nodimandry ny dadan'i rurik
1. ftma
(
28/11/2006 10:44)
Amin'ny halahelo lehibe no ampandrenesan'i rurik amintsika namana fa nodimandry omaly ny dadany any Madagascar, rampitso ny fandevenana, mbola ho lazaiko eto ihany ny ora.
Mirary fihononana fenohoan'i rurik sy ny fianakaviana manontolo mitondra ambavaka anareo rehetra.
Mirary fihononana fenohoan'i rurik sy ny fianakaviana manontolo mitondra ambavaka anareo rehetra.
répondu par rurik le 09/12/2006 16:30
2. booboo
(
28/11/2006 11:10)
Mirary fihononana feno ho an'i Rurik sy ny ankohonanao ary ny fianakavianao :-*:-*:-*:-*:-*:-*
3. ravatorano
(
28/11/2006 11:12)
amin ny anaran ny namana serasera dago no itondrako ny teny fampiononana sy fankaherezana ho an i rurik izay namoy ny rainy.Entin ny miankandrefam baravarana rehetra io ary nialoha lalana antsika ihany izy fa isika rehetra izao dia mbola samy ho tonga amin izanya vokoa ka mahereza hatrany , mahaiza mionona ary mahaiza mitraka tompoko !
Aza misosoka halahelo intsony tompoko !
Eny farihy tanjombato moa no misy ny razana amizao ary ny larobia apres midi no atao ny fandevenana.
Aza misosoka halahelo intsony tompoko !
Eny farihy tanjombato moa no misy ny razana amizao ary ny larobia apres midi no atao ny fandevenana.
5. ari.malala
(
28/11/2006 11:38)
Miombona alahelo tanteraka amin'i Rurik ny tenako ary mirary fionona feno hoazy sy ny fianakaviana. Tsy ho afaka handevina noho ny adidy tsy maintsy tontonsaina fa miala tsiny e, dia mampitondra ny teny fampiononana hoan'ireo afaka hoany.
7. majakely
(
28/11/2006 11:43)
miara-ory tanteraka am Rurik ,de an am rurik ny saiko amn'io alarobia apres-midi io...
8. mamzelkely
(
28/11/2006 12:12)
mamangy ny fahorina ilana tsiny alou fa tsy ho afaka andevina ny tenako fa sahirana amin'ny asa amn-draharaha fa dia mirary fiononana de miara ory amin'ny namana rurik
:-*
:-*
9. Fiffi
(
28/11/2006 12:22)
miara ory @ namana rurik tanteraka aho . Dia mahereza hatrany akia an ! :-*:-*:-*:-*
12. sakaizakely
(
28/11/2006 14:12)
Miaramiombona alahelo amin'i Rurik dia mirary fiononana sy fampaherezana ho azy sy ny fianakaviany:(
13. Samoana
(
28/11/2006 14:42)
Mankahery anao sy ny ankohonanao amin'izao voina mihatra @ fianakaviana izao e !
20. Zina
(
29/11/2006 04:05)
rurik a dia mamangy @ fahoriana aky a. Mbola misy espoir fona ny atsika olombelona
Apok.21
Puis je vis un nouveau ciel et une nouvelle terre; car le premier ciel et la première terre avaient disparu, et la mer n'était plus.
21.2
Et je vis descendre du ciel, d'auprès de Dieu, la ville sainte, la nouvelle Jérusalem, préparée comme une épouse qui s'est parée pour son époux.
21.3
Et j'entendis du trône une forte voix qui disait: Voici le tabernacle de Dieu avec les hommes! Il habitera avec eux, et ils seront son peuple, et Dieu lui-même sera avec eux.
21.4
Il essuiera toute larme de leurs yeux, et la mort ne sera plus, et il n'y aura plus ni deuil, ni cri, ni douleur, car les premières choses ont disparu.
21.5
Et celui qui était assis sur le trône dit: Voici, je fais toutes choses nouvelles. Et il dit: Écris; car ces paroles sont certaines et véritables.