Iza no mahay... ?

21. Fiffi ( 21/12/2006 15:33)
nga tsy hoe (......)(....) = facteur io ? de lasa hoe
(.....)x(.....) .
22. xxx ( 21/12/2006 15:38)
:@:@:@:@ mila maka hevitra ambony e! de manantona mpifoka ...
23. simplex ( 21/12/2006 16:37)
hay marina ny an'i booboo :oops::oops:

kanefa mino aho fa tokony otr'izao no valiny:

(x-x)(x-z)=(2-2)(2-3)=0-1 =-1

:roll:
24. booboo ( 21/12/2006 16:48)
Fa maninona no(-1)?
25. pissoa ( 21/12/2006 16:54)
ka efa oe 0-1 koa firy ndray :roll:
26. simplex ( 21/12/2006 16:55)
ka 0-1 ve tsy -1 e ?:-w
:-*
27. booboo ( 21/12/2006 17:01)
Simplex, Pissoa > avereno jerena hatrany an-dreniny ny sujet fa multiplication ange ny raha.

(2-2)*(2-3)=0 * -1. Zéro ampitomboina iray/roa/telo sns = zéro foana foana
28. simplex ( 21/12/2006 17:03)
:D:D
ka zero anie otran'ny tsy misy e,
(2-2)*(2-3)=0 * -1=*-1 8)
29. booboo ( 21/12/2006 17:06)
Un fois zéro ....zéro
Deux fois zéro....zéro
Trois fois zéro...zéro

Efa ela marina lé niatra table de multiplication t@ T1 ô ? hihihihihihi :-P:-*
30. pissoa ( 21/12/2006 17:08)
Eeee, tsisy raha azoko izy izany ka ! Toa feno x, dia avy eo feno 2 sy 3 sy 0 dia lasa table ndray :roll:
31. kelly13 ( 21/12/2006 17:11)
efa ela tsy nanao math fa marina io an'i booboo io rankizy malala aaaaa!!!
zao, ny chiffre(n'importe kel de chiffre) multiplié par zéro dia = zéro!!! donc raha (x-a)*(x-b)*...(x-x)*(x-y)*(x-z) zany dia egal zéro satria (x-x)=0 kay letieeee, sarotra azavaina b!!!
32. MTN ( 21/12/2006 17:12)
miarina =D
33. simplex ( 21/12/2006 17:16)
miarina =D
34. simplex ( 21/12/2006 17:18)
kanefa (x-z) anie ka #0 e :-w
sao d mba misy mazi mazi kosa eo kle :-w
35. pissoa ( 21/12/2006 17:19)
kelly13:

efa ela tsy nanao math fa marina io an'i booboo io rankizy malala aaaaa!!!
zao, ny chiffre(n'importe kel de chiffre) multiplié par zéro dia = zéro!!! donc raha (x-a)*(x-b)*...(x-x)*(x-y)*(x-z) zany dia egal zéro satria (x-x)=0 kay letieeee, sarotra azavaina b!!!
Ontso !!! fa maninn no tsy maintsy zero ? :roll:


36. booboo ( 21/12/2006 17:35)
mazi mazi ouz Simplex hihihihihihi
37. simplex ( 21/12/2006 17:39)
:D:D
le ampiasaina refa manao vary @ anana io ka :°)
tena sarotra anie le maty no tena marina e :oops::oops:
38. kelly13 ( 21/12/2006 18:41)
pissoa>ka zay le lalanandry zareo matematisianina hono kou, refa ampitombona 0 ny isa d tsy maintsy zero!

n'empeche, ny lettre v ra ampitomboina @ 0 d tokony ho 0 kou???:-w:-w
39. fijo ( 21/12/2006 21:50)
tonga indray elahy rajhoul an,za letsy tia X fa tsy amin'ny math ,fa eny ampandriana an.hi hihi nefa za virja
40. diamondra27 ( 21/12/2006 22:00)
(x-a)(x-b)=x²-ax-bx+ab
(x²-ax-bx+ab)(x-c)= tohizo

:-w:-w

lava be le izy tsy manampotoana za
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395