ny vhv gasy
21. bazylou
(
11/01/2007 12:46)
raja izay jitako rehetra izay aloha dia aoka fotsiny fa tss.. Sady amin'izay toa be interet fotsiny , .. tiany ianao satria , manana taratasy, mikandra sy mahazo tsara, manana trano aty ivelany,......
Aleo ihany vazaha mazava resaka toa izay gasy be interet ka.......
Aleo ihany vazaha mazava resaka toa izay gasy be interet ka.......
22. Samoana
(
11/01/2007 12:55)
aza mba manao vavan'ny tsy mahazaka nama a !ianareo itony angamba apatride mihintsy fa n'aiza n'aiza lohahevitra tsy mirevy ny an'ny tena mihintsy. Mba teneno ny namana ny tena aretina mahazo an'i tsamy fa azo sitranina foana e :wink:
23. fasaly
(
11/01/2007 13:04)
nahita vazà ialokalofana njay ra bazil de itsahina ny gasy kely an!:°)
24. xxx
(
11/01/2007 13:08)
O ry bazylou za aloha tsy fanat-nareo fa za dia miteny hoe :aleo vazaha toy izay gasy e!Ny sipa gasy aloha tiako ho tsindriana raha any Dago de masaka sady matsiro ny miaraka aminy.Fa aty an-dafy miseho milay ary hafahafa izay ihany!Niaraka tamina gasy aho vao tonga taty ary hitako ho materialiste sy mampifilafila dia niala aho aloha ary nasehoko azy hoe mahazaka sipa izao bandy izao pendeant 1 an tsy misy afa-tsy ny miova sipa no nataoko mba haseho azy hoe be dia be ny mitady place ,ary nanamabady aho nanasa azy fa izy tsy tonga satria oainina ary hatramizao ange ka tsy misy miaraka aminy satria ny bandy gasy revo amina vazaha daholo.
25. fasaly
(
11/01/2007 13:14)
ka tsy ny bandy bandy gasy miaraka am vazà dool voalzan'ny xxx ve izany zao no matéralista sy mitady paps:roll:
sendra zé sipa otrzay izany nareo fa tsy ho toy izany dool ny sipa gasy akory ka!:°)
sendra zé sipa otrzay izany nareo fa tsy ho toy izany dool ny sipa gasy akory ka!:°)
26. fasaly
(
11/01/2007 13:15)
tsy asina olana anie izany fa samia maka izay tiany de aza mifanambanimbany fotsiny alou fa sao hapitikilay poulet blanche eo vao hoe aleoko ihany lay gasy knou!:°)
27. bazylou
(
11/01/2007 14:38)
tsy mamely le gasy e!! mba maro ihany izay sipa gasy azoko izay fa tsssssss,,eeeee! asa aloha izay sipa gasy any dago fa raha ny eto dia tssss eeee!!
28. xxx
(
11/01/2007 14:52)
bazylou:
tsy mamely le gasy e!! mba maro ihany izay sipa gasy azoko izay fa tsssssss,,eeeee! asa aloha izay sipa gasy any dago fa raha ny eto dia tssss eeee!!
Tsy hiaraka hiasa aminao indray izaho fa hay ianao manangona sipa ho fosaina fotsiny:twisted:
Telethon
29. bazylou
(
11/01/2007 15:06)
aza ampifangaroina ny akoho sy ny bitro!! fa mba tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy iny , satria ef amaro loatra ny hitako!!
31. fasaly
(
11/01/2007 15:52)
tsy manome tsiny an bazylou kalou zà fa sendra zé tsy namely zany toi de.....
32. andry08
(
11/01/2007 17:19)
bazil oh! koh inona no nitadiavanao vady teto? Tsy nahita ve dia be vava sa ahoana? Raha te hitady vady dia ndeha mba mitady any @fototra fa tsy eto sao manao ny tsy hatao na tsy tian'ny ankizy fa efa rerakin'ny politika! Sa te hahazo mora?
I bazil anie efa nitady vady hatry ny ela dia rehefa tsy nahita dia be vava hoatran'io e! Savao ny archive-nareo.
I bazil anie efa nitady vady hatry ny ela dia rehefa tsy nahita dia be vava hoatran'io e! Savao ny archive-nareo.
37. Fiffi
(
11/01/2007 17:59)
na izany aza ! ndana maka zay vazaha -nao any fa shhh ....samy manana ny tiany io fa aza ny gasy fotsiny no haratsiana fa tsy alehany zany eh !
39. bazylou
(
11/01/2007 22:10)
mba omeo porofo hoe mitady vady eto ny tenanany ??avoahy ny porofo,,,!! dia hitady vady koa ve dia eto noatao e! tssssssss , raha tsy ohatranareo daholo ny olona koa