Devoly
22. Fiffi
(
15/11/2006 17:48)
fasaly:ka tokony efa hatramin'ny voalohany mihintsy no natao akia io ry fasaly an! saingy .....ny namana namaly sy gaga hoe inona ary ity ? de zao efa lasa lavitra zao le izy...
fita wa! tokony asiana sivana ny dinika miteniteny foana fa tsssss:roll: nefa nge misy mpamaly ihany e!:°)
24. boubounezy
(
16/11/2006 01:13)
zany lé tena atao wé "kestion bête" nefa na zany aza misy dikany dôly ny resaka sy fanotanina mipetraka eto, "tandremo"!!!!!
25. diamondra27
(
16/11/2006 07:19)
nareo kosa akia a! mbola tsy namaly ny antony izy de hofafànareo ny size-ny.
Aiza ary ny maha serasera @izany raha tsy...
Il a besoin de communiquer, de henoy fotsiny na jereo.
Mety tsy hety aminaraeo fa mety aminy .
Mety ho apaiser 'zao izy mahita hoe: hay nisy namaly ny dinika napetrako.
Izany no atao hoe: liberté d'expression:oops::oops::-P
tout le monde peut(a le droit de) s'exprimer: sa colère , sa joie, ses soucis, ses humeurs, sa provocation etc...:D
:-*

26. Fiffi
(
16/11/2006 08:13)
de tokony mba manomé ny heviny izy ary mandray anjara @ le dinika fa tsy mametraka dinika fotsiny de tsy hita intsony !
Manjary tsy fantatra na nahafampo azy ny namalian'ny namana azy na nahavaly ny fanontaniany ve sa tsia ?
Manjary tsy fantatra na nahafampo azy ny namalian'ny namana azy na nahavaly ny fanontaniany ve sa tsia ?
28. Fiffi
(
16/11/2006 10:55)
fasaly: ka tsy marina ve akia zany ? raha mametraka fanontaniana izy de namaly ny namana de mba tsara fantarina kosa ange reha afampo izy koh !
29. fasaly
(
16/11/2006 11:07)
fiffi: hihihih! niara nanoartra tsika roa fa ireo maso iodina reo taoriana ny hevitry i diam ka:wink:
30. ninih
(
16/11/2006 11:51)
diams: ekeko fa serasera tokoa aloha e!fa na izany aza misy le teny hoe: ta liberté se termine là ou la liberté des autres commence. azo atao ny retra fa misy fetrany de tokony holanjalanjaina tsara ze tenenina sy hevitra aposaka @ olona. :wink:
32. fasaly
(
16/11/2006 14:40)
euhhhh! zay mitsy ngamba fa raha sam manao ny danin'i kibony ato de tena lasa bordel be knou!:roll::roll::roll: sady lay forum dinika hifampizaràna fa tsy teniteny foana , .....:lol:
33. kelly13
(
16/11/2006 15:19)
@ manaraka refa mametraka evitra i salmo d tsisy mamaly tsony, basta fa toa tena mampimé, mahasorena ary mahamenatra ty zvt soratany!
34. fanaina
(
16/11/2006 15:34)
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 16-11-2006 16:19:10ka raha mbola misy mamaly anie dia mbola mametraka ihany izy eh.
Lohateny : Re : Devoly
@ manaraka refa mametraka evitra i salmo d tsisy mamaly tsony
36. papounette
(
16/11/2006 18:41)
:Dfa innn no tena mahatonga an'i Salmo mametraka an'le hoe iza nareo manana demonia?8O8O8O
Karazana demonia manao aôna no tena tadiavinao?:evil::evil:sa innn?????
Karazana demonia manao aôna no tena tadiavinao?:evil::evil:sa innn?????