Inona no tena manitona anareo @ vehivavy iray refa hitia azy
1. xxx
(
19/01/2007 06:41)
Bnj daolo ry zalahy !!!!:P
Hono oa ! Inona no tena manitona na mahasarika anareo amin'ny le vehivavy anakiray ref mitia azy ianareo , moa tena ve misy antony anakiray itiavanareo azy , ohatra inona ?sa hoe efa mahazatra ny miantso vehivavy sy mitia vhc na manadala vhv dia mba juste hoe manala azy ,azfd fa directe lotra le fiteny ?

répondu par Fiffi le 20/02/2007 16:31
2. xxx
(
19/01/2007 11:03)
1)gouako aloha ilay sipa!2)Mitovy revy!3)Fifanandrana ny olon-droa!4)Miresaka noho tena basin'ny fiharahana!5)Teny mamy asiana tambitamby!6)Hanananao confiance!Tsy mintamberina ny lasa fa mijery ny ho avy!Mandalo ilay fiainana é!Ary efa mihasarotra hatrany fa rehefa mahita ny tinao ianao dia tazomy!o^o
3. fasaly
(
19/01/2007 11:45)
euhhhh ndraindray zà mametraka io fantanina io am namako lehilahy dia ny havaliny ahy hoe manitona aloha ozy ny bika aman'endriny fa mila fantarina ny toetrany ka mila miresaka am lay sipa sy mamantatra tsara azy hono.....ka na tsara tarehy sy bika manaitra aza anefa ny toetra tsy ao, de aleony hono miaraka am sipa tsy tsara anefa norme tsara ny toetra sy ny fitondran-tenany io:wink:
ka miakina am tsirairay lay izy:-P
ka miakina am tsirairay lay izy:-P
5. xxx
(
19/01/2007 12:20)
Ho anay efa zokizokiny aloha dia tsy moramora noho mitady ilay ho namana é :!: Efa voadona ka any ka mitandrina ny manaraka eo :!: :!:
6. Zina
(
19/01/2007 15:55)
oy i jhoul
mba asivo detail lety a mba liana izahay mihaino sy mijery izay tokony mba azo ovaina a... :wink:
oy i xxx
voadona ahona kle? mba hazavao oe?
jhouhlambout [ Valio ] 19-01-2007 12:51:32
Lohateny : Re : Inona no tena manitona anareo @ vehivavy iray refa hitia azy
ça dépend
mba asivo detail lety a mba liana izahay mihaino sy mijery izay tokony mba azo ovaina a... :wink:
oy i xxx
xxx [ Valio ] 19-01-2007 13:20:21
Lohateny : Re : Inona no tena manitona anareo @ vehivavy iray refa hiti
Ho anay efa zokizokiny aloha dia tsy moramora noho mitady ilay ho namana é Efa voadona ka any ka mitandrina ny manaraka eo
voadona ahona kle? mba hazavao oe?
7. xxx
(
19/01/2007 16:29)
ny sipa TDM tsy balako mintry fa aleoko sipa efa miresaka elaela vao mieritreritra izany
tsy tsara tarehy loatra fa charmante efa ampy tsara
tsy petsam-bava fa miteny @ tokony ilaina izany
malefadefaka @ maha vehivavy azy fa tsy miseho ho dimbaka (toa anay )
raha tsy ho tiavina indray fa resaka namana fotsiny hafa indray

9. simplex
(
19/01/2007 17:33)
ity misy scoop hoan'ny vevavy, mety tsy marina @ lehilahy poeta an:
ny lelah refa mahita sipa type-ny (ao @ gout-ny) d reflexe automatika tsy maintsy mapiresaka kely izy, eny fa na de hoe "bonjour manjakely toy ny anjely" fotsiny aza. Tsy voatery hoe handeha lavitra akory ny resaka an :-P. Tsy mihatra @ zao-bavy ;-)
D zao koa, Tsy haiko na misy zany @ vevavy fa ny lelah aloha tsy manao hoe nda hotiaviko ity sipa ity :°). Le fitenenana hoe "manitona anareo @ vevavy refa hitia" zany no tsy mety...
za manokana, le sipa be drikina ireny no tena tiako :roll::°)8) indraindray kou misy sipa tsy dia manitona loatra fa rehefa miresaka aminy tena :}:} be mitsy mafinaritra be (l)

10. fasaly
(
19/01/2007 18:17)
ny ahy kou klou manitona be ahy raha liresaka am bandy ny fomba firesany ihany no jerevako azy e! fa raha vao mafinaritra defa (l)
11. degree
(
19/01/2007 19:09)
fasaly a ! tandremo kosa anefa fa sao matavy an-dela toy ny bonbon voanjo a!rehefa mahalany betsaka ianao vao marary kibo :-D
12. Aino
(
19/01/2007 19:12)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-01-2007 12:03:57mitovy hevitra aminao
Lohateny : Re : Inona no tena manitona anareo @ vehivavy iray refa hiti
1)gouako aloha ilay sipa!2)Mitovy revy!3)Fifanandrana ny olon-droa!4)Miresaka noho tena basin'ny fiharahana!5)Teny mamy asiana tambitamby!6)Hanananao confiance!Tsy mintamberina ny lasa fa mijery ny ho avy!Mandalo ilay fiainana é!Ary efa mihasarotra hatrany fa rehefa mahita ny tinao ianao dia tazomy!
14. fasaly
(
19/01/2007 21:00)
degree:
fasaly a ! tandremo kosa anefa fa sao matavy an-dela toy ny bonbon voanjo a!rehefa mahalany betsaka ianao vao marary kibo :-D
degree: ka tsy
azonao atsaina mitsy lay resaka tiko be tiko hatao amiko anie e! tsy ilay manao clown be tsy hifandaharana reny fa lay tena hummmm! reny ...:-D
16. xxx
(
21/01/2007 02:25)
toa vehivavy daholo wa na atsy amin'ny resa-behivavy na ato amin'ny resa-dehilahy eh.
jiolahimboto eksiklio
jiolahimboto eksiklio
18. patrick2002
(
23/01/2007 03:00)
Ny ahy ah! ny mahaliana ahy ah! tonga dia ny bikany aloha ,dia izay mitarika ahy ny hiresaka aminy ,rehefa miresaka eo dia eo izaho mitsara an'ilay sipa hoe serieux amin'izay ve sa manala azy fotsiny.