"Les hommes aiment les femmes rondes"

21. cutie ( 09/11/2006 22:01)
hita koa :roll::roll::roll:
22. Fiffi ( 09/11/2006 22:59)
tena mampalahelo kosa alha an!

fasay: le hoetsy misy hena akia zany de le tsy mahia an ! tsy de matavy be loatra koh !
23. malala2006 ( 09/11/2006 23:17)
o ry fasaly ah marina zany kah hitandry tsy hoe obes kosa an fa mba misy raisidraisina eh hitandry misy lehilahy tsy tia raha vao kely na mhia eh fa ny kely tsra jerena ivelany fa refa amfotona ilavana azy toa aleondry zalahy maka anlay botabota tsy midefendra cas ko zah an lol
24. tovolahy007 ( 09/11/2006 23:49)
Sao dia misy tsy mahalala ny atao hoe femme ronde kosa ary kle?Amiko zany de le sipa kely andilana nefa ny vo dy tena le kara gitara reny e de ny nono koa lehibe tsara fa tsy le olona hoe matavy be reny kosany kle.
Jereo fa misy site zay hoe Rondes and Brown zay any
25. fasaly ( 10/11/2006 06:33)
Fiffi:



fasay: le hoetsy misy hena akia zany de le tsy mahia an ! tsy de matavy be loatra koh !


fiffi::-D:-D tena tsy tao njy nanoratra ity hevitra ity aky!:wink: dejà fasaly fa tsy "fasay":-D:-D
de raha io lazainjy io de hoe lay tsy misy hena de lay tsy mahia tsy matavy hono:?:roll::roll::roll::roll::-D
26. fasaly ( 10/11/2006 06:35)
malala2006: hummmmmm! marina mitsy aly zany a! am le cas njy an!:-D:-*


tovolahy ié! marina io lazain'i toi io! fa tsy ho voatery ho kely andilana be foana kosa:?
lay hoe femmes ronde zany tsy vehivavy obèse fa mba lay misy courbe reny e! de reny zany no hatao hoe hena:-P
27. Aino ( 10/11/2006 13:22)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 09-11-2006 19:45:07
Lohateny : Re : "Les hommes aiment les femmes rondes"
anjekaky oooo tsy nojereko le sary eo ambanimbany reo fa hay tena ....grave be

ie
28. Simpona ( 10/11/2006 14:16)

zay fotsiny ve ry simpona ny antony!

fasaly> am resaka toe batana aloha dia mhalaza zavatra betsa ireo indrindra le we "sady ..." Efa nomeny fijo io le valiny feno e, le hena misy faritra tena ilana azy :-P:-P:-P
29. fasaly ( 10/11/2006 14:23)
simpona: an han! ho an'ny tsy be hena zany tsy manana chance eto am fiainana:wink::-D:-D:-D ny mahagaga ange de otran'ny lazain'i simplex io hoe ny ronde hono tsara hatao vady fa ny mahia tsara hatao sipa, tsy azoko mitsy, de ny manana vady mahia ndray zany mitady ny sipa ronde any ivelany, misy raha la terre:°):°):°) oha la la yes! hoy "balbine" zay:-D:-D:-D
30. kelly13 ( 10/11/2006 14:34)
za zany d tsy hanana chance kou, tsisy hena, mdrrr
31. fasaly ( 10/11/2006 14:48)
:-D:-D:-D:-D:-D
32. simplex ( 10/11/2006 17:42)

fasaly,

1- ka le vady hita isan'andro kou :°) sady mbo mafatifaty anie le nofosana no tsy ho araky ny aina ra atao somary mamiratra foana izy ee.

2- ny sipa indray "conquetes" no fiantsoana azy.

tsy voatery hoe any @ sisiny foana ny sipa an. Matetika izy habotsin'zalah zay vao alainy vady :°);-):-D:-D

kelly, ndry atao miss serasera ka :-*
33. fasaly ( 10/11/2006 18:13)
[quote=simplex]

fasaly,

1- ka le vady hita isan'andro kou :°) sady mbo mafatifaty anie le nofosana no tsy ho araky ny aina ra atao somary mamiratra foana izy

fa maninona no hoe tsy araky ny aina????kou tsy aleo ve izy hamiratra foana mba tsy mitady ny any ivelany tsony:wink::lol:

34. kelly13 ( 10/11/2006 22:24)
tsisy hena zany v ry simplex atao miss tsy ho loza!!! hahahaha, mba hainao mou zany hoe taolana mifono hoditra? mdrrrr, sahala @ ireny za!!!
=))
35. fasaly ( 10/11/2006 23:06)
kelly: tsy hena tsony zany fa taolampifika!:-D:-D:-D hummm! mety hatsiro ihany fa zà mifika taolana foana refa mihinana akoho sy gana:-D:-D
36. vale ( 11/11/2006 13:28)
hihihihhi...
37. tywa68 ( 11/11/2006 18:31)
tena marina io ê ! ny lehilahy tia rondes ê ! indrindra moa fa manja kely sy tsara toetra, (dia azo aseho olona ho tsiriritina fa tsy hiomehezana), dia eo izy no alainy vady !:D
38. fasaly ( 11/11/2006 20:07)
zany an! tena alaina vady mitry veuh????:roll::-D:-D:-D marina tkou fa tsy misy afa tsy ny bôté intérieur no tsara indrindra..... na ronde io na tolapifika refa ratsy toetra de tsisy ilàna azy:-P:-D
39. Zina ( 12/11/2006 00:34)
angaha nareo tsy mba naheno oe tsara ery ilay mojamoja??? tavy io an hihihihih
40. fasaly ( 12/11/2006 08:18)
zina: tavy ve no atoina hoe moja?:roll: tsy valahana ve no atsoina hoe moja:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093