izao e!!

21. kelly13 ( 25/11/2006 16:03)
an an an oa
22. Rainikarabo ( 25/11/2006 16:52)
vao mainka hafinaritra raha hisy ny 2eme tour, io no hitako tsara koakoa aza. Amizay ho hitan'ny havany eo ry ilay candidat sarimbikitra matahotra vote ireny, oainina be eo ry leirony refa hanohana candidat iray hifaninana amin-dRa8 amin 2eme tour nefa mitabataba fa tsy ara-dalana ha ha. Dia raha mba ny iray amin-dry zalahy ireny moa no hanao 2eme tour de mbola hilaza tsy ara-dalana ihany? tsss tsy mamely!
Aleo hisy 2eme tour e! i Ra8 lany no important fa tsy izay hoe firy tour na firy tour.
23. colar ( 25/11/2006 18:21)
tsy maintsy hisy hanohana andra 8 ihany reo candidat reo ra misy ny 2e tour,tsy maintsy ahazo seza sy sosy,d vodaka njay avy eo,d mitabataba,d avy eo migadra,otrizay fona ny film e,
ratsy mpanolotsaina ara poltika ra8 ka manaona fona sy miteniteny fona njainjay,fa ra ny asa vita kosa alo d miaiky za e,fa ny poltika tena mbola 0,tsy matanty tsikera,fa mora miakatra,hany ka tonde aviavy b,resin candidat hafa izy am zay fihetsika zay,mino anefa za fa ho tonga saina ihany izy am 2e mandat ka hanao ny fampihavanampirenena,amnistie ,aleo hody radidy fa efa antitra izy ,tsy avela miteny fotsiny,otran zao ataony zao,avoahy voninahitsy fa poltika io hanagadrana azy io,avelao fidy fa fa mba nahitana ny mamy ihany,tohizo ny fampandrosona haingana sy maharitra fa avelao ny poltika,aza mamaly akory fa ny asa atao d hitsara ny vaoka we sambatra ny malagasy manana filoha hendry tsy tia gidragidra
24. kitjo ( 25/11/2006 18:26)
ka misy kosa ange miteniteny foana e!
ny mitsikera mamorona ny tsy misy na mi-exagerer handrebirebena ny saim-bahoaka ka raha ohatra ahy dia aleoko izy tsy miteny..

indrindra ireo zay tsy mitondra solution fa miady sy migafy fts nefa tsita oe inona no atao aleo himpirina any e!

amiko manokana, aleo mitsy asiana dictature kely oh zay ireo fa zatra mimenomenona lotra ka indraindray manohintohina fts!
25. bazylou ( 25/11/2006 18:37)
Mazotoa ary fa hotolorako fotsiny dia i ra8 hanao lalana gratosy ho anao e!!!!! FA ianao no iza no omena solution foana sy omena hevitra milay foana!!! tssssssss
26. kitjo ( 25/11/2006 18:55)
ka tazomy ho anao rery any ary e
ary mba cool moa miresaka fa aza masika be ohatra an'io e..:-*
27. ronaldo09 ( 26/11/2006 10:03)
bazylou:

Izahay tsy hanome anarana fa jereo fotsiny ilay pronostika fa tsy ho lany 1er tour le8!!!

TSY HOE TSY HO LANY 1ER TOUR FA TSY HO LANY MIHITSY E!ZA NDRAY POUR AN'IALAHY FOANA RA BAZY A!

28. sipagasy ( 26/11/2006 10:25)
ka ny tokony ho izy anie ry zareo dia tsangan-kevitra fa tsy tsangan'olona e!!!!!!!! io no tena mahagaga fa ny antsika malagasy toa tsangan'olona "bogosy- mpanana sns" izay vao tsangan-kevitra??????? fa izaho moa aleo ho mpitazana aty ivelany ihany fa ianareo mpifidy kosa dia ataovy tsara ny safidy e!!!! ianareo no hizaka ny vokany voalohany eo tsinona kouuuuu
29. Fiffi ( 26/11/2006 20:43)
J-7
30. kitjo ( 27/11/2006 18:43)
sipagasy ngah tsisy fianakams any Dago tsony?

rehefa tsy concerne ko nge akia tsy tokony mikritika ko zany e..sa diso v za?:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0466