leobe aho
1. anare
(
25/01/2007 13:08)
Misy anarana dia mandeha eto foana ary ny farany dia mahakivy na ny hanoratra eto ary fa toa natao ho an'ny gasy izy ty nefa ny tsy fitiava&na gasy no bedebe. Misy olona efa tokony esorina mintsy satria refa tsy mpitarika adimpoko dinika serasera dia manaratsy mpitondra, dia aveondray mamely ny aty andafy dia aveondray tsimanao afatsy ny manambany ny gasy. Samy itady matoa tonga aty, na misy paps na tsia. Ra tsy te ahita gasy tsony na tsy ho gasy mandehana any papooasie fa masorena na ny mamaky ny anaranao aza.
répondu par niryna le 07/03/2007 06:12
3. xxx
(
25/01/2007 14:45)
koa maninona rha tsy miditra rehefa tsy mahazaka eh! enao tsy mahazaka ndray ve no mitady hanala olona
5. mpindrana
(
25/01/2007 16:07)
asian'i anare mafy indray ilay namako iraika iny .Aok'izy baina fa mahafinaritra be anie.
6. vale
(
25/01/2007 16:26)
hihihi, :°) nareo koh! mety manala azy ange izy na misy mora miakatra de zay ny anaovany le izy e, tsy hay tsony :-w :?:
7. vale
(
25/01/2007 16:28)
anare::wink: valio araka izay fantatrao fa mety fotsiny izy de izay :wink:
11. niryna
(
25/01/2007 16:54)
anare:
Misy anarana dia mandeha eto foana ary ny farany dia mahakivy na ny hanoratra eto ary fa toa natao ho an'ny gasy izy ty nefa ny tsy fitiava&na gasy no bedebe. Misy olona efa tokony esorina mintsy satria refa tsy mpitarika adimpoko dinika serasera dia manaratsy mpitondra, dia aveondray mamely ny aty andafy dia aveondray tsimanao afatsy ny manambany ny gasy. Samy itady matoa tonga aty, na misy paps na tsia. Ra tsy te ahita gasy tsony na tsy ho gasy mandehana any papooasie fa masorena na ny mamaky ny anaranao aza.
Teny tsy valiana fa tsy atao ankarary fo na tsiponina tsirairay ny tian'ny olona.Tsy isika no afaka manova ny toetrany fa izy irery ihany:D:D
13. xxx
(
26/01/2007 06:08)
anare::-P:-P:-P:-P
fa toa natao ho an'ny gasy izy ty nefa ny tsy fitiava&na gasy no bedebe,aveondray tsimanao afatsy ny manambany ny gasy. Ra tsy te ahita gasy tsony na tsy ho gasy mandehana any papooasie fa masorena na ny mamaky ny anaranao aza.
Misy olona efa tokony esorina mintsy satria refa tsy mpitarika adimpoko dinika serasera dia manaratsy mpitondra, dia aveondray mamely ny aty andafy dia . Samy itady matoa tonga aty, na misy paps na tsia.
Manaova demission dia tsy marary intsony ny fonao8-)8-)
16. niryna
(
29/01/2007 02:07)
anare:
mahakivy na ny hanoratra eto ary fa toa natao ho an'ny gasy izy ty nefa ny tsy fitiava&na gasy no bedebe. Misy olona efa tokony esorina mintsy satria refa tsy mpitarika adimpoko dinika serasera dia manaratsy mpitondra, dia aveondray mamely ny aty andafy dia aveondray tsimanao afatsy ny manambany ny gasy. Samy itady matoa tonga aty, na misy paps na tsia. Ra tsy te ahita gasy tsony na tsy ho gasy mandehana any papooasie fa masorena na ny mamaky ny anaranao aza.
Anare a manontania tena hoe maninona aho no kivy,angaha izy ity asa ka tsy maintsy atao?
Ahoana moa no hitenenako hoe tsy tia gasy ilay olona,sao mba tsy izany no tiany ho tenenina?
Fa angaha moa izaho afaka hanala aza na-mandoto rano aza izy fa tsy izy ihany no tsy manoratra intsony di.
Ny any an-dafy indray no asiany voa koa ve izaho
Inona moa no zavatra nanambaniany ahy?
Tsy isika no nanao ilay olona koa ahoana no sorena,dingano fotsiny ny anarany dia basy.
Izany Anare a ,aza tezitezitra amin'ny tsy misy dikany fa ny tension-nao ihany no miakatra eo,dia tsy afaka mamonjy anao anie ny olona ato e:P:P.Saika samy mandalo ny olona mpanebaka sy mpanamany sy mpandrangitra ny olona ato ary misy aza manao kivazivazy kanefa tena izy.e,e,e, Tsy ataoko mampifaremotra ahy izany,ny olana madinidinika aza tsy ho voavahako koa ampiko indray ve?
17. Papoose
(
31/01/2007 04:36)
fa mbola tsy matiko lolo aloha le "papooasie" iza io sa inona io? sao de mba manitsakitsaka ny tsikiko de ampy ato @serasera:-D mila jerena akaiky!:roll:
18. niryna
(
31/01/2007 06:06)
Zina:
inn zany mahay manakora zany?
Faly ny fahavoazan'ny sasany no dikany.Na izay ny anao fa nahita tsara izay ianao8O8O.Io ihany koa no filazany azy.Matetika mifananihany ny ankizy hoa 'zay ary ny an...
Toa hitako ery ilay paozin'ilay olona manebaka sy manakora."Sakory izay" hoy ilay olona sady mangarika no mivindina ny molony.Voa tanteraka:x
19. Fiffi
(
04/02/2007 21:14)
aza vakiana fotsiny zay zavatra lazainy raha toa ka tsy tanty eh ! aza hatao mankarary zay zavatra lazainy , rehefa tsy manompa anao izy de aleo hilaza zay lazainy ao.....
20. xxx
(
06/02/2007 06:47)
Toetra tsy hitovizana fa misy koa tena tsy mitsahatra ny miady sy mitsongoloka ny sasany eto