aza mampindrana vola

1. bazylou ( 20/01/2007 16:51)
ana gasy intsony!! na koa mampian-trano izay miklandy
répondu par niryna le 12/02/2007 02:45
2. rurik ( 20/01/2007 17:44)
io kay no nahavoadona anao hi hi hi hi azavao tsara le izy fa aza hoentin' ny fo .
3. Fiffi ( 20/01/2007 18:08)
zah kosa aloha de tena mihombon-kevitra @ rabazyl @ io an ! efa tena mba tratra hiany manko zah ka tena nangirifiry ......
4. booboo ( 20/01/2007 19:41)
Zay ataon'ny tanana ankavia oun aza atao fantatry ny tanana ankavanana....
5. dailynews ( 20/01/2007 21:30)
olona firy no nanao io toetra io an i bazylou? firy no nangataka dia firy no namerina?
6. Fiffi ( 20/01/2007 21:49)
le mampindrana vola kosa aloha tena.....
7. tianarivo ( 21/01/2007 05:46)
Lay mampindrana vola tokoa gravy e matoa izy efa mindrana dia mety hoe tsy manana nefa haveriny amin'inn moa hono ?????
8. agoago ( 21/01/2007 07:51)
Rehefa mampindrana vola ianao raha azo atao aloha dia ny tsy mampindrana satria raha tsy mamerina lay mindrana dia sady very ny volanao no very koa ny namanao. Nefa tsy mety ihany indraindray ny saina eo anatrehan'Andriamanitra hoe misy ihany hamonjena nefa milaza ho tsy manana dia izao atao: aza iny angatahiny mihintsy omena fa izay sitrakao ka foinao, ka raha sanatria tsy averina dia mba foinao.
9. diamondra27 ( 21/01/2007 12:48)
"Les bons comptes font des bons amis"

Ao @ baiboly koa misy teny izay fa tsy tadidiko hoe: aza mampindrana vola.

Tsy adala akory Atra raha mampitandrina antsika an'io fa bon, mihevitra isika fa hoe: tokony hatao satria mijaly ny namana etc... fantatra anefa ny vokany fa tsy ho tafaverina mihntsy iny matetika , na koa , na de tafaverina aza de lasa arahin-dromoromo.

Ny mampiantrano klandy indray dia risque be ho anao izany. Fantanao fa tsy mety ilay izy dia anjaranao ny maka risque.Jereo ny lalàna @izao fotoana fa miha enjana izy io satria raha tratra ilay olona dia izay nanome certificat d'accueil no miantoka, lamandy sns...

Koa misaotra anao mampitandrina na de fantatra aza izany.
:-*
10. xxx ( 21/01/2007 13:12)
slt daoly e, tena marina fa zay tratra manefa e ! ianao mitaky ny volanao ndray no mahazo vava sy ilana ady, angaha tsy mamenatra ihany lay toe-tsaina ndraindray ! ....
11. vale ( 21/01/2007 13:47)
arahina ttasy ihany no mety rehefa mampindram-bola na misy fifampiraharahaina ara-barotra @ namana na olom-pantatra e! samy mazava be @ izay manko, ary raha misy tsy fanefana dia afaka miditra ny fanjakàna (ny fitsarana..)
-ny fampiantranoana klandy indray dia izao, rehefa voarara dia tsy hatao fotsiny (raha tsy te hahazo takaitra enao!) , sinon, aza dia dradradradraina toy izao kosa hoe nanao toy izao sy izao lay olona anefa koa sady klandy! sao dia tsy mety e!! misaora an'Atra raha nanana chance mihoatra ny hafa ianao, fa tsy safidiny koa anie ny ho-klandy e!:?
12. diamondra27 ( 21/01/2007 18:08)
xxx: ka zay mihintsy le olona , refa tsy mahazo aminao izy de enao zany no méchante sy ratsy loha.
13. vale ( 21/01/2007 21:43)
xxx & diamondra: eo indrindra manko no hialina fanaovana ttasy, ...rehefa tezitra izy na sosotra @ fanaovana ny ttasy dia hadaboka ny mety fa tsy misy mahalala zay fivadiky ny ampitso mantsy!:wink:
14. xxx ( 22/01/2007 01:44)
Fa aona nareo any Frantsa any no mifampindrambola eeee, tsy azoko mihintsy, fa angaha nareo reehtra any tsy samy efa manana ny carte débit nareo avy sy carte de credit nareo avy eeee, ary ao anatin'ny carte de credit de misy volabe afaka tsara hanohanana zay ilainao, ka inona no mbola hifampindrama-mbola??? Ny eto aminay kaloha de henatra zany mindrambola @ olona zany ary tsy de fanao loatra, ary azo antoka koa moa fa tsy hisy hanome eo.
sa olona miklandy no namenao, zay ndray mazava efa tsy ara-dalàna ny papier-ny, izy ary efa mitsôka mihafina nefa efa savan'ny polisy koa, ka inona no hampiantranona azy sy hanomezana vola azy. miara-miombokeloka aminy ianao ra maanfina azy satria izy aza efa karohin'ny polisy, hadalana ny anao ra manampy azy satria izy aza efa olo-meloka eo anivon'ny fanjakana. tsy haiko kaloha mialatsiny aho, fa zany ny zava-misy eto aminay, tsy de fahita firy ny mi-clande sy ny mifampindra-mbola eto, henatra zany aty aminay.Ny eto polisy 3 / olona ray, ka mafimafy ihany zay sahy miklandy eto. ok!!!:roll:
15. vale ( 22/01/2007 10:18)
xxx: ka ilay olona tsy manana papier de izay no tsy hananany carte bleue koa!hihihi
16. dailynews ( 22/01/2007 19:24)
agoago:

Rehefa mampindrana vola ianao raha azo atao aloha dia ny tsy mampindrana satria raha tsy mamerina lay mindrana dia sady very ny volanao no very koa ny namanao. Nefa tsy mety ihany indraindray ny saina eo anatrehan'Andriamanitra hoe misy ihany hamonjena nefa milaza ho tsy manana dia izao atao: aza iny angatahiny mihintsy omena fa izay sitrakao ka foinao, ka raha sanatria tsy averina dia mba foinao.

mitovy hevitra aminao aho eto. Izay foy amena dia afoizo any tanteraka iny sao tsy ho voaveriny ka manjary very h@ namana. Mino aho fa te hamerina ihany izy saingy tsy manana atolotra fotsiny intsony. Raha tsy efa tena hoe hanao ratsy fanahy be angaha.

17. xxx ( 22/01/2007 19:27)
xx> fa aiza ilay any aminao ilay tsy mba mifampindrambola fa samy mahavita tena daholo? mba te ho any zay.
18. xxx ( 22/01/2007 22:04)
xxx, aty @ le oe "chaque chose a sa place eee, chacun a sa chose......" any no misy izany.
19. LazaDaddy ( 22/01/2007 23:00)
ny anareo koa rankizy dia vola no tianareo bebe kokoa noho ilay olona ampindramina azy :(

"ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra"
20. fijo ( 25/01/2007 23:43)
hoy ny ohabolana sinoa izay hoe:"raha mampindram bola ny namanao ianao,dia sady very ny volanao,no hovery io finamananao io"ka saino izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2792