Inona no tena manitona anareo @ vehivavy iray refa hitia azy
61. fasaly
(
31/01/2007 17:20)
:roll::roll::roll::roll::-D:-D:-D
in tsara we ry nikopol fa try azo:-D:-D:-D
in tsara we ry nikopol fa try azo:-D:-D:-D
62. sitlo
(
01/02/2007 00:03)
fasaly> vonikazo izany sanganakoholahy izany :wink:
nikopol> :°) asiako mitsiky tslem fotsiny.
nikopol> :°) asiako mitsiky tslem fotsiny.
63. henrie
(
01/02/2007 11:39)
fasaly:
:roll::roll::roll::roll::-D:-D:-D
in tsara we ry nikopol fa try azo:-D:-D:-D
maninona hoe ry fasaly ??? inona ndray zany nikopol zany ry kala an , taraiky b zay avy aty italie aty :-D:-D:-D:-D
65. booboo
(
01/02/2007 14:53)
ary misy mahita ny tsy hita ato zany hihihi, sa ve nandalo tato tokoa i Kala ? :lol:
70. sitlo
(
01/02/2007 17:35)
aza mora tonga fofona ohatra an'io wa fa resaka ambony latabatra fotsiny no atao.
71. kelly13
(
01/02/2007 17:40)
nga ny fofona mou tonga? :-P (zany d faly² hanoratra fotsiny, hozy ny vaza oe parler pour ne rien dire) hihihi, zé manfou, za t hanoratratsoratra
73. fasaly
(
01/02/2007 20:28)
sitlo:
fasaly> vonikazo izany sanganakoholahy izany :wink:
hummmmm! ao fa hivoaka tsy hoe ela izany ny sary miaraka am vonikazo:wink::°):P
74. sitlo
(
01/02/2007 20:54)
ohatra ny tsy misy lohany sy vodiny koa izany resaka izany marina.
Misy kelly13 hanao zemanfou tampoka, dia misy fasaly hivoaka tsy ho ela ... :-D
Misy kelly13 hanao zemanfou tampoka, dia misy fasaly hivoaka tsy ho ela ... :-D
75. fasaly
(
01/02/2007 21:03)
:-D:-D:-Dde in no tsy lisy loha sy vodiny amzany:roll::roll::roll::roll: ka enao mitady sanganak'loyolahy kou de we vonikazo hoy enao:-D:-D:-D
76. sitlo
(
01/02/2007 21:08)
kay tokotrany moa
ka za rehefa mamaky dia ny hevitra 5 farany ihany no vakiako dia tsy nisy ifandraisany daholo izy rehetra
ka za rehefa mamaky dia ny hevitra 5 farany ihany no vakiako dia tsy nisy ifandraisany daholo izy rehetra
78. sitlo
(
03/02/2007 02:07)
efa nasiako andremby mihitsy, dia nasiako lalany dia lasa lalamby (aleo atao resaky ny 18 aloha fa tsss)
80. sitlo
(
03/02/2007 15:56)
Hay ve eh, aleo atao tadi-pitana mihitsy raha izany.
Dia amin'izay mahazo trondro tsy misy hazon-damosina. :°)
Dia amin'izay mahazo trondro tsy misy hazon-damosina. :°)
