Ambalavelona, fanaingalavitra,tsatoka?
1. niryna
(
18/01/2007 17:38)
Misy ny herin'Atra amin'ny fiainantsika isan'andro ary misy koa ny herin'ny satana izay mahazo ny olona.Matetika dia any Ambatondrazaka no ahenona ny ambalavelona inona izany ary ahoana no manjo ilay olona.
Ny fanaingalavitra mitombona koa ve izany ary ahoana no fitrangany raha efa nahita olona voan'io ianao.
Ny tsatoka dia lazain'ny olona hoe tsy mahazo vady ilay olona,mitombo sy tena misy ve io.:?:
Misaotra antsika izay andray anjara eto:D:D

répondu par niryna le 24/01/2007 17:42
2. lemenakely
(
18/01/2007 17:56)
eny e AMBATONDRAZAKA aloha no tena malàza @ ireo rharaha manga ireo fa misy faritra hafa koa dia mahay mamorika tokoa.Ny mampalahelo anefa dia mahay mamorika fa ny manasitrana dia eeee
7. miarina
(
19/01/2007 11:03)
Ary ny mahagaga dia rehefa tsy mifanaraka @ tian'ny olona ilay zavatra dia Satana izay nefa rehefa tsy izay dia Andriamanitra
10. diamondra27
(
19/01/2007 12:17)
miarina:
Ary ny mahagaga dia rehefa tsy mifanaraka @ tian'ny olona ilay zavatra dia Satana izay nefa rehefa tsy izay dia Andriamanitra
tsy we tsy mifanaraka @ sain'ny olona fa io no voasoratra we rahefa tsy manompo an'Atra DE manompo ny ennemi
11. diamondra27
(
19/01/2007 12:29)
niryna:
Misy ny herin'Atra amin'ny fiainantsika isan'andro ary misy koa ny herin'ny satana izay mahazo ny olona.Matetika dia any Ambatondrazaka no ahenona ny ambalavelona inona izany ary ahoana no manjo ilay olona.
Ny fanaingalavitra mitombona koa ve izany ary ahoana no fitrangany raha efa nahita olona voan'io ianao.
Ny tsatoka dia lazain'ny olona hoe tsy mahazo vady ilay olona,mitombo sy tena misy ve io.:?:
Misaotra antsika izay andray anjara eto:D:D
misy tokoa ireo.
Za efa nahita ireo zavatra 3 ireo nefa za mino an'Atra.
Ny antony nahatonga azy de tsy haiko aloha fa ny fisehony sy fisian'ny de haiko tsara.
AMBALAVELONA:
le mpianatra avy any ambato ireny no matetika isehoany, t@izany fotoana aloha io.
Dia nisy ihany koa le olona mifarora-bava 'reny nefa ataon'ny vazah we crise d'epilepsie le izy aty ivelany.
Le karazana ambalavelona fantako de le ambalavelona "lalitra" = le olona voan'ny ambalavelona izany de mipetaka @ rindrina toy ny lalitra, izay le hitako, tsy ahoana tsy ahoana eo de tonga de ohatran'ny hananika rindrina zany le olona, de ozy ry zareo samy zareo we: ambalavelona le izy fa tsy voatsabo dokotera tsotra zany io.
FANAINGA LAVITRA:
ity indray de le olona nanao an'io no niresaka tamiko fa efA lasa mpino izy @izao fotoana.
Taloha hono nisy vhv tiany de mila volo, sary, de tsy tadididko tsony le zavatra ampiarahina aminy de @ alina iny , iny le sipa mbola mamin'ny torimaso fa tonga ao aminy, tsy mahatsiaro tena.
TSATOKA:
ny sipa matetika no voany.
rehefa le sipa manjamanja tsy mahita vady ireny de lazain'olona fa we voan'ny tsatoka , zany we nasian'ny olona fanafody mba tsy hahita vady.
Misy ihany koa anefa sipa naditra t@ fahatanorany de malaza eran'ny province de farany lany zara.
Koa anjaran'ny tsirairay no mamantatra we tsatoka v sa lany zara.
Izay ny fanazavako fa samia mitazona ny finoany.
Rehefa manamnkina ny fiainanao@ Atra ianao de izy no miaro anao @ ratsy rehetra, na ny zavatra madinika indrindra @ fiainanao aza izany.
Andramo ka izahao fa tsara Jehovah.
:-*:-*
12. niryna
(
19/01/2007 19:57)
xxx:
niryna ve mino an'Andriamanitra sa tsia ?
Mino tantaraka aho ary misy koa ny herin'ny satana fa ireo zavatra ireo no mbola tsy hitako
14. niryna
(
19/01/2007 19:59)
razily:
aza dia mitsabatsabaka fotsiny raha tsy te ho voa!
Toa tsy voatery hitsaba fa soparan'ny olona kou:idea:
15. niryna
(
19/01/2007 20:00)
miarina:
Ary ny mahagaga dia rehefa tsy mifanaraka @ tian'ny olona ilay zavatra dia Satana izay nefa rehefa tsy izay dia Andriamanitra
Mety hitombona izany araka ny fandraisan'ny tsirairay azy, fa isika rehetra no mahalala ny tsara sy ny ratsy satria efa nomena safidy 8O8O
16. niryna
(
19/01/2007 20:04)
diamondra27:
[quote=miarina]
Ary ny mahagaga dia rehefa tsy mifanaraka @ tian'ny olona ilay zavatra dia Satana izay nefa rehefa tsy izay dia Andriamanitra
tsy we tsy mifanaraka @ sain'ny olona fa io no voasoratra we rahefa tsy manompo an'Atra DE manompo ny ennemi
Mitombona koa io :-o:-o:-o
17. niryna
(
19/01/2007 20:14)
diamondra27:
[quote=niryna]
Misy ny herin'Atra amin'ny fiainantsika isan'andro ary misy koa ny herin'ny satana izay mahazo ny olona.Matetika dia any Ambatondrazaka no ahenona ny ambalavelona inona izany ary ahoana no manjo ilay olona.
Ny fanaingalavitra mitombona koa ve izany ary ahoana no fitrangany raha efa nahita olona voan'io ianao.
Ny tsatoka dia lazain'ny olona hoe tsy mahazo vady ilay olona,mitombo sy tena misy ve io.:?:
Misaotra antsika izay andray anjara eto:D:D
quote]
misy tokoa ireo.
Za efa nahita ireo zavatra 3 ireo nefa za mino an'Atra.
Ny antony nahatonga azy de tsy haiko aloha fa ny fisehony sy fisian'ny de haiko tsara.
AMBALAVELONA:
le mpianatra avy any ambato ireny no matetika isehoany, t@izany fotoana aloha io.
Dia nisy ihany koa le olona mifarora-bava 'reny nefa ataon'ny vazah we crise d'epilepsie le izy aty ivelany.
Le karazana ambalavelona fantako de le ambalavelona "lalitra" = le olona voan'ny ambalavelona izany de mipetaka @ rindrina toy ny lalitra, izay le hitako, tsy ahoana tsy ahoana eo de tonga de ohatran'ny hananika rindrina zany le olona, de ozy ry zareo samy zareo we: ambalavelona le izy fa tsy voatsabo dokotera tsotra zany io.
FANAINGA LAVITRA:
ity indray de le olona nanao an'io no niresaka tamiko fa efA lasa mpino izy @izao fotoana.
Taloha hono nisy vhv tiany de mila volo, sary, de tsy tadididko tsony le zavatra ampiarahina aminy de @ alina iny , iny le sipa mbola mamin'ny torimaso fa tonga ao aminy, tsy mahatsiaro tena.
TSATOKA:
ny sipa matetika no voany.
rehefa le sipa manjamanja tsy mahita vady ireny de lazain'olona fa we voan'ny tsatoka , zany we nasian'ny olona fanafody mba tsy hahita vady.
Misy ihany koa anefa sipa naditra t@ fahatanorany de malaza eran'ny province de farany lany zara.
Koa anjaran'ny tsirairay no mamantatra we tsatoka v sa lany zara.
Izay ny fanazavako fa samia mitazona ny finoany.
Rehefa manamnkina ny fiainanao@ Atra ianao de izy no miaro anao @ ratsy rehetra, na ny zavatra madinika indrindra @ fiainanao aza izany.
Andramo ka izahao fa tsara Jehovah.
:-*:-*
Misaotra betsaka tamin'ny tantara izay no tadiaviko,mino aho fa liana daholo ny olona ary ny fahalalana an'io no ahatonga antsika fa ny fahaizan'ny ratsy tsy kely kanefa tsy misy fanafany raha tsy manantona an'Atra ary mibebaka.^:^^:^^:^
18. Fiffi
(
19/01/2007 20:55)
niryna:de mazotoa aza ary aza misalasala manao an'zany !
tsy misy fanafany raha tsy manantona an'Atra ary mibebaka.^:^^:^^:^
19. bilakarenjy
(
19/01/2007 22:39)
hanontany anao za ry niryna :tianao ve ny ho voan'ny ambalavelona ?????
20. niryna
(
20/01/2007 01:14)
bilakarenjy:
hanontany anao za ry niryna :tianao ve ny ho voan'ny ambalavelona ?????
Iza koa ry Bila no aniry ho voan'izany a :roll::P
NY dikan'ireo sy ny olona efa nahita no nanotaniako,efa nahita ianao, tantarao anay.Misaotra mialoha:):)