hita fa tsy loyala mihitsy ilay8
1. bazylou
(
01/12/2006 23:34)
tapenam bava ny atsy ny aroa tsy avela hanao ny faradobony , ny azy ihany no asesika,, ny fokontany sasny aza moa natao mihitsy izay tsy hidiran'ny bulletin de voten'ireo mpifaninana hafa tsy ny an'ilay 8 ihany!! izany ve dia mamely, ny pro atsy efa milaza sahady fa lany ho tazy!! tssssssss
ianareo marina ilay malemy saina azo amboarina sy abadoana amin'izao t shirt sy kitapo kely ary tablier , satria efa tsy mitafy intsony ny zanakareo!!
ianareo marina ilay malemy saina azo amboarina sy abadoana amin'izao t shirt sy kitapo kely ary tablier , satria efa tsy mitafy intsony ny zanakareo!!
répondu par Lalah le 06/12/2006 18:35
5. papounette
(
02/12/2006 05:53)
bazylou:
tapenam bava ny atsy ny aroa tsy avela hanao ny faradobony , ny azy ihany no asesika,, ny fokontany sasny aza moa natao mihitsy izay tsy hidiran'ny bulletin de voten'ireo mpifaninana hafa tsy ny an'ilay 8 ihany!! izany ve dia mamely, ny pro atsy efa milaza sahady fa lany ho tazy!! tssssssss
ianareo marina ilay malemy saina azo amboarina sy abadoana amin'izao t shirt sy kitapo kely ary tablier , satria efa tsy mitafy intsony ny zanakareo!!
Mahagaga ana mitsy nareo mipetraka any andafy tony?=))=))=))
6. xxx
(
02/12/2006 07:43)
ory paponety a ! samy mipetraka any andafy daholo ireo fa ry bazy ngamba ilay very seza t@ andron'i deba e ! de tsy mahita hangalarana intsony e !
7. Fiffi
(
02/12/2006 07:46)
bazylou:fahazahoana fanampiana ve rabazy de misy hidiran'ny hoe malemy saina ? ary enao ve mba manampy ireo olona tsy manana ?
ianareo marina ilay malemy saina azo amboarina sy abadoana amin'izao t shirt sy kitapo kely ary tablier , satria efa tsy mitafy intsony ny zanakareo!!
8. belaza
(
02/12/2006 08:04)
taiza i ra8 no niteny hoe tsy mahazo manao faradoboka ny kandida hafa? aza manely tsaho lesy a, elà ary any andafy kou, tsy mahita zay aty amfokotaninay akory tsss!!
9. jentilisa
(
02/12/2006 08:10)
Aoka izay fa efa tsy fotoanan'ny adi-hevitra politika intsony izao. efa tapitra ny ora, manaraha lalàna!
11. narima
(
02/12/2006 08:30)
n'inona2 lazain'i Bazy a! na malemy saina na ...rehefa azony ny fon'ny vahoaka ka mahazo 50% izy na mihoatra d'efa tsy maintsy manaiky enao.Zany no atao hoe "demokrasia". Ary enao de anisan'irony ho voamafy satria de manenjika olo tsara sitrapo sy tahian-Janahary ka sady reraka no marary fo no ataon'ny olona fihomezana.
12. Simpona
(
02/12/2006 09:31)
Tena nanao faradoboka ny kandida hafa, i pety omaly teto fianar no nanao fradobok dia nilaza izy hoe hametraka barazy rapits (androany zany) , dia efa notaterahiny tokoa ny teniny ao akaiki'ny stade ao zao zalah, :twisted::twisted::twisted::twisted:
Jereo fa ataoko ao am dinika hafa
Jereo fa ataoko ao am dinika hafa
13. Rainikarabo
(
02/12/2006 10:17)
baz> mampamangy ao Neuilly ao e!aza dia mihorohoro loatra fa tsy sahala amin'ny fanaonareo taloha akory ny ankehitriny
14. vahatra22
(
02/12/2006 14:11)
aza b vava e! rehefa tsy tia fotsiny d akombony ny vava! tsy misy ho voarebirebinao @ zany akory eo fa ny vahoaka efa raiki-pitia aminy!
15. akama2006
(
02/12/2006 15:13)
tsy loyala kosa aloha le8 e!nahona no tsy afak amanao carnavale ny AVI? mba omeo fanzavana mitombona hoe,fa tsy hoe manohintohina ny fifamoivozana!
nareo rehetra ireo dia mitovy tsy misy valaka aminy arema,inona no nataony arema,manome vary ,vola teeshirt etc.....,mba hifidianany olona azy!tsy fanampiana ilay izy satria raha izay tsy ho teeshirt misy ny sarinao na vary don na ny tahaka izany no hanampianao ny olona;ary indrindra IRENY VOLA LANY IRENY dia halaina aminy fomba hafa ao aoriana fa tsy nomena fotsiny!
mba saino lavitra ihany ilay izy!:}:}:}:}

17. besoiiin
(
02/12/2006 21:09)
:D:D d maninona raha nanao nanao carnavale @ AVIon indray:D:D @zay tsy manelingelina sy manakorotana ny fifamoivoizana eeeeeeee :-@:-@
18. akama2006
(
02/12/2006 22:03)
imahaka> izay fetsy ve? hafetseny ny fohy fisainana angamba ilay izy fa tsy dia misy antony loatra,ary matoa lazaina fa hafetsena ny ilazana izany dia tena mora fetsena aminy kely foana izany nareo ry mahaka kle!
azo vidina ambongadiny!omeo tarif ihany aloha fa mety mila mpilanja aho angamba atsy ho atsy!:lol::lol::lol::lol:
azo vidina ambongadiny!omeo tarif ihany aloha fa mety mila mpilanja aho angamba atsy ho atsy!:lol::lol::lol::lol:
19. Stone
(
02/12/2006 22:55)
Holany ihany le8 raha izao resaka izao no mitohy, ny ahy izao ny olona tsy azoazoko dia tsy asiako fitenenana akory. Fa satria vaomaika propagandy hoazy ny hamerimberenana foana ny anarany.
20. bazylou
(
02/12/2006 23:42)
ka rehefa maty paika tsara anie ny halatra karakarain'ny efa eo amin'ny fitondrana dia manaiky daholo ny pokona e!! pokona azo vidina ireo, dony tapany dia handoa erany daholo!! Ary raha lany 1er tour io dia hala bato izany no dikany!!