Iza no mahay... ?

1. jhouhlambout ( 21/12/2006 11:50)
(x-a)(x-b)(x-c)....(x-y)(x-z) = ????
répondu par sitlo le 23/12/2006 16:04
2. lapino ( 21/12/2006 12:32)
misy (x-x) ve ? :D
3. jhouhlambout ( 21/12/2006 12:37)
Misy ny lettres rehetra
4. kelly13 ( 21/12/2006 13:19)
(x-d)(x-e)... d tohizo fa lava b ka =))
5. pissoa ( 21/12/2006 13:23)
za tsy mahay.
6. miarina ( 21/12/2006 13:37)
=0
(x-a)(x-b) ... (x-x)..(x-z) = 0 car (x-x) = 0
7. simplex ( 21/12/2006 13:46)
tsy azoko
8. Fiffi ( 21/12/2006 13:52)
x2-xb-ax+ab...x2-x2+yx-y2
de inona ? tsy misy facteur ? :roll:
9. booboo ( 21/12/2006 13:57)
0 kounkou ny ahy ny valiny.

Simplex > satria ny raha aby aby rehefa ampitomboina aotra dia mira aotra aby. sa (x-x) tsy mira aotra ?
10. simplex ( 21/12/2006 14:05)
ka (x-z) anie tsy aotra e :roll:
11. booboo ( 21/12/2006 14:07)
ié fa (x-x) = ? araka ny hevitrao kah ?
12. pissoa ( 21/12/2006 14:08)
Ka ny (x-a) koa aza tsy aotra koa :roll:
13. simplex ( 21/12/2006 14:10)
ka ra (x-x)=0 d midika ve izany fa (x-z)=0 koa :-w
14. booboo ( 21/12/2006 14:15)
Simplex > aaa kah. Soloy isa aby moa reo raha reo. Mety @ zay angamba mora hitanao kokoa lé izy...aza hadino ny (x-x) a !
15. simplex ( 21/12/2006 14:20)
ka ra x=2, z=3
de lasa hoe (x-x)=(2-2)=0 fa (x-z)=(2-3)=0 ??? :-w
sao d tsy mahay maty kosa nareo kle :roll:8)8)
16. Mmamisoa ( 21/12/2006 14:27)
vél doly no hainireo fa tsy mahay maty ka!! :-D
17. salmo ( 21/12/2006 14:33)
=X tora-dimy/abc real2 y + real2 z=D
18. xxx ( 21/12/2006 14:34)
raha io ex simp io
(x-x)=0
(x-z)=-1

(x-x)....(x-z)= 0 * (-1)= 0
d zero fona ny valiny raha vo (x-x)=0 sa tsy multiplication le resahina eto :roll::roll:
(x-a)(x-b)...(x-x)(x-y)(x-z)= 0

19. pissoa ( 21/12/2006 14:35)
simp, za koa mba gaga :roll:
20. booboo ( 21/12/2006 14:55)
ka ra x=2, z=3
de lasa hoe (x-x)=(2-2)=0 fa (x-z)=(2-3)=0


euh..f'angaha tsy (x-x)(x-z)dia lasa hoe(2-2)(2-3)=0.-1 = 0.
Zà mitsy zany no tena tsy mahay maty lé.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3451