"Les hommes aiment les femmes rondes"
1. fasaly
(
09/11/2006 14:09)
Marina ve io ry zalahy de in no anton'lay vali-teny na eny na tsia:wink::roll::roll::roll::roll::?:
répondu par fasaly le 11/02/2007 09:06
3. Simpona
(
09/11/2006 15:23)
Samy manana ny safidiny (goût-ny) ny tsirairay fa amiko aloha dia marina io refa tsy de trop loatra. ireny anie matetika mignonne kely sady ....(l):}:}
ôtrn boboo ohatra da fasaly kou, andraoso klou jerena ny sarin'i Fiffi, :lol::lol::lol: :oops::oops:
ôtrn boboo ohatra da fasaly kou, andraoso klou jerena ny sarin'i Fiffi, :lol::lol::lol: :oops::oops:
7. simplex
(
09/11/2006 18:09)
lapino :-D:-D
fasaly:
*eny ra vevavy hovadiana (tsy le enorme reny fa le mba somary nofosana)
*tsia ra vevavy atao sipa fotsiny
ny antony: tsy haiko:°)
:-*:-*
9. Fiffi
(
09/11/2006 18:30)
http://forum.telecharger.01net.com/telecharger/materiel__photo_video/appareil_photo_numerique/femme_obese-354/messages-1.html
10. Fiffi
(
09/11/2006 18:45)
anjekaky oooo :{:{:{ tsy nojereko le sary eo ambanimbany reo fa hay tena ....grave be
11. dailynews
(
09/11/2006 19:41)
mampalahelo be ilay sary. marary anie ny olona tahaka ireo e... tsy mety mijanona misakafo fa tahaka ny rongony aminy ny sakafo na mety ho aretina hafa ihany koa.... fa izy aloha sur fa tsy normale e.
tonga amin ilay fiteny hoe: you are what you eat:(
tonga amin ilay fiteny hoe: you are what you eat:(
13. fasaly
(
09/11/2006 21:00)
simplex: ka eo mitsy no mila fanazavàna , fa maninona no hoe sipa de mince no alaina fa raha atao vady de nofosana:roll: tsy azoko mitsy.....
15. fijo
(
09/11/2006 21:21)
fasaly an,ity ny valiny:"raha tsara tarehy aza i tena ,nefa tsy ao amin'ny tena ny hena,ndana mandeha fa tsy misy hojerena"fomba fiteny ny bandy ao mahajanga io ary tena mahavaly azy tsara.satria ny bandy tia henahena
16. vale
(
09/11/2006 21:30)
fijo::-D:-D:-D:oops:
fomba fiteny henoko taloha io , fa za tsy nipetraka tao mahajanga nefa fa fahenoko io fataon'ny ankizy lahy mpiara-nianatra taminay taloha! :?.....
ny andr'i zareo indray hoe, na tsara tareh aza tena ka tsy ao am tena ny hena, ny alika eny an-tsena mitovy am tena :-D:-D :{:{:{

17. fasaly
(
09/11/2006 21:38)
fijo:
fasaly an,ity ny valiny:"raha tsara tarehy aza i tena ,nefa tsy ao amin'ny tena ny hena,ndana mandeha fa tsy misy hojerena"fomba fiteny ny bandy ao mahajanga io ary tena mahavaly azy tsara.satria ny bandy tia henahena
:-D:-D:-D:-Daza mi ki-tena tena mitsy alou e!:-D:-D:-D
ka in aza no hatao hoe hena e! am faritra aiza no tena hatao hoe hena aminy:wink::-D:-D:-D
19. fasaly
(
09/11/2006 21:40)
vale: ny anjy mbola tena gravy beuh an! loza mitsy zany tsisy hena zany raha izany klé
kanefa i simplex haka sipa ankoatra ny vady de mitady sipa tsisy hena de aon zany?????mihoatra am fitenin'i bandy avy any majunga reo:roll::roll::°):-D:-D:-D
kanefa i simplex haka sipa ankoatra ny vady de mitady sipa tsisy hena de aon zany?????mihoatra am fitenin'i bandy avy any majunga reo:roll::roll::°):-D:-D:-D
20. fasaly
(
09/11/2006 21:42)
fiffi: reo kosa tsy rondes fa tena efa obèse ultra-obèse kosa e!:? aretina mitsy e! ndrisy mantsy:cry: