izao e!!

1. bazylou ( 25/11/2006 15:33)
4 na 5 ireo izao ny favori::!Ny 1 efa niala bala, ny 8 ambiny tsy hita loatra hoe ahoana!!
Bon, Raha mahazo 5% tsirairay fotsiny ireo 3 na 4 ireo dia vita ny amin'ilay 8!! Na dia tsy mahazo hafa tsy 1 na 2% aza ireo kandida 8 ambiny dia vita ny aminy!!
répondu par kitjo le 27/11/2006 18:43
2. Fiffi ( 25/11/2006 15:36)
ny @ iza ? :roll:
3. xxx ( 25/11/2006 15:37)
Tsy aleo ve i Pety e!
Dia Atao Ikalamavony ny capital se ampitombona ny aomby.
4. bazylou ( 25/11/2006 15:40)
Tsy mahazo zavatra koa ianareo itony fa mijery fotsiny!!
5% Tsirairay fotsiny ho aho no ilain'ireo 4 adversan'dra8 dia vita ny amin'ny 8nareo!!
5. kitjo ( 25/11/2006 15:41)
mba ataovy oe zany calcul zany ry bazyl

4= 5% avy = firy % io
1% isany avy ny ambiny=8%

firy total an'ireo?
d firy zany ny an ravalo?

tena vita matavy tokoa lery fa nahazo matavy e?
6. Fiffi ( 25/11/2006 15:41)
de ho hita eo zany ry bazyl aah ! tsy lavitra ny 3 desambra eh !
7. kitjo ( 25/11/2006 15:44)
ay moa 10 le mahazo 1% isany? = 10% zany e
4=5% isany = :?:
8. manantsoa ( 25/11/2006 15:46)
Miverena mianatra any amin' ny EPP ry bazy a! Fa firy no ilaina dia mahazo amin' ny 1è tour ?
Firy % moa no azon' izany mpivaro-panana izany tamin'ireo fifidianana roa natrehany . Torak' izany koa ilay antilahy mikaviavi iny .I PMU , sns ...
tamin' izany aza notsotsofina daholo vao nahazo izany ....
9. bazylou ( 25/11/2006 15:47)
Ao anatin'ireo dia hisy ny vato fotsy aza adino!!
10. kitjo ( 25/11/2006 15:49)
zany hoe

20%+ 10%= 30%

zany hoe tsy maintsy 20% farafaharatsiny vato fotsy
mba iantrana aza ny sasany omena 1%

aleo tsy harary an-doha amzany ry bazyl fa andraso fts ny valiny ah!
11. kelly13 ( 25/11/2006 15:49)
bazylou a, ra ny fanoratrao ato d ôtran'ny ho eefa vita izany ny fifidianana, fa kay v pronostika izy ty e!!! :-/
12. bazylou ( 25/11/2006 15:50)
Rehefa tsy mahazaka rakngahy ity dia andana mipitsika!!
5ù fotsiny fa raha mahazo maherin'izany ny iray amin'izy 3 na 4 favori ambiny dia vao maika viata ketsa
13. kitjo ( 25/11/2006 15:51)
ary toa tezitra koa i bazyl?

kalam iany e8)

ao aza e, ny iray 5,10%? hihihih
14. kelly13 ( 25/11/2006 15:52)
eo indrindra le tsy azoko! tsy mahazaka inn????
15. bazylou ( 25/11/2006 15:56)
Pronostika io , PMU, misy ny favori sy outsider!! saingy izao rehefa misy outsider voafahana tsara sy tsara jockey dia vita ny favori!! RAha tsy nodopena angaha ny soavaly
16. kitjo ( 25/11/2006 15:58)
hahaha
zay le manao fiadin'ny kanosa dia mitady excuzzz
17. kelly13 ( 25/11/2006 15:59)
maka ohatra fôna enao fa omeo anarana hoa! i darôla v? inn ary ny plus ananany par rapport @ ra8 e?
miandry fôna za fa tsy omenao fahafahampo!
18. bazylou ( 25/11/2006 16:00)
excuz amin'inona e!! fa angaha nisy nijapy ny excuznao ao??? efa hoe PRONOOOOSTIKAAAAAAAAAA io!!:-P
19. kelly13 ( 25/11/2006 16:01)
kayyy, aza mikikika klou e
=))
20. bazylou ( 25/11/2006 16:03)
Izahay tsy hanome anarana fa jereo fotsiny ilay pronostika fa tsy ho lany 1er tour le8!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0491