Iza no mahay... ?

41. diamondra27 ( 21/12/2006 22:01)
afaka manao pause ve mamonjy an'i William Claude de mandefa PI²:oops::oops:
42. pissoa ( 21/12/2006 22:01)
kelly13:

pissoa>ka zay le lalanandry zareo matematisianina hono kou, refa ampitombona 0 ny isa d tsy maintsy zero!

Eeeee, mba diso mpamorona loatra koa ry zalah zany ka :-w:-w:-w
43. jhouhlambout ( 21/12/2006 23:48)
Ié:
(x-a)(x-b)(x-c)(x-d)... raha atao daholo ny alphabet rehetra dia tonga @ lettre x donc: (x-x) est égal à zéro. Donc :
(x-a)(x-b)(x-c)(x-d)....(x-y)(x-z) = 0 !!!!
44. lapino ( 22/12/2006 00:37)
alika maths koa zany lalao zany kle! :roll::P
45. Bariry ( 22/12/2006 03:51)
Io ve tsy XXX no valiny klé!
46. xxx ( 22/12/2006 05:14)
jhouhl, ary raha ∞ ny z ohatra :^)
tsy voatery zero waaaaaaa :-D
47. hery ( 22/12/2006 08:30)
Zah vao saika hanao calcul be mihitsy fa nahita an'le nolazain'i lapino hoe misy x-x ve de tonga saina :-p
48. simplex ( 22/12/2006 09:31)
xxx:
jhouhl, ary raha ∞ ny z ohatra

ny dikan'ny ∞ moa teni-ratsy o ? :°)
49. lapino ( 22/12/2006 10:02)
hery, ka nen'ah ny hakamoana no tonga aloha :oops::°):°)
50. xxx ( 22/12/2006 10:49)
simplex:

ny dikan'ny ∞ moa teni-ratsy o ? :°)

infini no teo fa xxx tsy mahay miteny ratsy zany :@


51. aigredoux ( 22/12/2006 10:52)
Za ko miteny fa xxx no valin'io, hihihi :D
52. jhouhlambout ( 22/12/2006 12:06)
(x-x) = 0, raha Zéro ny chiffre iray ao anaty multiplication dia tsy misy dikany daholo ny ambiny rehetra satria taritin'ny Zéro miaraka aminy daholo, ohatra:
0.1 = 0
0.2 = 0
0.1.2 = 0
0.1.(1+2).(1+2134).87.2.6.7454 = 0

Vao misy zéro anakiray fotsiny ao dia zay no vita...
53. sitlo ( 22/12/2006 16:06)
jhouhlambout: dia raha y tend vers l'infini?

:-P
54. jhouhlambout ( 22/12/2006 17:02)
dé zéro foana.... :@
55. sitlo ( 23/12/2006 16:04)
ehhhhhhhhh, diso
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0423