy hiezaka akory aho ny hanova ny eritreritrao aho.

\"Izay manao ny tsy marina, aoka mbola hanao ny tsy marina ihany izy; ary izay maloto, aoka mbola hihaloto ihany izy; ary izay marina kosa, aoka mbola hanao ny marina ihany izy; ary izay masina, aoka mbola hihamasina ihany izy. \" Apokalypsy 22:11

Farany, Ilay Andriamanitro kosa anefa dia tena Fitiavana na dia eo aza izany rehetra izany.

\"Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota [mpanenjika] isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.\" Romana 5:8

Tafasaraka t@ Andrimanitra ny olona noho ny fanenjehana sy fahotana nataontsika kanefa maty namonjy izay mino Azy Kristy Zanany.
Safidinao ihany anefa na hino izany ary mibebaka na tsia.

Fa izao no lazain\'ny Iray avo sy manerinerina, izay monina mandrakizay, masina no anarany: Ao amin\'ny fitoerana avo sy masina no onenako, ary ao amin\'ny torotoro fo sy ny manetry tena, hamelombelona ny fanahin\'ny manetry tena sy hamelombelona ny fon\'ny torotoro fo; \" Isaia 57:15

Misaotra.








32. Achia ( 03/02/2007 06:09)
Kiranil a! porofoy @ aloha hoe marina ny lazain'ny baiboly fa olona tsy mino anie no mireska @ ao e! ny olona milaza fa Kristiana aza tsy mino ny rehetra izay voalaza ao koa maika fa ry tsimiandravola a!
33. bichette ( 03/02/2007 12:58)
nahoana moa no miady hevitra ?

Misy ny baiboly, soratra masina, nomena antsiky io, mahay mamaky avokoa isika, tsy misy antery na inona na inona ka samia mandray izay mahasoa azy, mino ve ianao ? minoa fotsiny ihany (jereo ny definition ny hoe finoana ao amin'ny hebreo 11 : 1 -2 ...)., Tsy te hino ve ianao ? misy zavatra manahirana anao ve ? athé ve ianao ? samy malalaka isika misafidy, Andriamanitra tsy manery fa IL PROPOSE IL OFFRE mais il n'IMPOSE PAS

:-*:-*:-*:-*:-*
34. tsimiandravola ( 04/02/2007 00:50)
kiranil:



1- Tezitra anga nareo izany sa izaho no diso fandray?? Mety tezitra ihany aho,fa tamin\'ito indray mitoraka ito dia ianao no diso fandray.Ary raha tezitra aho ao raha...

[quote=kiranil]3- tsy vao olona iray na roa na telo no nanenjika an\\\'io Soratra Masina io fa efa maro dia maro (tsy voaisa amin\\\'ny ratsa-tongotra); ary ny sasany aza milaza zavatra ratsy lavitra io voalazanao io. Fanontaniana aiza ireny olona ireny izao.. ny sasany namono tena, ny sasany novonoin\\\'olona tsy fidny, izany hoe any amban\\\'ny rangolahy any..ny sasany mbola velona fa miandry ny anjarany..
Maro tokoa fa na dia maro azo ny efa nanenjika sy ireo nihezaka ny hanazava ny fahamarinana dia henoy izany ry hazon-damosiko hoy ny mpino maro.Tsy vitan\'ny mino fotsiny izy ,fa mbola mitarika ny olona hino ihany koa ,dia izany no ataony voninahitra...Raha mba zava-marina sy voafotopototra ara-tantara marina moa ka haninona! Ny tena izy nefa dia tsy misy mitombina ilay zavatra fa voatery iantsoana an-DRAFINOANA mba hijoro.

Dia mba ahoana kosa ary ?...aiza ireny mpino rehetra ireny izao? Moa va tsy mitovy ihany amin\'ireo tsy mpino ihany?Samy miandry ny anjarany ihany koa,samy marary,samy mihaantitra,samy voan\'ny sery samy maty....mitovy ihany ny fiafarana!! Sa ahoana???

Jereo ny lazain\\\'io Boky io mbomba azy ireny:
Gen 3:19 \\\"fa vovoka hianao, ary hiverina ho amin\\\'ny vovoka indray hianao\\\"
Ary ny kristiana ve tsy ho lassa vovoka? Ary raha misy zava-marina sasantsasany ve ao amin\'ny boky iray dia marina daholo ny havendranana ambiny??



\\\"Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.\\\" Matio 24:35
Ny fantatro kosa dia maro ny boky na sangan\'asa nolevonin\'ny mpino taloha.Ao amin\'ny baiboly ihany aza dia efa misy mirakitra an\'io fomban-drazana io.Toy izany koa ny nanafoanana ny evangile sy ny écrits miisa 60 maheery,nataon\'i Irenee tosibohontanana fotsiny.


6mbola maikamaika aho aloha izao fa ho hita eo ny tohiny.
35. Zina ( 04/02/2007 03:49)
Achia a,
efa nolazain'i Kiranil eo daholo ny maha Andriamanitra an'andriamanitra ka...
fa tsy misy mamaky satria tsy te-hino fa tsy misy afa tsy Andriamanitra iray ihany...

lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina indrindra, sady mahatahotra, fa ambonin'ny andriamanitra rehetra.Fa ny andriamanitry ny firenena rehetra dia tsinontsinona, fa Jehovah no nanao ny lanitra.
Famirapiratana sy voninahitra no eo anatrehany, Hery sy hafaliana no ao amin'ny fitoerany" I Tant 16:25-28


"Fa lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina indrindra, Sady mahatahotra, fa ambonin'ny andriamanitra rehetra." salamo 96:4

"Fa Hianao, Jehovah ô, no avo indrindra ambonin'ny tany rehetra; Efa avo ambonin'ny andriamanitra rehetra Hianao" Salamo 97:9

"Fa fantatro fa lehibe Jehovah, Ary ambonin'ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika." Salamo 135:5


Farany dia izao no nolazain'io Andriamanitro io:

"Fa izao zavatra izao no nataon'ny tanako. Ka dia ary izao rehetra izao, hoy Jehovah; Nefa izao no olona hotsinjoviko, Dia izay malahelo sy torotoro fanahy Sady mangovitra noho ny teniko" Isaia 66:2


" Fa izao no lazain'ny Iray avo sy manerinerina, izay monina mandrakizay, masina no anarany: Ao amin'ny fitoerana avo sy masina no onenako, ary ao amin'ny torotoro fo sy ny manetry tena, hamelombelona ny fanahin'ny manetry tena sy hamelombelona ny fon'ny torotoro fo; " Isaia 57:15

Misaotra Kiranil :-*
36. kiranil ( 04/02/2007 22:42)
Izaho moa efa nilaza tery ambony fa tsy hiezaka akory hanova ny hevitrao fa dia tohizo ny fanenjehanao raha izay no safidinao. kanefa dia aleo haneho hevitra kely eto ihany aloha aho.

1- Tsy ataoko mahagaga ny teninao hoe vendrana izay manaiky fa marina io Boky io. satria misy antony ao. Tsy azon\'ny olona na oviana na oviana ny tena marina voalazan\'io Boky io raha mbola ny sainy fotsiny no mitarika azy. Izay no mahatonga ny olona maro [na dia milaza tena fa kristianina aza izy] mbola mitsaratsara fotsiny hoe ito marina ito tsy marina @ izay voalaza ao, dia izay teny tiatiany sy mifanaraka @ heritreriny fotsiny no lazainy fa marina.

\" Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an\'ny Fanahin\'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany.\" IKorintiana 2:14

\"Fa ny teny ny amin\'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin\'izay ho very, fa herin\'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.\" IKorintiana 1:18

2- Izaho kiranil ry tsimiandravola dia \"anti-religion\", ary tsy mpanaraka religion satria ny religion amiko dia fombafomba noforonin\'olombelona hanatonana an\'Andriamanitra.
Kanefa Andriamanitra dia efa nanalotra fomba tokana anantonana Azy dia ny finoana an\'i Jesosy Kristy ho zanak\'Andriamanitra iza nidina tety an-tany hamonjy ny olona rehetra. Kanefa mila mino izany.

\"Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana, tsy misy olona mankany amin\'ny Ray afa-tsy amin\'ny alalako.\"

Ary Jesosy Kristy izay tompoko dia tsy nitondra \"religion\" mba ho arahin\'olona fa ny didiny no napetrany ho an\'ny mpanaraka azy dia ny Fitiavana izany. Fitiavana an\'Andriamanitra @ fo, saina sy fanahy; ny fitiavana ny namana tahaka ny tena, nefa koa ny tsy fankahalana ny fahavalo. Tapitra.

3- Raha misy fotoana ianao dia mba hazavao kely hoe ny fomba fijerinao satria toa ohatrany manao \"raisonnement\" na misaina @ resaka \"honohono\" fotsiny ianao, fa tsy misy zavatra mitombona aloha hatramin\'izao:

hoy ianao mantsy :
\"Ka isika anie AT daholo hono e: \"à UN dieu près\"


Raha andriamanitra daholo ny olombelona rehetra dia maninona no mbola tsy maintsy noana, tsy maintsy mahatsiaro marary, mahatsiaro mangatsiaka..sns..?

Hoy ianao:
Ny diavolan-ko lava,ny kilalao mbola ho ela...satria ny mesia nolazaina tonga,,,tsy nisy ara-tantara akory


Tonga dia disoako ianao amin\'izany resaka ataonao izany.. fa na ny siantifika aza efa nanaporofo ny fandalovan\'i Jesosy Krity tety an-tany. Ny finoana sisa no mitondra azy hoe ekenao ve fa Izy tokoa ilay mesia na ilay Zanak\'ondrin\'Andrimanaitra izay manaisotra ny fahotan\'iazao tontolo izao sa tsia.

Santionany fotsiny ito lahatsoratra ambany ito nosoratan\'olona siantifika:

ka raha milaza ny tenanao ianao fa atidoha dia ito ary misy olona vendrana noho ianao. Peter Stoner no anarany: (Aleo ataoko @ version original mintsy fa tokony ho hainao izany raha tsy vendrana ianao)

Professor Peter Stoner (1888-1980) was Chairman of the Departments of Mathematics and Astronomy at Pasadena City College until 1953, and Chairman of the Science Division of Westmont College from 1953 to 1957. Stoner calculated the probability of one man fulfilling only a handful of the over 300 Messianic prophecies. In 1944, he published his research results in Science Speaks: Scientific Proof of the Accuracy of Prophecy and the Bible. Stoner concluded that the probability of one person fulfilling just eight of the specific prophecies was one chance in 10.17 (one followed by 17 zeros) [na hoe 10 anabo 17]. How about one person fulfilling just 48 of the over 300 prophecies? Stoner calculated these odds at one chance in 10157 -- way beyond statistical impossibility! \"

\"The Book of Daniel was written 500 years before the birth of Jesus. In Chapter 9, Daniel predicts the very day that the Messiah would enter Jerusalem and present himself as king for the first time. The prophecy states that 69 weeks of years (69 x 7 = 483 years) would pass from the decree to rebuild Jerusalem until the coming of the Messiah. 3 Since Daniel was written in Babylon during the Jewish captivity after the fall of Jerusalem, this prophecy was based on the Babylonian 360-day calendar. Thus, 483 years x 360 days = 173,880 days.
According to records found in the Shushan (Susa) Palace, and confirmed in Nehemiah 2:1, the decree to rebuild Jerusalem was issued by the Persian king, Artaxerxes Longimanus, on March 5, 444 BC. Remarkably, 173,880 days later (adjusting for leap years), on March 30, 33 AD, Jesus rode into Jerusalem on a donkey (fulfilling the prophecy in Zechariah 9:9).4 Five days later, Jesus was crucified on a Roman cross just outside Jerusalem. (Actually, the form of his execution and even his last words were foretold hundreds of years earlier in Psalm 22.) Three days later, the New Testament accounts declare that Jesus rose from the dead on Easter Sunday, fulfilling numerous other prophecies of the long-awaited Messiah\"

4- Ny mino an\'i Jesosy Kristy ho Mpamonjy azy tompoko dia fantaro fa na maty aza izy dia mbola ho velona indray. [Satria Jesosy dia maty nefa nitsangana nefa nandresy ny fahafatesana]. Izay ilay finoana tsy ananan\'ny olona tsy manaiky tarihin\'ny Fanahin\'Anriamanitra.

\"Hoy Jesosy taminy: Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray.\" Jaona 11:25

5- aleo angamba @ manaraka indray fa misaotra namaky hatramin\'ny farany.

Veloma.. :-*
37. tsimiandravola ( 04/02/2007 23:24)
Na dia lava dia lava aza ny resaka vao nalefan'ao ry kiranil dia voavakiko hatrany amin'ny farany.

1) aloha dia tsy vaovao amin'ireo resakao rehetra ireo aho,ary n'iza n'iza mpino,na vandambandana aza dia efa ela no "au courant" ny amireny resaka rehetra ireny.Ary ny eo ihany no miverina.

2)Ny resaka "religion" dia mpanaraka "religion" daholo ireo kristiana tany amboalohany nantsoina hoe "gnostique".Nony tonga ny kristiana "vaovao" (vaovao satria nampisy ara-nofo ny kristy-a-ny) dia niseho ho tsy nanaraka religion fa nanaraka "olona".Io olona io nefa dia tsy nisy akory fa "nampisiana" ara-nofo.Ary tsy misy mihitsy ny porofo matotra ahafahana manaporofo ny fisiany,fa ny mifanohitra amin'izany no azo porofoina.

3)Ny momba ny voalazanao ny amin'ilay siantifika antsoina hoe Peter Sonner sy ny namany (satria tsy izy io irery ihany no manao karajia toy io),dia ilazao izy fa ny tsara ataony dia ny mamotopototra ny nisian'ilay olona ara-tantara aloha ,fa tsy ny calcul de probabilité ny amin'ny fahatanterahan'ny profesia momba azy.Indrindra indrindra fa ny "fiainan'i Jesoa" dia naompana fanahiniana amin'ny "profesia".

Noho izany mba manaova aloha fandinihan-tena tsara vao manoratra sy mamoaka pliavava efa fanta-bahoaka.Manoatra noho ianareo irery iny ery no mahalala ireo efa voasoratrao ireo.

Diniho tsara fotsiny fa hatrany amin'ny "naissance virginale" ka hatrany amin'ny fitsanganan'i lery amin'ny maty sy ny fiakarany any an-danitra dia farafahakeliny "maimbomaimbo" lainga sy longoho mitoto-bozaka daholo.Hatrany amin'ny voalohany ka hatrany amin'ny farany dia tsy maintsy ampiharana foana ilay "FINOANA"

Eisy ê!!!
38. niryna ( 05/02/2007 04:59)
Maro ny andriamanitra ary na ny baiboly aza dia efa nanafatra antsika hoe aza manana andriamanin-kafa afatsy izaho irery ihany.Hafahafa be koa ilay fanontaniana.Asa na ny tianao ho tenenina ve dia hoe misy firy ny andriamanitra?
Ilay Atra (soratra lehibe) dia iray ihany ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina izay iray ihany izy ireo.Io no Atra avo indrindra ary io no tokony hiankohonan'ny mino rehetra.
Izay zavatra tompoina na inona na inona no andriamanitra amiko.Na zavatra ara-nofo(materials things or flesh),na zavatra ara-panahy(spiritual things),rehefa io no tompoina dia izay no atao hoe andriamanitra. Vola no tompoina mihoatra ny zavatra rehetra? Io no andriamanitrao. Misy manao ny volana ,ny kintana,ny omby,ny razana ho andriamanitra.
koa ho antsika samy mahalala ny tena A/tra hinoany sa ny andriamanitry ara-nofo no hafa tompoin-tsika?
Izay no mety mahatonga ny olona mandeha any amin'ny mpijery tanana na mpijery volana mijery ny androny satria tsy mino na tsy manana an'Atra izy ka mitady zavatra ho fikirana ataony andriamanitra:roll:
39. majesty ( 05/02/2007 05:16)
Samy manana ny Andriamaniny ny olona tsirairay,ao ny vola ao ny harena,ao ny fitiavana,ao ny vato aman-kazo,ao ny olona lazainy fa masina (ho an'ireo izay mivavaka @ tromba),nefa na ao amin'ny Baiboly izay manambara ny Andriamanitry ny Kristiana aza dia mbola samihafa ihany koa ny fandraisany an'ilay Andriamanitra fa angah tsy loza e!
fa ny ahy aloha sahiko ny milaza fa fantatro izay inoako e!
40. cutie ( 05/02/2007 14:40)
majesty marina zany
de aoka samy hifanaja sy hitana ny azy :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4106