Ny vola mampiady ka na misy ttsy aza rehefa tsy te-hanome izy na tsy manana omena dia tsy misy azonao hatao intsony.Rehefa mampisambotra ianao dia tonga dia ataovy toy ny omena.Na omeo izay hanananao izy fa ny mamoy no ataovy ao an-tsaina.Tsy misy na iray aza mahavita tena,na ianao nampiantrano olona io koa aza tsy tonga ho azy tany ivelany raha tsy nisy nanampy.Na amin'inona na inona.Izay no atao hoe boribory ny tany.Rehefa manao soa koa tsy dia azo tenenina loatra satria iny olona nanaovanao soa iny mety tsy ahavaly anao mihitsy fa olon-kafa no mety mahavaly na hisy aza.Izay soa natao aza asiana nenina.Ny fiainana dia mandroso antrany fa tsy miverina koa misaotra ny tompo nomeny hery sy tanjaka ianao hafaka hampisambotra sy hampandroso olona.