Tsy ilaina ny propagandy

1. hery ( 14/11/2006 16:10)
Tsy haiko hoe natao ho an'iza marina ny propagandy. Ny ankamaroan'ny olona efa samy manana sy mifikitra mafy amin'izay hofidiany daholo. Aza eritreretina akory hoe ny mpanaraka an'i Ravalomanana dia hiova hevitra rehefa mahita ny zavatra lazaindry zalahy tsy tia azy eto... satria samy mahalala fa izay tsy tia an-dRavalo dia tsy hiova hevitra koa na dia lasa anjely tampoka aza Ravalo.

Angamba any amin'ny toerana misy olona tsy mbola tena manana ny firehan-keviny tsara no mila propagandy.
répondu par kitjo le 20/11/2006 12:17
2. Lejim ( 14/11/2006 16:20)
Mety marina izay fa saingy izao. Amin'ny fotoanan'ny propagandy ny kandida no manana fahefana feno hamory ny vahoaka.Raha tsy nasiana ny propagandy dia manana alalana hanakana famoriam-bahoaka ny ben'ny tanana sy ny fitondrana izany e!
Kanefa raha tsy afaka mifanentana ny antokon'olona iray, tsy misy ilay hozatra mampiray azy ireo ka lasa kanosa ilay antoko.
Ho an'ny andian'olona sasany izay fanatika aloha dia marina ny teninao e, tsy misy akony aminy ny propagandy fa juste mba hamalifaly ny fony fotsiny hoe, "aaaa, zany ka propagandy, zany ka mpitondra ideal, sns" lol
Mino kosa aho fa maro ny Gasy tsy fanatika sy mbola azo sarihina ny heviny amin'ny alalan'ny fampielezan-kevitra!
3. mandrindra ( 14/11/2006 16:31)
tsy ilaina ny propagandy, dia tsy ilaina koa ny bileta de voty fa samy mitondra taratasy kely dia manoratra izay tiany ho filoha satria mety tsy amin'ireo kandidà ireo no tian'ny mpifidy ^:^^:^
4. sareraka ( 14/11/2006 16:33)
hery:

Tsy haiko hoe natao ho an'iza marina ny propagandy. Ny ankamaroan'ny olona efa samy manana sy mifikitra mafy amin'izay hofidiany daholo. Aza eritreretina akory hoe ny mpanaraka an'i Ravalomanana dia hiova hevitra rehefa mahita ny zavatra lazaindry zalahy tsy tia azy eto... satria samy mahalala fa izay tsy tia an-dRavalo dia tsy hiova hevitra koa na dia lasa anjely tampoka aza Ravalo.

Angamba any amin'ny toerana misy olona tsy mbola tena manana ny firehan-keviny tsara no mila propagandy.


Efa nifanarahana mihintsy io manoloana ny ONU na ny firenena mikambana fa izay firenena mahaleo tena rehefa manao fifidianana manomboka @ fifidianana filohan'ny repoblika ka hatramin'ny fifidianana municipale sy ny karazany dia mila fampielazan-kevitra .

DIA izay ny antony fa tsy hoe inona akory

MEDITATION!
5. sipagasy ( 14/11/2006 16:33)
tsy ilaina akory ny fifidianana kouuuuuuu aleo ny asa no hitsara azy eo!!!!
6. jentilisa ( 14/11/2006 16:36)
Aza lazaina hoe fanatika kosa aloha izay efa manana ny safidiny mialoha e! efa manana ny safidiny mialoha izy fa tsy mpisy fisalasalana ka hisy tahaka izany indray ve?
7. kitjo ( 14/11/2006 16:37)
k zao ry hery

ny efa manana ny heviny toa ahy ohatra..vo nisasaka ny mandat- ravalo d efa tapaka ny hevitro fa izy no hofidiko refa hoavy ny fifidianana manaraka..saingy za ty tsy hifidy akory...ihhi

ny toa ahy izany le lazainao

fa jereo ange ny ankamaroan' ireo tsy tia andravalo e, tsy misy kandida tohanana ange ny ankamaroan' ireo e!
tsy tia azy fts zay ny heviny!

fa rehefa anontaniana zareo oe iza ary? d tsitany zay holazaina satria toa tsisy koa le oe "iza"

ka ny hany safidy dia ny hoe samy ratsy ireo aminy fa iza anefa no tsaratsara kokoa

zay no ilaina le propagandy..fa ozizy manko ravalo @le hira vaovao oe "raisintsika antanandroa izay te hanaraka antsika"//mbola hanaraka ireo fa aza taitra nareo inty aho eto!

2 na 3 Reo mpanohitra ato ireo iany no manana kandida tohanana oe ratsirahonana d iza mo ny ray?
8. vahatra22 ( 14/11/2006 16:39)
marina alo zay hevitr' i Hery izay e! nefa misy ilàna azy ihany io matoa natao!:lol::D:)
9. Rainikarabo ( 14/11/2006 16:42)
10. tsingy ( 14/11/2006 16:43)


zah lou tsy tia ra8 e fa ny anah RATSIRAHONANA ihany e.Tsy we tsy tiko fotsin fa mba maro ny antony fa aleo alou hiaino radio kely ka:wink:
11. kitjo ( 14/11/2006 16:43)
fitsinjovana ny vahoaka ko io mba mahita spectacle @zay ts mitorabato oh t@i lucky dube!

sy fandraisandry zareo anjara manome akanjo sy sakafo

saingy an'i lahiniriandry zareo ts nahaloa sosy!
12. sipagasy ( 14/11/2006 17:04)
mbola vola ariana ihany koa mmhhhhhh!!!!!!!
13. mandrindra ( 14/11/2006 17:09)
fa an'iza le vola e????
14. kitjo ( 14/11/2006 17:11)
ka volany iny ko!

in tokon idirantsika amzany..de toute facon iny tsy ho antsika mitsy!

ny any dago ko zao mijery an sipagasy mi forum eto d manontany tena hoe : fandaniambola mitsy laozana eo @ internet eo nefa tsisy ilana azy..mmhhh
15. tsingy ( 14/11/2006 17:24)


Izy no lany vola ko nareo no sahirana tsy azoko mits otrany hoe volanareo zany le izy.
Fidio fotsin ze tina d vita ,samy miandry ze valiny eto :wink:
16. kitjo ( 14/11/2006 17:27)
zay mampilay anao nge ry tsingy e!

rehefa le tsy kizintina miakatra be iny fts..ihihhi

fa marina zany e!
17. tsingy ( 14/11/2006 17:30)


tsy maintsy milay fona wa ze tsy faly manary aina:-D:-D:-D reveko manja ny ahy mbola hanao rveillon miaraka ami chériko zah ka tsy andany aina aminô ra kitjo a,:-P
18. kitjo ( 14/11/2006 17:34)
fa iza miteny aminao oe mandania aina amiko?

hahahhaha

tsy mila akia za fa bn fete nareo mitsam an!
19. tsingy ( 14/11/2006 17:39)


Dri aza tezitra e,atovy milay ny fiainana d zay tsy Ra8 no hahatafita anao fa ny tenanao ihany.
Bonne fête kou e samy ho tratrin'ny après 3 déc dôly dôly o o :-D
20. kitjo ( 14/11/2006 17:44)
eehhh..eto ny fiainako akia isan'andro misy pire aza ao fa mbola tsy tezitra teto aho

midira matetika aloha fa enao ko nge zao vo hita ato e..tongasoa aloha e..na d oe miverina aza!

fair play iany ny anay mpompba andravalo e!

le nolazaiko atsy ambadika atsy iany no averinao..misaotra fa midika iznay oe voaray ny hafatro...anseeeee...zay mitsy no tsy tokony hitsikerana fa tsy anjaran mpitondra samirery akory ny fampandrosoana fa antsika mianakavy..na tsy mpomba azy aza fa raha mahatsapa tena ho gasy!

noho izany na mahantra na manankarena Madagasikara dia responsable foana ny tsiray2
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2978