Devoly

1. salmo ( 14/11/2006 20:49)
¿Iza nareo no manana demonia?
répondu par vale le 20/11/2006 14:34
2. Fiffi ( 14/11/2006 20:59)
ianao hiany ! satria ianao manaratsy ny gasy sady milaza fa tsy gasy !!!!
3. fasaly ( 14/11/2006 21:00)
kel kestion?????
4. salmo ( 14/11/2006 21:03)
:-D:-D
5. Fiffi ( 14/11/2006 21:05)
fasaly: aza hatao mahagaga akia zany fa izy hiany ange io eh !
6. Lejim ( 14/11/2006 21:29)
Question: Iza aminareo no miteniteny foana?
Reponse: Salmo
7. Fiffi ( 14/11/2006 21:31)
mahagaga mihintsy an !!!!!
8. Zina ( 14/11/2006 21:54)
¿Iza nareo no manana demonia?

i SALMO
:-D:-D
9. Fiffi ( 14/11/2006 22:01)
Zina: ohatran'ity ve i salmo ?
10. kelly13 ( 15/11/2006 06:57)
Fiffi:

ianao hiany ! satria ianao manaratsy ny gasy sady milaza fa tsy gasy !!!!


zany v ankia? mba tatarao hoe fa liana t hafantatra za!

salmo>inn ny size apetrakao manaraka?
11. Fiffi ( 15/11/2006 09:30)
kelly13: nga tsy hitandry ity ?

Mpandefa : salmo [ Valio ] 14-11-2006 19:48:48
Lohateny : Ny toen-tsaina gasy tsy mety eo amin'ny fitondrana
Ny mpanao prompangandy dia azo lazaina oe: Henatra eo anatrehany vahiny sy ny tompo-trano. Ny zava-bita no hanaovana propangandy amin'ny mahantra @ izay hono fidina, satria izy ireny mantsy no mangetaheta mafy amin'ny fahoriana. Aoka letsy fa mamenatr'olona, tsy tokony izany no hitondrana ny zanak'olombelona na ny malagasy. Raha teo amin'ny fitondrana ihany, nanin no tsy natao? fa betsaka ny mampalahelo. Haleo ihany t@ fahampanjaka toy izay repoblika hanakatonana ny vahoaka. Ary maninn wa no tsy mba misy gasy le manana 4x4 sy ilay pacte be ireny no hanaovana prôpangady fa tao ilay mahantra kely ambany vohitra tsy mana-kiloty ireny kle. Misaotra an'Andriamanitra fa tsy zanaka gasy intsony ny tena http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m455a0f907a4af
12. tslem ( 15/11/2006 10:04)
salmo ::b:b:b:b:b:b
13. diamondra27 ( 15/11/2006 11:22)
Salmo angah afaka mamoaka demonia raha toa ka misy miteny hoe: za manana demonia!

hazavao aminay aloha hoe: inona izany demonia tianao lazaina eto izany sao dia tsy mitovy ny resaka.


tandremo ry Salmo fa hoy ny tenin'i Tompo manao hoe: lozan'izay mahatonga sy manome fanafitohinana ho an'ny hafa

A méditer io ho anao.
:-*
14. Fiffi ( 15/11/2006 11:33)
de mba gaga mihintsy kosa aloha zah @ le fanontaniana an !
15. tslem ( 15/11/2006 11:46)
ra mitady anzany salmo d tokony mandé mamaky fasana!any mety b d b :{:{:{:°)
16. tslem ( 15/11/2006 11:51)
ra mitady anzany salmo d tokony mandé mamaky fasana!any mety b d b :{:{:{:°)
17. tslem ( 15/11/2006 11:51)
ra mitady anzany salmo d tokony mandé mamaky fasana!any mety b d b :{:{:{:°)
18. ninih ( 15/11/2006 15:44)
fa inona koa ary ity dinika mampitehamafa ity?
19. fasaly ( 15/11/2006 16:04)
fita wa! tokony asiana sivana ny dinika miteniteny foana fa tsssss:roll: nefa nge misy mpamaly ihany e!:°)
20. vale ( 15/11/2006 16:50)
ninih: Salmo nge io e! :lol:
fasaly: :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4727