Fitiavan-tanindrazana sy ny paradisa?

21. prime ( 01/02/2007 11:03)
Miala tsiny re ry zareo... fa ni-rame be ilay pc... dia lasa niverimberina ilay izy...:oops:
22. niryna ( 01/02/2007 17:22)
booboo:

Ahoana tokony mety ahazo ny fanjakan'ny lanitra ihany ve izy sa tsia?


f'angaha moa tsy Izy irery ihany no tompon'ny teny farany @ hoe iza no mankany na tsia ?

Mety mandeha ny eritreritra ry booboo a?

23. niryna ( 01/02/2007 17:24)
dailynews:

prime> fa naninona no inefatra be izao no nalefa ity izy? :*



=))=))=))=))izaho koa aza mba gaga,hoy aho hoe matin'i pprime aho kay teo ihany no niverina.
24. niryna ( 01/02/2007 17:28)
dailynews:

Ohatry ny asan ny polisy ihany koa io. dia tsy asiana izany ny polisy satria mety hamono olona izy? ary tsy ho any izany ny kristiana satria mety hampiasa basy?

mino anefa aho fa ny mpitandro filaminana tsy mifanohitra amin ny sitrapon Atra. mazava ho azy fa ny miaramila ihany koa.

resaka lalina be io: fa mitovy hevitra amin i prime koa aho eto.

raha mijery ny adin ny firenena israely ihany koa aminy tany arabo manodidina azy hatramin izao dia hita taratra ao anaty baiboly ny hisiany ary ny hiarahan Atra amin ny firenena israely sy ny hampandresy azy amin ny ady izay ataony.







Voavalinao ny fanontanian'i prime.
Ilay olona voahantso hiaro ny tanindrazany ary hanafika ireo fahavalo ka nitifitra nahafaty olona ilay izy.Ataoko eto ity fa misy manontany, azafady.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1404