ny vhv gasy
1. bazylou
(
11/01/2007 00:02)
indraindray kamo velonabe izany!! na ny aty andafy nany any Mada!!ny aty izany moa miseho milay daholo nefa tsy misy mamely abyyyy!!aleo ihany ry tsamy maka vazaha!! ilay sipa gasy toa tsy hamely mihitsy na toetra na debrouillardizy na bika aza ...
répondu par tsikih le 05/12/2007 01:31
2. titis
(
11/01/2007 00:22)
F'angah ianao efa voadona tany @ maharary anao no miteny an'izany?tsy adalan'ny vazah akory ny maka vady gasy fa ao raha.Mitadiava vazah dia tantarao anay eto afaka fotoana vitsy fa tandremo sao mitaraina !
3. xxx
(
11/01/2007 02:03)
ny vhv gasy....
adalan'ny vazaha angaha ny mi-déplace any dago maka vady vhv gasy....ary hadalan'ny lhl gasy aty ivelany aty koa angaha ny mody any dago matsaka maka vhv gasy...aleo ihany samy ray tanindrazana @ tena no alaina...fa handramo ny vhv vazaha d hohitanao izy...ary tsy vitan'ny izany ihany ra haka vady azy fa de very tsy hita taranaka tokoa ange eeee, marina zany. Hafarako zanako taranako amamparako tsy hanambady vazaha hoy ireo Raimpianakavina malagasy miara-mipetraka aminay aty Amérique du nord sy aty USA aty. sao kosa angaha vhv gasy ray no manao ny hataony de ny rehetra no voasoketa...aza generaliser-na hoa le zavatra, io le tsy mety. ampy angamba zay fa lava loatra.

5. Papoose
(
11/01/2007 06:01)
mandrangitra ndray bazill onnnn!!!!!:lol:tazony ho anao ny anao dia mangala zongo raha zay no mahasalama anao fa samy manany ny hanitra ho azy io baby a!:wink:
6. Fiffi
(
11/01/2007 06:06)
mampalahelo zato fitsikeranao ny vhv gasy rabazyl an ! tadidio anefa fa gasy koa ianao , gasy koa ny mamanao nanao anao .......ary vavy izy......de namoaka anao.......(bogany , milay sa inona zato ianao) ? tsy mendrika ny gasy ve ? :-w:-w:-w
7. fasaly
(
11/01/2007 06:42)
hihihi! nareo koa de rangitiny bazil amzany ka na izany koa ary ny fijeriny aleo izy hiteny zé tiny lazaina fa tsika tsy mena mitaha am hafa loko na izany aza e!:wink:
8. diamondra27
(
11/01/2007 07:14)
:-D:-D:-D
hahahahahi bazylou
bazylou: fa bandy avy aiza i toi any dago sa ivelany?
humm, mitady ampiadanina ndray rabazylou an:-P
de ny vhv daholo no manao rahara ao an-trano.
hahahahahi bazylou
bazylou: fa bandy avy aiza i toi any dago sa ivelany?
humm, mitady ampiadanina ndray rabazylou an:-P
de ny vhv daholo no manao rahara ao an-trano.
10. Samoana
(
11/01/2007 09:19)
ny tiana mitombo tarehy letsy ry bazylou ka samia mitia ny azy a:wink:
alaivo ny vazabe fa tsy dia tsara tokoa raha kamo velona be ankiroa no tafaraka e :-D!
alaivo ny vazabe fa tsy dia tsara tokoa raha kamo velona be ankiroa no tafaraka e :-D!
12. xxx
(
11/01/2007 09:34)
mbola tsy nahita ah io de be vava fa raha vao mahita ah io miova hevitra :-$=))
13. kally
(
11/01/2007 10:37)
Ka aokanareo kosa i bazylou fa ny reniny anie no vehivavy hitany voalohany. dia masiaka aminy ery ianareo nefa ny reniny no mba tena lazainy eto, izany moa bazylou ô?:-P
16. kelly13
(
11/01/2007 11:41)
io indray ny provocation! d mitondra makaiza io zao? aleo :-D:-D:-D tsy valiko akory fa tsy te hanao reponse bete a question bete za :-D:-D:-D
17. Samoana
(
11/01/2007 11:44)
kally/ hoy ve Mama hoe: " 'lay vadindreniny ity kamovelona be tenda nefa miseho milay @ sipa gasy!" hihihi
18. Aino
(
11/01/2007 11:52)
sao dia ianao no matetika sendra ny kamo!!!
aza ambanina fotsony ny gasy fa raha vaza no tianao hiarahana dia tsotra izany afaka miaraka aminy ianao.
fa tsy ny rehetra no kamo!!
aza ambanina fotsony ny gasy fa raha vaza no tianao hiarahana dia tsotra izany afaka miaraka aminy ianao.
fa tsy ny rehetra no kamo!!
19. oceanejane
(
11/01/2007 12:12)
marina mintsy ny teniny xxxx, ra misy ny vhv mahakara2 angamba de ny gasy ao anatiny 3 voalohany e, fa ngamba kosa ny any rabazylou sipa gasy efa bikina le malaina fa tsy kamo akory aza no hitany koa ny sipa gasy no ambaniana
tsoriko kosa alo fa tam za bikina de tena kamooooooooooo vavy fa tsy sitrapoko le izy fa lekely no manadala fa na izany aza voakarakarako foana ny ao antranoko ary ny vadiko koa torak'izany.
ka de aza generalisena re izy ty leroa fa de mampalahelo an
misy milay otrany vhv gasy??/ sady mahakarakara no be fandeferana fa aza manao folaitra fotsiny fa tonga de mahazo le vavany mpivaro-damban'Ambodin'Isotry ka na ny varavarana hivoahana aza tsy hita tsony.
masiaka be ronono ny vhv gasy.......... asa iza no miray hvt amiko alo.......