Inona no tena manitona anareo @ vehivavy iray refa hitia azy

81. fasaly ( 04/02/2007 18:49)
amalona veuh zany:roll::roll::°):-P
82. kelly13 ( 04/02/2007 19:02)
lolllllll :-D za te ahita trondro misy hazondamosina, hihihi
83. fasaly ( 04/02/2007 19:05)
fngah ky lay tsonjo lmisy taolana tsilony reny tsy hazondamosina ireny ry kelly:roll::roll::roll:;-)
84. kelly13 ( 04/02/2007 19:16)
nga ny hazondamosina tsy vita @ hazo??? hihihi:°)
85. sitlo ( 04/02/2007 19:21)
:-D
hazo special, jereo eto
86. fasaly ( 04/02/2007 19:47)
zà kamo hanokatsa ka!:?:cry:
kelly: vita am taolampifika aky ny hazondamosina a! tsy fiteny koa nge zany fa taolandamosina no fiteny e:wink::-D
87. kelly13 ( 04/02/2007 19:55)
odoiééé sitlo!!! tsy nahavoa tainakou :-D

tsy mila sokafana io ry fasaly fa resaka b aaa hihihi
88. fasaly ( 04/02/2007 20:00)
:-D:-D:-D:-D kelly: soa fa tsy tsatsa zà:-P
89. sitlo ( 04/02/2007 23:07)
iza koa moa no tsatsa.8)

taolandamosina izany ry fasaly be dia de ah
ze taolana rehetra ao amin'ny lamosina
ohatra: taolam-panavy, (rangomaina koa moa izy?), taolan-tratra...
90. fasaly ( 05/02/2007 07:01)
:-D:-D:-D:-D in ndray zany taolamampanavy izany e! hay ve misy taoana manavy indrindray e!:-D:-D:-D
euhhhh! hé izany izy hoe taolantratra, tratra anie try lamosina e! ny taolandamosina misy tsoka:wink::-Psady lava be mitohitohy beu!:-P;-)
91. sitlo ( 06/02/2007 18:58)
omoplate izany re ah, taiza koa ary ry fasaly tamin'ny andro nidona
92. fasaly ( 06/02/2007 19:25)
ka fangah iny taolandamosina tsony ny filaza an'iny fa efa hafa ndray:roll::°)
93. sitlo ( 07/02/2007 21:58)
k\'efa hoe zay taola rehetra ao amin\'ny lamosina dia taolan-damosina daholo. :wink:

Tsy haiko aloha raha hoe niova eh. Tamin\'izahay T5 no nianatra an\'izany dia tsy haiko hoe oviana no nanombohany. :°)
94. fasaly ( 07/02/2007 22:03)
:-P:-P:-P:-P zà kou tsy mahay fa tokony havarina any am t5 zany:-P:oops:
95. sitlo ( 07/02/2007 23:40)
:-D
kay T4 kay kah, zay vao tadidiko :°)
96. wooda ( 16/02/2007 12:12)
Tena tara fa zao vao mba nijery,

Tsotra ihany ny ahy, tsy mifidy ny bika aman'endrika aloha aho fa ilay tena mahay mikozy, tia mivanivany, misangisangy, sns sns, ilay tsy mampatory eh!8-)

Angalako exemple fotsiny ny fomba firesahan'ny sitlo & fasaly: tsy mampatory fa tena mahaliana. Ohatra an'io firesahan-dry zareo mihitsiny no tena manintona ahy @vehivavy.

Nangalako exemple fotsiny izany sitlo & fasaly fa aza atao mahasosotra an!

Tohizo ihany fa m'lay B ny mamaky anareo.

PS: efa nahazo ilay notadiaviko aho (l)(l)(l), de mijerijery fotsiny sisa no atao @ hafa :°):°)
97. kotobekibo ( 20/02/2007 16:28)
fasaly:

euhhhh ndraindray zà mametraka io fantanina io am namako lehilahy dia ny havaliny ahy hoe manitona aloha ozy ny bika aman'endriny fa mila fantarina ny toetrany ka mila miresaka am lay sipa sy mamantatra tsara azy hono.....ka na tsara tarehy sy bika manaitra aza anefa ny toetra tsy ao, de aleony hono miaraka am sipa tsy tsara anefa norme tsara ny toetra sy ny fitondran-tenany io:wink:
ka miakina am tsirairay lay izy:-P

Za aloha dia mitovy @ io namanao io ny fihevitro ry Fasaly !

98. Fiffi ( 20/02/2007 16:31)
wooda:
PS: efa nahazo ilay notadiaviko aho (l)(l)(l), de mijerijery fotsiny sisa no atao @ hafa :°):°)
wooda: hummmmm.....soahiany zany fa ny maso mijery hono tsy mitondra mody an ! :-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3574