bande des lâches où est -elle votre bravoure?

1. tezitra ( 08/01/2007 14:19)
lany hono Ra8, ho an'ireo aty andafy nampandany na nifidy azy dia tsotra:

Rentrez au pays donc, le pays a besoin de vous ary olona azonareo antoka no mitondra azy

vous voulez pas rentrer , hein! , vous avez peur que ça ne reussisse pas hein!
ayez le courage,d'assumer votre choix, bande des lâches, ou est votre bravoure .

ASSUME VOTRE CHOIX c ça être adulte et patriote RENTRE

vous petez la frousse? LA CRAINTE hein ! bande des lâches

AVAHAKO MANOKANA NY ETUDIANT SY NY MPIASAN'NY AMBASSADE VOKY
répondu par lamie le 15/01/2007 19:18
2. Fiffi ( 08/01/2007 14:54)
nahao rupture d'anévrisme eo nge ny hihafarandry ry tezitra eh ! taona vao2 zao ve de mbola tohizana hiany zato hatezerana klé !
3. ramorafr ( 08/01/2007 15:08)
tena mety ilay pseudo hoe (tezitra)raha nandinika aho hoe tezitra nanoratra aminy teny frantsay dia mazava ho azy fa mba olona manana ny maha izy azy,nefa kosa raha ny zavatra narosony dia izy ihany no manambany ny tenany,alahelonkanina kosa rangahy ny any tezitra aiza de hanino aty dago daholo ny Malagasy rehetra zay mba tia any Ra8 any ampita eto aza efa tsy hita izay hanaovana azy;ka mba mandinia ihany indraindray rehefa manoratra eto fa enao no mitendry clavier fa tsy ny clavier akory no mitendry anao.De ambava hono ...ampo mieritreritra...tsy fanenjehana fa mba nitendreny clavier kaoa aho de lasa niteniteny foana angamba asa aloha e.
4. kelly13 ( 08/01/2007 15:23)
:-D:-D=))=))
5. Fiffi ( 08/01/2007 15:38)
mba soahiany aza fa mbola mandeha le clacier klé :-D:-D
6. tezitra ( 08/01/2007 15:41)
valio ny resaka ry fiffy, fa aza hors sujet,ou bien ici c très haut pour toi, t'es encore gamine, va parler de gateau avec diamondra27
ramarof aussi, ici c trop haut pour toi, tu parle du clavier je te repond ton clapet

maintenant je rehausse encore le debat, pkoi 10% d'inflation à mcar alors que le baril de petrole est descendu à 11% le prix
c fastoche:
MV=PT(M:masse monetaire, V:vitesse,P:rix,T:transaction)
depuis fevrier 2006, T: n'a pas bougé à Mcar,V aussi(cheque,etc...), mais depuis la propagande M s'est bcp multiplié(fizarana vola) , pou l'equilibre il faut que P(prix monte),finalement MV=PT est respecté

raha nisy ny fizarana vola c la faute à Ravalo,
ary ny produit tiko(menaka, dibera,...)no miakatra, recuperer-ny ny nomeny anao t@ propagande c fastoche

seuls les poissons morts suivent le courant
7. xxx ( 08/01/2007 15:56)
Mianara tsara ry tezitra fa mbola tsy mety tsara zany formule zany :-D:-D:-D
8. xxx ( 08/01/2007 15:58)
sady efa maimbo tsondjo mintsy ry tezitra zany :-D:-D
9. lamie ( 08/01/2007 16:30)
oh!!!que ce tezitra est con jusqu'à la moelle!
10. Fiffi ( 08/01/2007 16:44)
http://img408.imageshack.us/img408/2730/dcfc0003tg4.jpg io ratezitra aahhh !! :-D:-D:-D
11. diamondra27 ( 08/01/2007 16:55)
tezitra:

valio ny resaka ry fiffy, fa aza hors sujet,ou bien ici c très haut pour toi, t'es encore gamine, va parler de gateau avec diamondra27
ramarof aussi, ici c trop haut pour toi, tu parle du clavier je te repond ton clapet

maintenant je rehausse encore le debat, pkoi 10% d'inflation à mcar alors que le baril de petrole est descendu à 11% le prix
c fastoche:
MV=PT(M:masse monetaire, V:vitesse,P:rix,T:transaction)
depuis fevrier 2006, T: n'a pas bougé à Mcar,V aussi(cheque,etc...), mais depuis la propagande M s'est bcp multiplié(fizarana vola) , pou l'equilibre il faut que P(prix monte),finalement MV=PT est respecté

raha nisy ny fizarana vola c la faute à Ravalo,
ary ny produit tiko(menaka, dibera,...)no miakatra, recuperer-ny ny nomeny anao t@ propagande c fastoche

seuls les poissons morts suivent le courant


ndry ty akia rytezitra mampihomehy ahy an!
mila valiny tokoa ndry fa tsy mety arira arira e!

ahoana tsara aloha le formule e!

raha resaka formule no atao
momba ny économie de resaka PNB sy ny tariny no asiana resaka
raha resaka maths de probabilité no ampiasaina(izay efa vita ny t@iny satria samy nanao probabilité ny antoko t@ nanaovana sondage ny réussite ny élection 1er tour)
raha resaka physique indray dia asio (théorie de la peau de banane kely hoe), asio résistance kely e!.
12. diamondra27 ( 08/01/2007 16:57)
Fiffi:

http://img408.imageshack.us/img408/2730/dcfc0003tg4.jpg io ratezitra aahhh !! :-D:-D:-D



fiffi: efa we ataovy any @ sakafo io wa fa tsy eto:-D:-D:-D

ndry vao maika mahatezitra an'i tezitra eo an!

13. tezitra ( 08/01/2007 16:58)
montre ça à un kere à mcar ou à un 4 mi si tu as de la logique ou de la norme dans les idées petite, mais pas à moi.
moi j'ose pas, ça fé honte

fa izao, modia ho'a raha sahy sy mi-assumer ny choix, reste pas à paris

tsy d'accord @ johny aho saingy,nony nadeha tany gstaadt tany suisse izy dia niteny hoe, miverina any france aho raha lany sarko,tsy ho lany sarko mais au moins logique izy dans son raisonnement, il assumera son choix
14. xxx ( 08/01/2007 17:33)
bande de lâche hoy i mototra fa ianao irery no lâche klé! Izahay efa nifidy ny honina aty ka na inona na inona teneninao dia tsy manova ny fiainanay anie izany e!Raha menatra ny mampiseho izany @ hafa ianao dia anao ny anao!Tsy ny olona rehetra no patriote ary izaho tsy ho patriote mihintsy! Fa angaha raha tsy mody any dia tsy tia an'i Mada? Aza miteniteny foana fa sao ho lasa adala eo!
15. tezitra ( 08/01/2007 17:46)

ma ptite xxx ny gateaux nyfiffi no mahamenatra raha aseho devant ny olona tsy mihinana sy mahantra , soyez humble et ayez de l'humilité , miaraha ory @ ory sy ny kere

à diamondra ny pnb dia stat et au mieux c de la compta natle mais pas de l'economie
16. xxx ( 08/01/2007 17:59)
fa inona ary no maha-be rora an'i tezitra?ny sasany no asaina mody nefa ndry aza maninona any frantsa any?maninona no tsy mody aty?dia hita eo zay afitsokao ranona a?raha mahavita mahazo be nify fa raha tsy mahavita azy akombony ny vava ,afeno ny nify e!ary aza be fananarana fa tsy mitombona ny formules e!efa nanome ny mahantra taty mada nga ianao???????ary ianareo any andafy any tsisy nifidy e!!!!!
17. diamondra27 ( 08/01/2007 18:01)
http://fr.wikipedia.org/wiki/Produit_National_Brut

PNB fantako de io fa tsy izany statistique-ndry izany.
tena tsy azoko mihintsy le resaka compta

na de any @ lycée technik aza d'efa manao an'io any dago fa tsy mila mande any @ université.

tezitra: lasa resaka gatô ndray le izy ngah?
18. xxx ( 08/01/2007 18:01)
ary mamakia dictionnaire @ dikan'ny hoe "laches", fa ianao no tena lache @ izao an!!!!!!!!
19. Fiffi ( 08/01/2007 18:08)
ary ndry akia ry tezitra de mba be vava ery an ! lâche aahh hoe !! lâche nefa ndry aiza zao ? :roll:
20. xxx ( 08/01/2007 18:18)
ianareo koa anie milalao ny kilalaon'i tezitra dia faly izy fa misy mamaly foana e!

soyons humbles et ayons de l'humilité hoy i tezitra, donky aleo izy hikarantsana eo fa tohizo ny lalantsika e!

ahoana moa ilay fiteny hoe "les chiens aboient, la caravanne passe" ka aoka izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0515