bande des lâches où est -elle votre bravoure?
21. ainga
(
08/01/2007 18:54)
alika mivovo ve ity tezitra ity e ?
Raha izany dia "romotra" no pseudo tokony omena azy.
Na koa i "tongalafatra" be fananarana, nefa tsy hitany akory ny fôty dé francé be sy ortôgrafy ataony ! Ny teny malagasy tsy hay, ny teny frantsay nôfa nefa mizesta ery. Ny hevitra poakaty, ary ny fisainana mirefarefa : inona moa no anerenao ny olona @ safidiny hoa iaina ary ao na atsy ? : aoka ho fantatr'i romotra fa misy ny olona efa nisafidy ny hiaina aty ivelan'i Madagasikara. Manana ny asany izy, ny tranony, ny fiainany. Ny fitiavany an'i Madagasikara anefa tsy latsa-danja, sombim- porofon'izany ny fanarahana isan'andro ny vaovao misy any. Ary ity zavatra ity anie dia tsy tonga ao an-tsain'i " Romotra tonga lafatra ": Iza no niteny taminao fa izahay miasa aty ivelany dia tsy miasa koa ho an'i Madagasikara ? SAINO TSARA IO VOALAZAKO IO ! Sa fantatrao ny ataonay tsirairay avy.
Ary ianao milelalela io ohatra inona no vitanao ho an'ny tanindrazana ? Sa moa ianao tsy hanao satria tsy tianao ny mpitondra ? ADALA !:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:

22. kitjo
(
08/01/2007 19:17)
ka tsy aleo ve aloha i tezitra maka repos kely mody mankany ambanivohitra fa sao tapaka lalandra eo e???
Amzay koa hita zay ataondry any Dago e...lany aloha Ravalo d mahaiza mionona akia fa ny faharomontana eto tsy mahatonga aiza an!
Aza atao tratry ny 04Desambra ny hatezeranao..sa tsy izay moa ilay izy?

23. Fiffi
(
08/01/2007 19:18)
xxx:ekena ! :)
soyons humbles et ayons de l'humilité hoy i tezitra, donky aleo izy hikarantsana eo fa tohizo ny lalantsika e!
25. xxx
(
08/01/2007 21:40)
Resaka tao ambadimbadika tao:
Mpandefa : Samoana 08-01-2007 19:48:57
Lohateny : Re : Miteny amin'ny fiteny tsy fantatra(speaking tongue)
Hoy i niryna:
Isika rehetra dia miteny amin'ny fiteny tsy fantatra daholo raha toa ka tena manana finoana an'Atra.
Faly izay akamako 1 izay raha mahita ity satria isaky ny misotrosotro(dite) lery miteny @ teny tsy fantatro foana. hihihi
Sao dia ise ry tezitra izao akaman'i samoana izao. Hay isika afaka miara-miasa ihany fa samy olom-pinoana^:^
8Ra

27. lagoon
(
08/01/2007 23:41)
Tohizantsika miaraka @ RADAMA III ny lalantsika eeeeeeeeee!
Ary aza "tezitra" intsony ry tezitra a!!!
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img413.imageshack.us/img413/4125/radamaiiigp1.png[/IMG][/URL]

28. lagoon
(
08/01/2007 23:47)
kitjo:
ka tsy aleo ve aloha i tezitra maka repos kely mody mankany ambanivohitra fa sao tapaka lalandra eo e???
Amzay koa hita zay ataondry any Dago e...lany aloha Ravalo d mahaiza mionona akia fa ny faharomontana eto tsy mahatonga aiza an!
Aza atao tratry ny 04Desambra ny hatezeranao..sa tsy izay moa ilay izy?
:-D:-D:-D
raha izao no mitohy dia ho tezitra hatramin'ny 2017 i tezitra marina mafy!!
29. ramorafr
(
09/01/2007 09:52)
Raha olona no mahay loatra ohatrany (tezitra an)de lasa miteniteny foana,fa raha tavohangy kosa no feno tapany ohatrany( tezitra) dia inona no filaza azy?...
:-D
:-D
30. ronaldo09
(
09/01/2007 13:26)
Za aloha ry tezitra tsy hody any na tiako be aza i madagasikara satria tsinjoko sahady ny zavatra hitranga noho io filoha vaovao io.
Zany anie ka marina satria be resaka fotsiny ry fiffi ,hery nefa tsy mody fa midongy aty an-tanin'olona .za aloha raha lany teo i Lahiniriko dia iny aho no nikopak'elatra fa nangalarina moa ny vatony .....Dia aleo 2012 mifankahita e!Tsy milatsaka intsony manko leiry amin'io (lalam-panorenana no milaza izany)

31. Fiffi
(
09/01/2007 14:08)
be resaka ahoana ary ? enao aza io de milaza mihintsy hoe tsy hody any....ka nahoana no izahay no be resaka eh ?
Tsy hilatsaka intsony lery ozy enao @ 2012 ? :-w:-w de ahoana ity ? Avec sa force actuelle, l’opposition ne peut pas jouer le rôle de contre-pouvoir. Ce qui faciliterait la marche du président réélu Marc Ravalomanana vers un troisième ou un quatrième mandat.
Pour finir la « maison » qu’il a construite, il lui faut quatre mandats successifs. Il, c’est Marc Ravalomanana. Durant son premier mandat, l’actuel locataire d’Ambohi-tsirohitra a posé la fondation (fototra) par la construction et la réhabilitation des routes. Réélu le 3 décembre dernier, Marc Ravalomanana projette de construire les « murs » en mettant en œuvre le « Madagascar Action Plan » (MAP). Les grandes lignes de sa politique seront focalisées sur le social, c’est à dire sur les actions qui ont des impacts directs sur la vie des Malgaches. Mais, il reste deux étapes pour qu’une maison soit habitable: la pose du toit et la finition.

32. kitjo
(
09/01/2007 15:03)
ronaldo> fa aiza ho aiza amzao zany soratan' i hery lazainao ho be resak afts zany to tsy mamaly akory aza izy 8O
hay ve Filoha vaovao ravalo e...fa enao ve aloha teto foana e..hiihi..hay moa tsy tany mitsy lol
nndriii..nangalarina ve ny vaton' i lahiniriko dia misy elanelana be sa dia halatra be tahaka ny inona...adalany no tsy te haka ny azy raha izany sady adala dol koa ny mpanara-maso sns zany e??

33. fijo
(
10/01/2007 23:25)
tezitra an,aza dia ambaniana loatra le resaka eto e.tsy mirefarefa anie ny rehetra eto e
34. bazylou
(
10/01/2007 23:42)
esyyyyyy!! mandat 25 ans ihany no ataony sy tadiaviny eo e!!! tsy maintsy mameno paosy izay eo fa lainga daholo !!
35. tezitra
(
11/01/2007 10:11)
aoka ity concept staliniennne de camps d'en face ity,izany hoe raha ny filoha no niteny an'io dia marina fa raha itezitra dia non:
1) fin 2003:nanao conference t@ diaspora Ravalo, dia nanontaiana momban'ny projet de loi sarkozy
valiny hoy Ravalo: efa betsaka ny zavatra miova, modia ianareo raha mijaly fa mila anareo ny firenena
2)2006 novembre: nanontaniana momban'ny enfant scolaarisé gasy voaroaka ao france andafy izy
valiny : ny frantsay manao izay tiany hatao @ taniny, roahintsika koa ny azy, fa ianareo modia fa mila anareo ny firenenna
saingy Ra8 no miteny dia izy.
de toute façon l'expulsion de melanie separé de son enfant il est en partie responsable,
l'algerie et le Maroc arrivent à avoir un accord facilitant larentrée de ses ressortissants en france ( NOv 2006 entre sarko et bouteflika à alger) , Ravalo non
tiany hody ianareo
seuls les poissons morts suivent le courant

36. Samoana
(
11/01/2007 10:30)
tezitra:
seuls les poissons morts suivent le courant
aza mbola mody retsy fa sao itony trondro entipo tezitra sy be teny frantsay itony lasan'ny "courant" mankao Anosy eo a:-D!
37. xxx
(
11/01/2007 16:08)
moa fantatrao ny zava-nitranga marina @ tantaran'i melanie sy ny zanany?aza dia mitsikera ry tezitra fa rehefa tsy mahalala ny zava-marina dia aza manome tsiny fa tsy mety e!izahay manampahefana no milaza aminao izany,sa ianao no nitazona ny zanany t@ io andro io?
38. Fiffi
(
11/01/2007 17:54)
tezitra:aza mirediredy moa ry bazylou an ! tsy hitako zay hidiran'Ravalo résponsable @ zany ! raha namela ny zanany irery fa tsy nohentiny niaraka taminy ve i Mélanie de misy hidiran'i Ra8 @ zany ?
de toute façon l'expulsion de melanie separé de son enfant il est en partie responsable,
Jereo aloha ny lalàna alohan'ny hilazan-zavatra eh ! "nul n'est censé ignorer la loi"