Izay tia adala,izahay roa ity nifanena ny olon-tiana!

1. xxx ( 21/01/2007 22:29)
Nitovy ny hevitray mirahavavy na dia tsy mitovy aza ny toerana hipetrahana,izy any France,izaho indray USA.Afaka misoratra ve izahay raha tsy mbola vita ny ttsy? Ny tena marina mbola samy tsy manana.Inona no ataonay ary aiza avy izahay no mandeha.Antsoy hoe Tiana ny zandriko ary izaho Velo.
répondu par niryna le 09/02/2007 06:40
2. Zina ( 21/01/2007 22:38)
3. malalatinasoa ( 22/01/2007 05:36)
:roll: mpirahavavy misoratra?
4. booboo ( 22/01/2007 13:31)
tsy azo tsy araka tsy mazava
5. mignone ( 22/01/2007 14:18)
nitombo iray indray ny a... serasera:lol::-D
6. booboo ( 22/01/2007 14:24)
vao maika loza ndray re e
7. Ralay ( 22/01/2007 15:07)
Tsy dia tena mazava marina ilay izy na dia misy azo² kely ihany :roll: azavao tsara hoe ry xxx
8. xxx ( 22/01/2007 19:13)
xxx> mitonatonana
9. xxx ( 23/01/2007 05:55)
Mitonatonana ahoana ry xxx a, izahay mirahavavy samy manana olon-tiana ka izany no anontaniako anareo.Afaka misoratra avy ve izahy roa,hanambady lehilahy roa samy hafa:o8O:wink:
10. booboo ( 23/01/2007 07:44)
dé aiza ny olana ? misoràta kouh...dé miteraha fito lahy fito vavy e
11. tywa68 ( 23/01/2007 14:24)
Tsy aleo ve ny RAD no anontaniana vô ny eto ?
booboo : :-D:-D
12. rakaroka ( 23/01/2007 16:52)
Tany Las Vegas toa possible izany, satria maro ireo
nanao mariage any, tsy haiko fotsiny ny fiovana izao!
Ny eto Frantsa toa mila ttasy foana!
13. niryna ( 23/01/2007 17:47)
xxx:

xxx> mitonatonana


Ary tonga dia pepoan'i xxx kosa ilay olona e .io anie hoy aho no teneniko hoe misy olona eto tsy manantsaina afatsy ny manapepo ny sasany foana e.Mila miova amin'izay isika fa efa miova ny taona izay mahasoa sy mahatsara ny fiainana no tokony ho tadiavina.Ra-fifaliana sy mizara ary manampy ny namana mila vonjy io e:D:D:D
14. rakaroka ( 25/01/2007 09:03)
Fa 'zao e. Tena tsapako mihitsy ny "situation" eto ary mivavaka aza aho hisian'ny vahaolana: tena mila mivavaka tokoa! Misy associations ihany eto Frantsa
manampy ny olona sahirana sy en difficulté aza, vao haingana aza no tsaroako misy olona toa izany koa
fa teraka janvier ity ilay vadiny! tsy misy en règle rizareo dia toa association izay no mi-intérvenir @ droit rehetra ... Hitanao i Abbé Pierre lasa ity, 'ngaha moa manontany paps sns...ny resto du coeur, na misy "assistante sociale toa piste ihany!
'za efa nandalo ny cas-nao fa tena nody tany Dago mihitsy aho vao vita ny paps-ko fa nassuré-ko alohan'ny nodiako tany ny niverenako, en faite niasa au noir aloha aho dia nanantona centre de formation
matanjaka izay, dia nanao inscription d'étude aho no nivoahako!...
15. xxx ( 26/01/2007 06:15)
Anandrana koa izahay e ry rakorako.
16. niryna ( 26/01/2007 15:17)
Mahavita soa e!
17. rakaroka ( 26/01/2007 23:14)
xxx:

Anandrana koa izahay e ry rakorako.

Fa ny mody aloha tsy conseillé-ko raha ni-cland taty an: ataon-drizareo liste rouge.
Na raha mahafantatra olona any @ tany Europeén voisin koa, dia any no manao ttsy aloha. Espagne
misy toerana mi-acceuillir vahiny aza!
Italia: efa nahita asa tany aho fa tsy ni-intéréssée ahy satria tsara kokoa ny toerako eto! fa nahatsapako fotsiny hoe mety piste hiasana au noir sy hanaovana ttasy: ny risque dia vraie "aventure",
Misy Italiana namako fa ny olana nofitahan'ny gasy
no-branché-ko taniny izy dia toa tsy te hiherika antsika intsony! Anefa dia vitany izany!
18. niryna ( 28/01/2007 16:51)
Mazana ihany ny fiainana any ivelany a:roll:Feno tebiteby lava rehefa tsy manana ny tadiaviny
19. rakaroka ( 29/01/2007 10:08)
niryna:

Mazana ihany ny fiainana any ivelany a:roll:Feno tebiteby lava rehefa tsy manana ny tadiaviny

Tena mahafinaritra ny olona mahatakatra ny hasarotam-piaina aty toa an'i Nirina. Be mantsy ny gasy mihevitra hoe rehefa any an-dafy dia misosa ho'azy ny fiainana, anefa misy "situations" maro nandalo teo ambany maso : mampiteny irery hoe sao "miverina any Dago ihany aza no mety?"...


20. niryna ( 31/01/2007 05:49)
[quote=rakaroka]
[quote=niryna]
Mazana ihany ny fiainana any ivelany a:roll:Feno tebiteby lava rehefa tsy manana ny tadiaviny

Tena mahafinaritra ny olona mahatakatra ny hasarotam-piaina aty toa an'i Nirina. Be mantsy ny gasy mihevitra hoe rehefa any an-dafy dia misosa ho'azy ny fiainana, anefa misy "situations" maro nandalo teo ambany maso : mampiteny irery hoe sao "miverina any Dago ihany aza no mety?"..



Na tsy mitovy aza ny zavatra niainana maro no mandalo ny fahasahiranana.Ny olona any dago matetika heveriny fa raofina amin'ny sobika ny vola aty.Tsy misy dada sy neny hiangotiana eo ry rakaroko a sa tsy izany:lol:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0893