Izay tia adala,izahay roa ity nifanena ny olon-tiana!
21. fijo
(
02/02/2007 10:29)
ny any USA aloha tsy haiko izay lalana any,fa raha eto frantsa dia afaka misortra ilay olona roa."ny maire dia tsy manana zo hitaky hoe manana taratasy vao mahazo mivady"na dia misy manao izany aza.
22. vahiny2004
(
02/02/2007 11:03)
fijo:
ny any USA aloha tsy haiko izay lalana any,fa raha eto frantsa dia afaka misortra ilay olona roa."ny maire dia tsy manana zo hitaky hoe manana taratasy vao mahazo mivady"na dia misy manao izany aza.
Fa angaha ny Mairie tsy manontany pière d'identité ? Toa efa tsy mety manao intsony izy raha tsy aa-dalàna ny taratasy koa.
24. mbaliana
(
02/02/2007 12:25)
passeport anga tsy pièce d'identité na dia hoe tsy en règle aza any amin'ny tany ipetrahanao ...asa aloha? soa ny aty aminay fa afaka misoratra any amin'ny ambassade gasy dia tsy olana ...
26. fijo
(
02/02/2007 22:44)
pasipaoro de mety ka;fa tsy manana zo handa izy ,na dia tsy manana taratasy aza enao."nefa moa dia misy manao io fomba tsy aradalana io"
ny tanjony dia hoe tsy ekeny ilay izy,dia hitory aiza eo io???fa mitadiava mairie hafa fa mety io
ny tanjony dia hoe tsy ekeny ilay izy,dia hitory aiza eo io???fa mitadiava mairie hafa fa mety io
27. niryna
(
04/02/2007 05:54)
Araho hono ny torohevitry fijo dia tantarao anay ny tohiny.Soavadia e.Aza miteraka betsaka a
28. Ralay
(
04/02/2007 07:56)
Mpandefa : xxx 26-01-2007 07:15:04
Lohateny : Re : Izay tia adala,izahay roa ity nifanena ny olon-tiana!
Anandrana koa izahay e ry rakorako.
Mpandefa : niryna 02-02-2007 16:37:38
Lohateny : Re : Izay tia adala,izahay roa ity nifanena ny olon-tiana!
manontany any amin'ny ambassade gasy izany ry ireto a
Efa nanontany ve niryana dia ahoana hoy ry zareo?:lol:
29. niryna
(
09/02/2007 06:40)
Ralay a izaho no mamporisika azy ireo andeha ho any araka ny teninin'ny namana ka;-)