Ambalavelona, fanaingalavitra,tsatoka?

21. bilakarenjy ( 20/01/2007 06:51)
efa nandeha teto mantsy ity resaka ity ,fa somary hamafisiko kely fotsiny dia aza mino raha tsy voa .Ny mahita mbola mety tsy hino fa ny voa vao tena mino .
Izy aloha dia asan'ny maizina tanteraka sady bizina mihodina koa satria misy ny mpamely dia misy ny mpanasitrana .Sosy hifampizarana io .
Aleo fotsiny mifandray @ mpiara-belona tsara mba tsy ho voany satria matetika any @ fiaraha-monina no tena anjakan'ny ambalavelona .
Rehefa mifantoka any @ fivavahana ianao dia aza aratsiana sy zimbazimbana fotsiny ny an'ny hafa .OK!.
Zavatra tsy mitovy ireo .
22. linarako2 ( 20/01/2007 19:08)
Inona no anaran'ireny mivoaka farorabava ireny ny vavany?
23. sitlo ( 20/01/2007 19:11)
adala
24. niryna ( 21/01/2007 05:31)
sitlo:

adala

Toa aretina fa tsy fantatro hoe avy aiza no niaviny fa tsy adala izany sitlo a8-)8-)

25. diamondra27 ( 21/01/2007 13:17)
linarako2:

Inona no anaran'ireny mivoaka farorabava ireny ny vavany?

crise d'epilepsie


26. diamondra27 ( 21/01/2007 13:23)
sitlo:

adala


andray kosany e! raha ze olona voan'io rehetra no atao hoe: adala de ho loza.

Io resaka épilepsie io de misy fotoana isehoan'ilay crise.
Misy ny atao hoe: épilepsie partielle
ary misy koa ny atao hoe: épilepsie totale.

Anjaranao no mamatatra ny signe we: hanao crise ity olona ity.
http://www.arpeije.org/comprendre/syndromes/rolandiques.html

koa ny any dago lazainy fa voan'ny androbe io mivoaka farorabava io na koa hoe: nasian'ny sasany.???

27. diamondra27 ( 21/01/2007 13:26)
sitlo sy ny namana:
ity ny définition ny atao hoe: épilepsie

L'épilepsie est une maladie neurologique causée par un dysfonctionnement passager du cerveau ; certains disent qu'il « court-circuite ».
Lors d'une crise d'épilepsie, les neurones (cellules nerveuses cérébrales) produisent soudainement une décharge électrique anormale dans certaines zones cérébrales.


mety miseho @ olona rehetra io fa tsy ny adala ihany. Saingy amintsika soit disant "normaux" le izy de tsy hita matetika.

28. sitlo ( 21/01/2007 19:14)
dysfonctionnement passager du cerveau ondrakondrafana izany eh

8-)
29. niryna ( 23/01/2007 06:18)
sitlo:

dysfonctionnement passager du cerveau ondrakondrafana izany eh

8-)



=))=))=))=))=))
30. Rafotsy ( 24/01/2007 16:02)
Zah avy any Ambatondrazaka , fa mbola tsy nahita olona voan'izany ambalavelona izany , na ny havako na ny manodidina ahy ! Efa naharé aloha hoe misy izany fa ny RDR fotsiny no miteny anay , indrindra izahay vavy , hoe aza miavonavona @ olona !
31. niryna ( 24/01/2007 17:42)
Rafotsy:

Zah avy any Ambatondrazaka , fa mbola tsy nahita olona voan'izany ambalavelona izany , na ny havako na ny manodidina ahy ! Efa naharé aloha hoe misy izany fa ny RDR fotsiny no miteny anay , indrindra izahay vavy , hoe aza miavonavona @ olona !



Misaotra an'Atra ianao tsy nahita,ny lehilahy mampirafy no misy voan'io ary ny vadiny no asian'ilay miaraka aminy.Fatiny no noentina nody any an-tanindrazana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3529