ny vhv gasy

41. fasaly ( 12/01/2007 06:40)
tandremo aza tsy tsara entana i bazil ka ataon'ny vazà rôkalika any:°):°):°) ny vazà mantsy sarotiny be amireny:-D
42. xxx ( 12/01/2007 09:25)
bazylou:

raja izay jitako rehetra izay aloha dia aoka fotsiny fa tss.. Sady amin'izay toa be interet fotsiny , .. tiany ianao satria , manana taratasy, mikandra sy mahazo tsara, manana trano aty ivelany,......
Aleo ihany vazaha mazava resaka toa izay gasy be interet ka.......



Anky va re ka rabazila dia manana paps, no sosy be mintsiny e...:-D:-D:-D:-D.
So de notapohiny?
43. HESHA ( 12/01/2007 13:07)
hihihi, ra tsy milay ny any rabazil mba modia alou manandrana ny aty a, maromaro jerena ra tsy afapo zay vao maka decision e.
enga anie fotsin ka vao le voalou de efa daoro
44. Fiffi ( 12/01/2007 15:23)
eisyyyyyyyy ehehehehehe tsy hitako zay mahagaga anareo @ zany ! rabazyl nga tsy mba misy zavatra tiany raha vao kestion hoe gasy eh ! Heu.....indrindra fa i Ravalomanana aloha , de avy eo ny radio vazo gasy , de eto indray ny vavy gasy ....de inona koa ny manaraka ? :roll:
45. xxx ( 12/01/2007 15:26)
bazylou ve tia saonjo gasy ?
46. booboo ( 12/01/2007 15:42)
dia tia vary gasy kounkou ve ? :-D:-D
47. andry08 ( 12/01/2007 17:58)
:-D:-D ka izahay sady tsy mitady no tsy manaratsy rabazil an!Sady vehivavy veuh dia hitady vehivavy? sady efa manana ary sady tia ireo vehivavy gasy satria tsy toa ny vehivavy rehetra eran-tany fa manana ny maha-izy azy= malagasy!
48. bazylou ( 13/01/2007 01:14)
mazotoa maminany e!! lhl sa vhv
49. Veloo ( 14/01/2007 03:52)
bazil zany ko toa voa kely ny saina kle... gasy tsy tia gasy????? inn no idirana ato raha izany?
50. xxx ( 14/01/2007 07:17)
Veloo:

bazil zany ko toa voa kely ny saina kle... gasy tsy tia gasy????? inn no idirana ato raha izany?


Hanaratsy ny gasy sy ny vita malagasy, nefa maty raha tsy manao tsikera amin'ny teny malagasy :?:!:.

51. fasaly ( 14/01/2007 09:30)
izay ilay hoe "i bazil dia hafa kely":roll::roll::roll::°)
52. Zina ( 20/01/2007 23:57)
ry bazil angamba gasy tara-samba voaongakongana tany Dago tany nareo ka aty an-tan;ny olona voa manovokovoka, sy manaratsy.:lol:
53. pimaso ( 23/01/2007 13:57)
GENA ELA MATOA TSY MAHAZAKA SIPA GASY MILAY IZANY HOE RAJAKO NO TENA METY @ LA FA HITAKO
NA ALIKA
54. tywa68 ( 24/01/2007 08:42)
Bazylou : Soa fa tsy nahita gasy enao marina : mijanòna @ "blonde" fa izy ihany no mahatanty anao e !
55. tsikih ( 05/12/2007 01:31)
aza tsikeraina kosa i Bazylou e, samy manana ny tiany io, malalaka ny safidiny !!raha vazaha aza no tiany de maninona,,, fa zao kosa, tsy ny sipa gasy rehetra no kamo sy tsy mamely, ary tsy ny vazaha rehetra ihany koa no hoe milay sy mazoto...!!mahaiza mifidy izay tandrifiao sy izay mety aminao fotsiny!!, mba tiako ho ita zay vazaha vavy tianao zay...misy mantsy izy ireny ivelany fotsiny no be maquillage be, fa hay tena kamo be mihitsy!!, na misasa amin'ny rano aza tsy ataony akory fa de ireny lingette ireny totsiny no ampiasany hidiovana e, de avy eo manao be ranomanitra be, huuuuuummmmm....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4743