nodimandry ny dadan'i rurik

21. kelly13 ( 29/11/2006 15:22)
rurik>mamangy ny fahoriana rahavana, aza misosoka alehelo intsony :-*
22. rurik ( 29/11/2006 17:24)
Miala tsiny raha izao vao namaly anareo fa tsy nety tafiditra t@ serasera.
Dia fo feno fisaorana sy fakatelemana no atolotro ho anareo, manana namana tokoa manana anareo tena mahatsapa fa aty antany lavitra aza dia tsy irery.
ny fandevenana moa dia efa vita anio 29novembre miala tsiny raha tsy voalazako teto .
dia mbola mamerina fisaorana ho anareo atrany.
23. Ralay ( 29/11/2006 17:53)
Tsy misy fisaorana fa aza misosoka alahelo intsony e:-*
24. Fiffi ( 29/11/2006 18:01)
rurik: :-*:-*:-* de mahereza hatrany akia an ! :-*
25. kala ( 30/11/2006 07:28)
rurik > mirary fampaherezana hoanao na dia somary tara aza vao nanoratra.

Andriamanitra tompon'ny hery rehetra ange hampionana anao sy ny fianankavianao. Ary Izy irery koa no hamafa ny ranomaso rehetra ka hampody izany ho fifaliana indray.

Aza manahy fa Ilay Rain'ny kamboty tsy hanary anao ary tsy hahafoy anao. :-* :-* :-* :-* :-*

Enga anie mba ho fifaliana ndray no sije manaraka hiseho eto. :-*:-*:-*:-*:-*
26. rvoulah ( 01/12/2006 13:10)
rurik< mamangy amin'ny fahoriana , mahaiza mionona :-*
27. watafon ( 01/12/2006 17:24)
rurik : aza misosoka alahelo d mankahery tanteraka e! :-*:-*:-*
28. fijo ( 06/12/2006 05:39)
tombondalana ny azy ,fa isika rehetra mbola anaraka ihany,ka mionona e
29. mimich ( 06/12/2006 07:20)
mirary fiononana feno ary mampahery hatrany
30. rurik ( 09/12/2006 16:30)
Misaotra betsaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3768