bande des lâches où est -elle votre bravoure?

41. kelly13 ( 11/01/2007 18:23)
(hihihi, tsy mba fantatro mantsy misaotra ankia fiffi nampahalala a)
42. kitjo ( 11/01/2007 18:46)
kelly> tsy hitandry @fomba firesaka ve le tonga d mivanavana be eny an-tsena reny raha sendra voadona? hahahha.....

samoana> efa eny marais masay izao no mivarona fa tsy Anosy k! hahaha
43. kelly13 ( 11/01/2007 18:54)
(kitjo>lollll tena neveriko fa lhl ange izy e, hihihi!! masika resaka b mantsy)
44. xxx ( 11/01/2007 19:46)
i bazilou sy tezitra zao no couple tsara :-D
45. xxx ( 11/01/2007 20:27)
=D=D=D
46. xxx ( 11/01/2007 21:46)
de hisy vavolombelona zany eto =D=D=D
47. bazylou ( 11/01/2007 22:15)
mitomaniza an'i ka melanie eo fa ny saosy atsy miditra ihany e!!
48. Fiffi ( 12/01/2007 06:30)
kitjo: grave klé :-D:-D:-D
49. kitjo ( 12/01/2007 18:36)
hahahaha
mba anipazo kely iany bazyl refa mahazo nareo an!
tsy manin na @ 2012 aza..hihihi

fiffi> ka marina ange akia e..sady le entim-po beee...lehilahy ts mahavita mitabataba sy manao etalage de connaissance @tsy ilaina azy oh zao fa refa tena ts mahazaka izy manompa fa tsy mivanavana oh zao
50. Fiffi ( 12/01/2007 19:08)
kitjo: ny mampi-=))=)) ahy akia de hoe bande de lâches hono ...iza ? :wink::-D:-D:-D:-D
51. fijo ( 12/01/2007 22:39)
raha sipa i tezitra dia sipa tsy ampy lahiny izany .
52. ainga ( 13/01/2007 18:13)
Tsy ratsy indray iny hoe tsy ampy lahiny iny ry fijo:wink:. Lahiny izany moa mèche ô ? Koa raha tsisy mèche izany dia sola !:P tezitra sipa sola ?:oops:
53. bazylou ( 14/01/2007 00:04)
rehaf tsy mahavaly resaka izany dia aodina ilay izy an!! ohatran'y tim ihany e!! mody atao lalana kely dia avy eo io anareo ry vahoaka!! tsss:roll:
54. kitjo ( 15/01/2007 06:00)
ka satria bande des laches no resahiny d ry zareo tsy eto dia lasa mamaly fts zay fa tsy le resaka no valiana..
azon' i bazyl?
sa hiandry andry bande de laches hamaly?
55. toovs ( 15/01/2007 14:36)
asa na ny ratsirakiste no lasa manohana andra8 eto amin'ity serasera ity fa toa logik nampiasain'ireo tetsy aloha ihany no ampiasaina hamaliana an'izay tenin'ny mandinika syb mahita zavatra. fa maninona raha mba ilay hevitra aroso ry pro ra8 sy pro ratsiraka no jerena ny fahamarinany an.
ny sasany moa de mba nanana saina nivelatra talohan'ny 2002 fa am zao de lasa tery saina sy fanatik koa.
56. lamie ( 15/01/2007 19:18)
io toovs hanao toan'i baz...tez...sy ny tariny e!!! alefaso e!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0791