Fitiavan-tanindrazana sy ny paradisa?

1. niryna ( 30/01/2007 07:04)
Voahantso hanompo firenena ity kristiana iray fa nisy ady teo amin'ny tanindrazana.Nisy fifanjevoana ary dia voatery nampiasa basy izy namono ilay olona fahavalony 8O.Ny didi-folo anefa milaza hoe aza mamono olona.Tiany sy narovany ny tanindrazana (l)(l) kanefa koa izy nandika ny didi-folo.Ahoana tokony mety ahazo ny fanjakan'ny lanitra ihany ve izy sa tsia? :cry::cry:
répondu par niryna le 01/02/2007 17:28
2. ndrena ( 30/01/2007 12:06)
samy manana ny asa sy ny toerana hametrahan'A/tra azy ny ol ts11.Noho izany raha manana anjara hiaro ny tanindrazany izy dia ataoko fa tsy olana izany,eo koa ny manampahefana isankarazany satria ny tenin'A/tra dia milaza hoe:TSY HOENTINA FOTSINY AKORY NY SABATRA ARY KOA TSY MISY FAHEFANA RAHA TSY AVY AMIN'ANDRIAMANITRA;
3. booboo ( 30/01/2007 12:55)
Ahoana tokony mety ahazo ny fanjakan'ny lanitra ihany ve izy sa tsia?

f'angaha moa tsy Izy irery ihany no tompon'ny teny farany @ hoe iza no mankany na tsia ?
4. tywa68 ( 30/01/2007 13:29)
zà mbô gaga ry booboo !
5. Zina ( 30/01/2007 17:38)
samy manana ny asa sy ny toerana hametrahan'A/tra azy ny ol ts11

marina izany ... Io koa amiko dia safidy...
6. dailynews ( 30/01/2007 18:39)
somary mahalasa saina kely ilay fanontaniana satria dia tsy dia tonga tao antsaiko.
Ny ao ampiangonanay ny miaramila ho any Iraq dia entin ny fiangonana ambavaka mba harovan Atra sns... ary ny miverina avy any dia mijoro vavolombelona ny fomba niarovan Atra azy dia misy tokoa ny tantara mahagaga.

dia tsy hitako izay lazaina.toa mitovy hevitra @ ndrena aho eto.
7. LazaDaddy ( 30/01/2007 23:36)
niryna:
Voahantso hanompo firenena ity kristiana iray
tsy kristianina izany amiko satria ny kristianina dia Andriamanitra Rain'i Jesoa Kristy no tompoiny fa tsy olon-kafa na "andriamani-kafa" na koa "idole" toy ny "firenena"
8. cutie ( 31/01/2007 01:51)
tsy kristianina izany amiko satria ny kristianina dia Andriamanitra Rain'i Jesoa Kristy no tompoiny fa tsy olon-kafa na "andriamani-kafa" na koa "idole" toy ny "firenena"

tsy nisy fanontanian teo we kristiana sa tsia le oul :-D
9. cutie ( 31/01/2007 01:54)
f'angaha moa tsy Izy irery ihany no tompon'ny teny farany @ hoe iza no mankany na tsia ?

eka ouz:lol:
10. cutie ( 31/01/2007 01:54)
: ndrena [ Valio ] 30-01-2007 13:06:56
Lohateny : Re : Fitiavan-tanindrazana sy ny paradisa?
samy manana ny asa sy ny toerana hametrahan'A/tra azy ny ol ts11.Noho izany raha manana anjara hiaro ny tanindrazany izy dia ataoko fa tsy olana izany,eo koa ny manampahefana isankarazany satria ny tenin'A/tra dia milaza hoe:TSY HOENTINA FOTSINY AKORY NY SABATRA ARY KOA TSY MISY FAHEFANA RAHA TSY AVY AMIN'ANDRIAMANITRA

mitovy hevitra :lol:
11. Zina ( 31/01/2007 03:03)
LazaDaddy [ Valio ] 31-01-2007 00:36:56
Lohateny : Re : Fitiavan-tanindrazana sy ny paradisa?
Hoy i niryna:
Voahantso hanompo firenena ity kristiana iray
tsy kristianina izany amiko satria ny kristianina dia Andriamanitra Rain'i Jesoa Kristy no tompoiny fa tsy olon-kafa na "andriamani-kafa" na koa "idole" toy ny "firenena

betsaka mihitsy ny mizara hevitra amin;io...
12. majesty ( 31/01/2007 09:12)
ny olona voavela heloka no makany an-danitra,ka na namono olona an'arivony aza izy ka voavelan'Atra ny helony dia mahazo billet izy ho any @paradisa:D
13. prime ( 31/01/2007 13:45)
Mitovy hevitra amin\'i ndrena aho eto... fa ny Zanak\'Israely rehefa nahazo ny teny faminaniana ka niditra tao Kanàna, moa va tsy niady ny miaramila? ary i Josoa aza (nandimby an\'i Mosesy), moa tsy sady mpitari-tafika, no mpaminany, no mpitarika, no mpitsara?... ny fanjakàna rehefa notafihan\'ny Filistina, moa va tsy ady no niseho taorian\'ny fandresen\'i Davida?... Moa tsy Andriamanitra mihitsy nefa no nitahy ireo mpiady sy mpiantafika?...

Samy nanana ny fanomezam-pahasoavany ny olona rehetra... misy ny manana izany manokana amin\'ny fiarovana ny firenena...

Fa ny tsy azoko eto amin\'ity resak\'i niryna ity dia ny hoe : \"nisy ady teo amin\'ny tanindrazana\"... ady inona, fampandrian-tany, sa ady t@ firenen-kafa (notafihany sa nanafika azy?)... fihantsiana sa fiarovan-tena?...

Ny fankasitrahan\'Andriamanitra na tsia dia Azy irery ihany ny mitsara ary manana ny teny farany raha voavela heloka na tsia ny olona satria miankina amin\'ny finoan\'ny tsirairay izany fa tsy miankina amin\'ny asa nataony...
14. prime ( 31/01/2007 13:45)

15. prime ( 31/01/2007 13:45)

16. prime ( 31/01/2007 13:45)

17. dailynews ( 31/01/2007 17:00)
prime> fa naninona no inefatra be izao no nalefa ity izy? :*
18. dailynews ( 31/01/2007 17:10)
Ohatry ny asan ny polisy ihany koa io. dia tsy asiana izany ny polisy satria mety hamono olona izy? ary tsy ho any izany ny kristiana satria mety hampiasa basy?

mino anefa aho fa ny mpitandro filaminana tsy mifanohitra amin ny sitrapon Atra. mazava ho azy fa ny miaramila ihany koa.

resaka lalina be io: fa mitovy hevitra amin i prime koa aho eto.

raha mijery ny adin ny firenena israely ihany koa aminy tany arabo manodidina azy hatramin izao dia hita taratra ao anaty baiboly ny hisiany ary ny hiarahan Atra amin ny firenena israely sy ny hampandresy azy amin ny ady izay ataony.

19. niryna ( 01/02/2007 07:14)
LazaDaddy:

niryna:
Voahantso hanompo firenena ity kristiana iray
tsy kristianina izany amiko satria ny kristianina dia Andriamanitra Rain'i Jesoa Kristy no tompoiny fa tsy olon-kafa na "andriamani-kafa" na koa "idole" toy ny "firenena"

LZ a angaha misy taratasy rehefa voaantso miaramila hoe kristiana ity olona ity na tsia? Lahy sa vavy no misy

20. ndrena ( 01/02/2007 08:00)
Na dia eo @ lalana koa aza anie dia misy ny atao hoe:fiarovan-tena e,tsy meloka @ izay.ka raha hiandry ny tifitra ho tonga aminao fotsiny ianao nefa afaka miaro tena ihany dia lasa mamono tena indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4909