Tsy ilaina ny propagandy
21. Fiffi
(
14/11/2006 18:18)
tsy misy anilana azy mihintsy ny propagandy ! Marina fa hoe volany no laniny fa na izany aza ! efa fantatra zao fa tsy ho lany .....
22. lanto
(
14/11/2006 18:28)
Tsy ilaina ny fifidiana efa hay ny ho lany :)
Ary misy futur mpambotry firenena mamiratra ato an ! (mpanao polifika)

24. tsingy
(
14/11/2006 18:46)
zay no mahapitondra azy ry kizo a,izy no topon'andraikitra volohany ami zay misy ao ami fireneny e.
F'iza njay no responsable amizany? tsy zah lou e ra tsy mandroso ny firenena tsy i tsingy no antony.
Tsingy aza mampidibola,azonao v le antony mahazo touristes bdb :-D:-D:-D:-D
27. Zina
(
14/11/2006 20:49)
lanto [ Valio ] 14-11-2006 19:28:34
Lohateny : Re : Tsy ilaina ny propagandy
Tsy ilaina ny fifidiana efa hay ny ho lany
Ary misy futur mpambotry firenena mamiratra ato an ! (mpanao polifika)
zay mihitsy ka=D
28. xxx
(
14/11/2006 20:59)
Mpandefa : lanto [ Valio ] 14-11-2006 19:28:34
Lohateny : Re : Tsy ilaina ny propagandy
Tsy ilaina ny fifidiana efa hay ny ho lany
Ary misy futur mpambotry firenena mamiratra ato an ! (mpanao polifika)
Mpandefa : lanto [ Valio ] 14-11-2006 20:48:59

kitjo izay mihitsy ) Fa njy fidiko refa mirotsaka am vina mou ?
Ary raha zohiana izany dia i kitso ilay mpanao polifika ...futur mpambotry firenena...:-*:-* hhihi namako aby nareo ireo annnn

29. tenagasy
(
14/11/2006 23:38)
Mankamamy e!
Raha tsy diso aho ny lalana velona dia mandrara ny famoriam-bahoaka ara-pôlitika ankalamanjana (izany hoe raha miendrika fanerena ankolaka ny olona tsy te-hihaino handre).
Ny safidin'ny vahoaka anefa no hanondro hoe i ranona indray izany no filoha.
Ka ahoana moa no haha demokratika ny fifidianana raha toa ka na tahaka ahy izao dia maromaro ireo mpilatsaka no tsy fantatro, na dia tsotra ho ahy aza ny mitady ato @ net? Indrindra ireo vahoaka madinika izay zara raha mba mandre radio akory.
Asa isika raha diso mandinika loatra eo @ toerana misy antsika. Tadidio fa ny 80 ka h@ 85% n'ny gasy anie ka tantsaha e! Raha azo natao moa ny mba nanontany kely tany ambala tany ny fahalalan'ny olona ny mpilatsaka dia hiaiky tsy ampihambahambana isika fa tena ilaina ny propagandy.
Voafetran'ny lalàna anefa ny fanentanana vahoaka @ andavan'andro. Ka mba ho vahaolan'izany dia nomena io fotoana io hampiratiana: tena, hery, fahaizana, fananana, fahavononana,... Ka dia izay te-ho lany dia miezaka mafy hampahalala tena bebe kokoa.
(tohizana etsy ambany)
Mirary soa!

30. fijo
(
14/11/2006 23:44)
nareo lereto aza mifanolana an,holany ihany ravalo,koa maninona no mifandany andry eo fa avy di aizy fidina de izay.mitoy ny asany.
31. tenagasy
(
14/11/2006 23:55)
Mankamamy!
Dia miketriketrika moa ny saina avy eo hoe mba hiraikitra tsara ao andohan'ny olona ny tena dia asiana marika hanaitra bebe kokoa: fampisehoana, fizarana zavatra, fanomezana, fampanantenana, laha-teny mahasarika... (fisarihana sy fanentanana daholo izany). Ka te ho lany ary izy, ny hanokoana koa misy.
Samy nahamarika angamba isika fa fony mbola samy balarora fotsiny no nampiadiana dia samy niseho milay sy mafy be daholo ny rehetra.
De hoe: hisy raha eto androany.
Fa vao nanomboka ny propagandy dia niavaka avy hatrany ny vary sy ny tsiparifary. Sa ts'izany? Ny sasany aza toa mitady fika tsy hiakarana RING fa kely vatomanga angaha? Eto dia efa manomboka ny fifanitsanana! ((tsy famelezana ny ahy fa fampihomehezana an))
Amiko ny tokony ho fanontaniana dia ity:
Tena mba "objectif" ve ny fomba fanaovana ny propagandy? Na koa hoe: sao dia misy lalàna vaovao tokony ho foronina hahafahan'ireo te-hilatsaka mampahalala ny tenany miandalana sy amimpilaminana (firenena io) hahafahana manafoana ny propagandy, izay ekena fa mandany be!

32. kitjo
(
15/11/2006 11:57)
lanto> mety hitanjy eto iany propagandiko...fa amzay ve d za no sujet de conversation eto? hihihihi
za nge oa jury otsan le ary @ Miss Serasera e!
xxx> na mpambotry firenena na mpanao polifika na inona akia tsy maintsy asiana prezida i madagasikara an...io ze ilazana andravalo fa ny zava-misy aloha d izy ihany no lany eo
d otszay ko le futur ravalo na za aza..hahaha

33. fijo
(
15/11/2006 19:56)
an an ,ndry ra8diezy fa tsy futura ka.
fa avelao kosa aloha mba hifaly ny gasy e,fety anie io e.bodo sy jery markosy ve ko.revy mandeha,vola miditra filoha lany adidy vita.

34. lanto
(
16/11/2006 10:39)
kitjo:
d otszay ko le futur ravalo na za aza..hahaha
futur ravalo zany ve tsy mbola mivarotra yaourt misy vongan-gilasy ireny eny analakely am'zao ? de ovina vao ho bogosy sy mpanana ? :D
35. kitjo
(
16/11/2006 18:06)
hahaha
lanto>mety efa bogosy izy fa just ampanaovina palitao sy kravaty mena fts..hhihihi
d aleo alo izy ho mpanana tsara dia afaka miantso expert mampanao formation partilculiere azy tsy hisian le vongan-gilasy tsony.
fa @ zany ange mety ts le mpivarotra yaourt tsn fa mety le mpivarotra tapakazo eo analakely reo e
lasa Homeopharma2 hihihih
fijo> kouklou fa za mbola mila manao manja2 sy mananana fa so tsy lany! hihi

36. besoiiin
(
16/11/2006 22:15)
kitjo> tsy miala mihintsy an.... revekob ilay toetsaina :* mijoro sy mandresy lahatra hatramin'ny farany, enao ngamba no nataondra8 directeur de campagne eto @ serasera e?:D:D:D
marina ky nenjy a! ra8 iany no antsika e...
=D=D=D ANDAO HANOHY NY ASA MIARAKA @I MARC RAVALOMANANA =D=D=D

38. kitjo
(
20/11/2006 12:17)
hahaha
antsoiko dol nareo refa hirotsaka za..
Tohizantsika tetezana zay lalana tsy vita @ goudron..hahahaha.. refa tsy mety asiantsika telepherique :-D:-D:-D