hita fa tsy loyala mihitsy ilay8

21. Stone ( 03/12/2006 00:32)
Iza moa izany ny tena tohananao?
22. besoiiin ( 03/12/2006 06:59)
bazil> ninoninona tsahonla dia 1er tr io d vita
23. akama2006 ( 03/12/2006 09:20)
bazylou> ka pokona tsy misy maha izy azy anie ilay vidina aminy teeshirt sns e....!olona efa tsy misy fanahy maha olona azy fa miaina aminy nofy! jereo t@ androny amiraly ohatra omena moly sy toka dia manao sale besogne hoy ny vahiny,ny vato amin'io amidy vary 1kapoka sy vola,dia mbola mandova izany ihany izao!mediocre!
24. baroho ( 05/12/2006 07:10)
bazylou:

tapenam bava ny atsy ny aroa tsy avela hanao ny faradobony , ny azy ihany no asesika,, ny fokontany sasny aza moa natao mihitsy izay tsy hidiran'ny bulletin de voten'ireo mpifaninana hafa tsy ny an'ilay 8 ihany!! izany ve dia mamely, ny pro atsy efa milaza sahady fa lany ho tazy!! tssssssss
ianareo marina ilay malemy saina azo amboarina sy abadoana amin'izao t shirt sy kitapo kely ary tablier , satria efa tsy mitafy intsony ny zanakareo!!


inona ndray ary ny an`i Bazil tsy tafa mihitsy nareo, ie satria mantsy nareo tsy mila an`zany tablier sy kitapo zany de miteny fa aza vendrana be ohatran`zany fa misy olona mila an zany foana rah mbola tany mahantra ohatran`ny antsika tsy voatery hipetraka any an-dafy daholo akory ny olona
25. akama2006 ( 05/12/2006 12:00)
baroho> tsy resaka kitapo anie le olana fa ilay hoe zavtra tsy hiantohany aina sy ny saina no atao publicite nefa ny tena mitondra fampandrodoana atao ankilabao!

tsy nahiota hevitra fampandrosoanaanie ianao raha nadinika tsara aminy ity fifidianana ity e!resaka entimanana no mibaha toerana,iza no tany mandroso ka nanao iznay??? iza no tany demokratika ka ny hevitra natao hazavaina aminy vata fahita lavitra sy ny onjapeompirenena tsy misy afa tsy 5 minitra????

betsaka no tsy aradalana ary tsy menatra izay mialaza fa demokaratika sy faka tahaka ny toa izao!

mbola hitohy izy io fa mbola tsy vita ny resaka!ho hitantsika eo ihany ny tena demokraty sy ny sarintsariny!:{:{:{:{
26. xxx ( 05/12/2006 13:05)
tena be resaka koa ianareo ato an!ary ireo olona nanaraka ny fifidianana teto zany nanao inona fotsiny?samy nilaza ireo fa tsy nisy lesoka iny fifidianana iny, sa ny teninareo no marina fa ry zareo no mandainga?mba azavao ny saina ry reto fa mahamenatra a!!!ary iza no hanampy sy nanampy ny zanky ny malagasy @ tsy fahaiza-mamaky sy manoratra??toa sarotra asondrotra ny malagasy zany a!sa malahelo hava-manana???samy nahita fa nisy fivoarana be dia be eto madagasikara, tsy mbola fatratra aloha fa mandeha tsikelikely, aona no hanamboarana ny fahasimbana hatr'izay?ary naninona moa raha nirotsaka nofidiana ianareo be vava ireo e????
27. sasa ( 05/12/2006 13:34)
na d tsy misy dikany aminareo aza ny teeshirt sy ny kitapo sy ny tablier misy dikanay aminay kosa aloha ireny satria tsy mba misy olona afaka manome anay anreny, vola hividianana tablier sy kitapo izany efa mafy be aty satria efa lafo ny lamba.Ny lalana vita mba afaka miakatra ny vokatray tantsaha fa hatramzay toa vidin'olontokana foana no sady vidiany mora be, amzao d mba mahita hoe afaka mihaina tsara fa tsy otrantaloha hoe ny tombotsoa ho an'ny olontokana foana no jerena e! aleo ny ankizy hahazo tablier, sy kitapo, aleo koa ho betsaka ny CSB1 sy ny CSB2 izay am sarany mirary tokoa mba ho voatsabo daholo ny malagasy e!
Mbola hitohy
28. xxx ( 05/12/2006 14:02)
ary alahelon-kanina moa zany ato zany!!!!dia tena tsy mba mahay misaotra ny zanahary ve isika fa nahita mangirana tanatin'ny 30 taona ity tanindrazantsika??? nisy làlana azo hivezivezena, anondranana ny vokatra, ahafahan'ny malagsy mifanerasera ihany ??dia ny tianareo izany ny hiverin-dalana hatrany, isika aza malaza hoe "pays des moramora", tsy menatra ve isika @ izany?dia raha lany indray ny nitondra teo hanoy ny làlana efa natomboka dia hoe mangala-bato? azavao ny saintsika fa tena lomorona tanteraka,mahamenatra marina ny toe-tsaina toy izany e!lazaina fa mila fampihavanana ny malagasy, fa iza no miady?iza no mpanakoratana?dia ny hevitry ny hoe "opposition" dia ny fankahalana ny mpitondra??saino ihany dia jereo ny tena dikan'io teny io anaty dictionnaire e!
29. akama2006 ( 05/12/2006 19:56)
xxx> nahita mangirana hoe???????????

isika aloha sty hitovy hevitra mihinsty izay dia sur!oviana teto madagasikara no nisy fahasihiranana be ohatra izao devaluation be tahaka izao eny fa na dia nadritra ny grevy lava reny taminy 1991 aza!

aza ampidirina foana ilay resaka fiakarany soloika erantany fa efa mazava izao fa tsy izany no antony satria ny firenena rehetra samy tratrany izany fa tsy misy tratra ny inflation be tahaka izao!

ary nareo mameria foana hoe mafy anie ny nahazo any madagasikara tao aoriany 2002 e!....fa ny 1991 angaha mora?ny 1972 angaha mora???? ary tsarovy fa ny toekarena taminy 2001 dia nety tsara ary efa niakatra!raha taminy 1989 noiilaza nareo hoe tsy lasa dia neken ihany satria mbola tadidiy ny filaharan menaka sy vary izay lozikany fitsinjarana sosialista!

ka ampivadio ny mpivady fa aza atao na forsenareo ho heros io bandy io fa raha amiko akama2006 dia io no mpitondra mediocre indrindra apres zafy!
30. xxx ( 06/12/2006 09:58)
amiko indray dia i akama2006 no bandy mediocre indrindra apres ronaldo09 satria: 1991 sy 1972 tsy mitovy t@ 2002 tamizany nga nisy fanapotehana tetezana? ary ny kitapombola pirenena ary taminy2002 dia negatif fa aza hodiana fanina, nefa 5 taona taty aoriana jereo sahady ny zavabita
31. xxx ( 06/12/2006 11:03)
zany mangirana zany ange ka oe fahadiovana e,filaminana,efa nahita kely isika, manomboka zany no tiako lazaina e,fa ny lanitra manga tsy mbola nipoitra tsara,ary marina fa samy nanana ny tantarany ny taona rehetra nandlovantsika,ny tena nahamay iny 2002 iny fa be ny simba, ary inona iny miliara hita tao antranon'i tantely iny?nilatsaka avy taiza?
32. akama2006 ( 06/12/2006 11:06)
xxx> tsy maninoa raha izaho no mediocre satria aho tsy mpitondra firenena fa mba izaho ihany no mibaby ny vokany!

fa ny nareo anie ka filou no mediocre e!ary miziriziry aminy iznay hevitra izany!

mitovy tsara ka!sao adinona aza fa vao vita ny malgachisation sy ny nasionalisation dia tsy nisy vola niditra intsony azo avy any ivelany ,ka masa niditra akamny bloc de l'est isika!!!!tsy ny tantezana simba mihinsty no nanakna ny fandrosoana sarti hitanao fa mora ihany ny nametraka pont provisoire na nitady lalana hafa,fa ny olana dia tsy misy vola miditra intsony satria mizara roa ny firenena!

5 taona hoy ixxx dia jereo ny vita!odryyyyyyyy!ary raha tsy nahazo famatsina avy aminy bm sy fmi ianoa inona no nataonao teo ,ary azafady e!tsy nahita vola tao ve iano hividy avion sy haka mesure mikasika ny interet anao dia ny hoe detaxation!pfffffffff
33. Lalah ( 06/12/2006 18:35)
Ny valimpifidiana aloha dia milaza fa lany @ 70% izy hatreto, na nisy fangalarana na tsy nisy dia lany izy ary tokony ho ekena, saingy zao enga ania mba tena hiova izy fa natao hahatongasaina azy daholo koa reny fanamposahana ny alahelo sy fanaintainam-bahoaka rehetra reny.

Marina fa nanamboatra lalana izy, saingy ny point t@ reny dia zay nisy ny adversaire sy hanangonany vokatra no nataony voalohany hanapenana ny vavan ireo(ex: vatomandry, alaotra antsiranana sy ireo tsy voatanisa) fa tsy nataony prioritaire ny lalana manana importance economic( tana-morondava sady ratsy no tery, lalana mankany @ reny ressources minerals rehetra reny sombiny fotsny reo) tokony nasian lalana nampitohy ny port rehetra ex: manaraka ny sisiny ny nosy, fantany tsara zany saingy tsy natao, alohan ny hanaovana zavatra tokony mijery zay point fort rehetra izy,ny sante public tsy misy tokotaniny, ny sakafo, marina fa betsaka ny ecole vita fa na te hianatra mafy tahaka ny ahoana aza ny zaza malagasy rehefa marofy tsy tafavoaka, saingy tsy zay moa ilay izy, ka aleo indray handeha ny 5 taona manaraka fa tsy ampy tokotrany angamba ilay fandinihany teo aloha teo. Mbola tsy fahamarinana araka ny hirahirainy aloha ny tsapa hatreto fa zay mety ho fihovany no zava-dehibe.

Ilay milaza hoe gasin andafy ery ambony, ny gasyn andafy no mahatsapa zavatra tsy mety be dia be noho nareo ao Dago ao raha ny tena marina, satria nareo efa tsy miotsina intsony @ ilay onjam-piainana dia tsy raharahanareo, fa ny gasy rehefa tonga aty tena mahatsapa mihintsy hoe hay zao no lesoka ao Dago ao,minimun ny tokony hiainana aza tsy hiainany, mahita tsara nareo raha aty e!, surtout olona nifanerasera t@ olona mafy ady, na nahita ilay hamafisan ny fiainana tany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0799