leobe aho
21. anare
(
08/02/2007 14:56)
papoose a, papooasie dia tany nlavitra tsisy gasy any. Zay alo de azo antoka,mbola primitif ny ol any. Misy misalaka any, misy miboridana. Tsy le oe primitif cannibal akory a ! fa tena lay mbola vokatry ny tany reny e ! tsy marary loatra ny ol any fa saingy tsy ela velona loatra koa. Mbola miaza, manjono, mitango.
22. niryna
(
08/02/2007 15:16)
xxx:
Toetra tsy hitovizana fa misy koa tena tsy mitsahatra ny miady sy mitsongoloka ny sasany eto
Marina tanteraka io ry xxx,amin'ity indray mitoraka ity tsy maninona ianao raha tsy te-hanonona anarana :lol:
Misy vao mivoaka ny size dia ny hitsongoloka sy amoaka ny toetra ratsiny foana no mivoaka,indrindra moa fa ..
Ny olona sasany dia ataon'ny satana fitaovana handrava izay zavatra mahasoa ny olona.
23. xxx
(
16/02/2007 06:11)
niryna:
[quote=xxx]
Toetra tsy hitovizana fa misy koa tena tsy mitsahatra ny miady sy mitsongoloka ny sasany eto
Marina tanteraka io ry xxx,amin'ity indray mitoraka ity tsy maninona ianao raha tsy te-hanonona anarana :lol:
Misy vao mivoaka ny size dia ny hitsongoloka sy amoaka ny toetra ratsiny foana no mivoaka,indrindra moa fa ..
Ny olona sasany dia ataon'ny satana fitaovana handrava izay zavatra mahasoa ny olona.
Mahatsapa izany koa aho ry niryna sy xxx
24. xxx
(
16/02/2007 08:01)
aza faly mitsikera olona fotsiny ry niryna a! ny zavatra lazainao hiany no mahatonga ny famaliana sahazy azy! tsy zay lazainao rehetra ange no marina e! sa paiso daholo ny hafa ?
25. Papoose
(
17/02/2007 16:07)
anare:
papoose a, papooasie dia tany nlavitra tsisy gasy any. Zay alo de azo antoka,mbola primitif ny ol any. Misy misalaka any, misy miboridana. Tsy le oe primitif cannibal akory a ! fa tena lay mbola vokatry ny tany reny e ! tsy marary loatra ny ol any fa saingy tsy ela velona loatra koa. Mbola miaza, manjono, mitango.
misaotra anare a!mazava tsara fa efa saika tapaka ny lalandra madinikako!:-/
26. niryna
(
18/02/2007 06:21)
xxx:
aza faly mitsikera olona fotsiny ry niryna a! ny zavatra lazainao hiany no mahatonga ny famaliana sahazy azy! tsy zay lazainao rehetra ange no marina e! sa paiso daholo ny hafa ?
Mbola tsy reraka ny mankahala ahy foana ve ianao e.Mampitoma be mihitsy
27. linarako2
(
02/03/2007 22:56)
[quote=anare]
Ianao koa mahatsapa izany,mpanenjika ny hafa foana no ataony sady manenjika isa fotsiny.Ireny no atao hoe mitady seza sy mitady voninahitra kanefa tsy misy azo raisina mihitsy ny heviny.Izay manao hevitra tsara indrindra ny fivavahana dia sakanan'izy mianakavy
Ny olona toy ireny dia olona tsy manana fifaliana ka ato no mitady hanao patron-be hanandevo ny namana.8-)
Izaho koa nandinika an'io ary tena manao ady farombaka ny olona iray na roa ry zareo,mino koa aza aho fa izy mianakavy ihany no mifanome oroka io fa raha ny toetrany mihitsy tsy tokony hitana ny laharana ambony satria tsy misy azo raisina na iray aza ny heviny,mety voavidin'ny volany angamba ny serasera dia mampitombo ilay isa mahazo folo foana izy.Tena tsy misy azo raisina na iray aza a eto.;-);-);-)
Misy anarana dia mandeha eto foana ary ny farany dia mahakivy na ny hanoratra eto ary fa toa natao ho an'ny gasy izy ty nefa ny tsy fitiava&na gasy no bedebe.
Ianao koa mahatsapa izany,mpanenjika ny hafa foana no ataony sady manenjika isa fotsiny.Ireny no atao hoe mitady seza sy mitady voninahitra kanefa tsy misy azo raisina mihitsy ny heviny.Izay manao hevitra tsara indrindra ny fivavahana dia sakanan'izy mianakavy
manaratsy mpitondra, dia aveondray mamely ny aty andafy dia aveondray tsimanao afatsy ny manambany ny gasy. Samy itady matoa tonga aty,
Ny olona toy ireny dia olona tsy manana fifaliana ka ato no mitady hanao patron-be hanandevo ny namana.8-)
Ra tsy te ahita gasy tsony na tsy ho gasy mandehana fa masorena na ny mamaky ny anaranao aza.
Izaho koa nandinika an'io ary tena manao ady farombaka ny olona iray na roa ry zareo,mino koa aza aho fa izy mianakavy ihany no mifanome oroka io fa raha ny toetrany mihitsy tsy tokony hitana ny laharana ambony satria tsy misy azo raisina na iray aza ny heviny,mety voavidin'ny volany angamba ny serasera dia mampitombo ilay isa mahazo folo foana izy.Tena tsy misy azo raisina na iray aza a eto.;-);-);-)
28. niryna
(
07/03/2007 06:12)
Samy manana ny sainy ny olona ka izay fantany fa mahafaly azy dia aleo izy hiteny ka