ohatra ny miahy ahy zavtra hafahafa ny tenako @election ity
1. akama2006
(
06/11/2006 19:59)
^^raha mijery ny fandehany zavamisy amin'izao fotoana izao aho dia mahita fa efa tafapetraka ny "alibi" ny mety ho tranga ao aoriana!ahona no fisehony izay no tsy fantatra,milamina sa fifandonana!
raha somary manao paralelina kely vinany aminy mitranga any USA ,i bush no marina dia mety miala aminy fomba sarotra ara politika izy ary ny fitondrana izao koa dia ahitana taratra ohatra izany!raha mijery isika ny mikasika ny lalana velona dia efa hitantsika sahady ny olana efa hita taminy 2002!
izaho moa teo aloha dia nanipy teny hoe,raha tsy mitandrina ra8 sy ny namany dia ho sahirana ao afara ary mety ho mafy2 noho ny nahazo any ratsiraka no mety hiatra aminy!
zavtra2 ihany no holazaiko ho fanamafisana io teniko io dia mijanona ahy!
1- ny firaisany mpanao "politika" mpanohitra rehetra tadindokanga!ary ny fintsinjarana matipaika ny fomba filatsahana!
2- tsy fisiana fanazavana ho any vahoaka ny mikasika ny lalana velona ao aminy firenena sy ny "floue" eo aminy resaka constitution!ary ny famindrana famindra tampoka ny fitondrana (conseil de ministre farany teo tany Tamatave,sylla sy ny gvt t@ nitsena ny nofony Etienne Rastiraka,fanambarana mifandimby mikasika ny election...etc...)
aoka ho tsiahivintsika fa ny taminy 1991 dia nisy tranga toa izao fa nataony mpitondra tsinontsinona!ny 2002 koa torak'izany!
raha misy rà latsaka eo ahona no fivoatra ny rahampitso?

répondu par kitjo le 11/11/2006 17:49
2. simplex
(
06/11/2006 21:19)
valiny:
1- mety marina io @ 2eme toro ra tonga @ zany. Zany hoe miankina @ le kandidat milahatra @lery ihanyio.
2- siora mintsy za fa na any Etazonia na Eropa aza tsy satry hahay ny lalana sy lalam-panorenana doly ny vahoaka rehetra.
Misy olona "Mesquin", misy olona tia tena (be loatra), misy olona "rancunier", no tena olana any @ tany mahantra. Politika doly zany.
ho fehiny:
misaotra an'ise miahiahy.
:-*:-*
3. patrick2002
(
07/11/2006 03:34)
tsara aloha ny mametraka ny ahiahy ,nefa izaho mino fotsiny ihany , ary mbola manamafy ny finoako izaho tamin'ireny raharaha Pierrot Rajaonarivelo ireny, tena mbola niahiahy lavitra aho hoe tsy misy fifidianana vita eo,izaho anefa jereo ny vokany.
4. ravatorano
(
07/11/2006 05:06)
ny ahiahy dia tsy maintsy misy foana zareo ah
ny tena miahiahy b loatra indray tsy mety fa raha zà manokana aloha dia apetrako eo amin ny fahamatoran ny vahoaka ny raharaha e
:wink:

5. tenagasy
(
07/11/2006 10:52)
Mankamamy!
Azo tsorina amiko ny famaliana an'io!
Ianao io (isika ireto) iza no vonona ny hikorontana? (raha ny zava-misy hat@ izao no jerena)
Izaho aloha tsy mazoto eh!
Nefa tadidio fa maro amintsika no nivonona ny tsy hanaiky raha tsy hita ny marina t@ 2002.
Ary izao???
Mirary soa

8. kitjo
(
07/11/2006 13:25)
akama
mino ve ianao fa tena mitovy tadin-dokanga tokoa ireo?
Amiko dia mitovy satria samy te hanala anDravalo, ny antony dia samy te hahazo seza
fa raha miala tokoa ra8 be no hisaritaka eo fa raha nahay ireo hatrizay nanolotra kandida tokana fa efa betsaka nge zay fivoriana sy ultimatum nataon dry zareo izay e!
nefa inona no teo :?:
tsy nisy zava-banona akory ary nifangala-bola aza!
1- ny firaisany mpanao "politika" mpanohitra rehetra tadindokanga!ary ny fintsinjarana matipaika ny fomba filatsahana!
mino ve ianao fa tena mitovy tadin-dokanga tokoa ireo?
Amiko dia mitovy satria samy te hanala anDravalo, ny antony dia samy te hahazo seza
fa raha miala tokoa ra8 be no hisaritaka eo fa raha nahay ireo hatrizay nanolotra kandida tokana fa efa betsaka nge zay fivoriana sy ultimatum nataon dry zareo izay e!
nefa inona no teo :?:
tsy nisy zava-banona akory ary nifangala-bola aza!
9. kitjo
(
07/11/2006 13:29)
manaraka!
Inona no olana t@ilay SYlla nitsena razana?
Amiko dia fair play ireny ary fahendrena...marina na ao aza ny politika..milay reny geste ireny e!
Resaka lalana (demission moa raha ny tena marina): matoa zareo milatsaka dia manaiky ilay fifidianana, fa raha tsy manaiky zareo oe tsy ara-dalana io dia tokony tsy ho nilatsaka akory!
o ry akama an, alefao ny propagandinao ary @ Hatsikana sy lalao ary fa miandry ny vahoaka ao Antaninkatsaka e!

11. besoiiin
(
07/11/2006 14:25)
ny vahoaka angeh tsy adala akory e! efa hainy ny manavaka ny vary sy tsiparifary, ny mpandrangitra sy ny mpitarika korontana efa betsaka ny nandalo, ary mbola misy ny manao izany, kanefa ahoana hoy ny vahoaka? ary tsy ferana fa tsy maintsy hisy mpandrangitra sy mpanakorotana kou après election!... kanefa dia... aleo za tsy hilaza fa hiarahamahita eo!
fehiny: tsy adala akory ny malagasy ka tsy ahalala ny tokony ataony

12. akama2006
(
07/11/2006 17:32)
kitjo> inyyyy aho fa tonga ary amintaninkatsaka aoooooooooo!
tsy mitovy saina ireo ka fa araka ny teninao hoe hanala any ra8 dia mitovy hevitra fa raha tsy misy planina akory ny apres no loza!
tairo ary le propagandy atsy e!

13. fijo
(
07/11/2006 23:11)
za aloha tsy mino ny hisian'ny korontana e.afaka folo taona izany vao misy raha hisy.satria mbola leo be ny olona.
ny mpanohitra anie ita koa fa matahotra e.
samy mibaradaka fa tsy aradalana io.nefa samy misisika mandrotsaka kandida.ka aradalana sa tsia,fa aza misabaka e.

14. kitjo
(
08/11/2006 04:57)
zay indrindra
manao adin' ny kanosa...rehefa tsy manaiky tokony mijoro @heviny
refa tsy lany zao vo andeha hitokona oe fifidianana tsy ara-dalana
efa hainay le fika e!

15. tenagasy
(
08/11/2006 10:14)
Mankamamy!
Ka d'or sady henjana lôtra anie le Adva. dia mba tadiavina aloha izay fika rehetra sitrany ahay izy mba tsy mandray anjara.
Rehefa voafehy ny saka de mandihy ny voalavo rehetra eh! raha tsy hoe ilay saka sy voalavon'ny namana iray ato (iza moa iny raha tadidinareo?) hoe mifankatia be angaha!
Mirary soa!

16. ravatorano
(
08/11/2006 10:22)
d nandra izay hanaraka n izay tsy lany eo rehefa avieo fa hoe tsy ara dalana aoana marian e
zareo milatsaka ary manatena ny ho tafita sa raha zareo no ho tafita eo d hiteny indray fa ara dalana sy araky ny lalampanorenana
d mahatsikaiky wa zalah mpanao polifika eto amin ny tanana reo e

17. tenagasy
(
08/11/2006 10:26)
:-D:-D:-D Mankamamy! :-D :-D :-D
Ka raha lany ry zalahy dia ara-dalàna!
Raha tsy lany dia tsy ara-dalàna!
:-D:-D:-D Mirary soa :-D :-D :-D
Ka raha lany ry zalahy dia ara-dalàna!
Raha tsy lany dia tsy ara-dalàna!
:-D:-D:-D Mirary soa :-D :-D :-D
18. akama2006
(
08/11/2006 10:57)
amiko aloha dia tsy tokony hidirany hoe ara dalana sa tsia intsony satria hita mazava fa eo ilay tsy aradalana nefa miditra ihany,donc efa ao anatiny izany!
fa raha hiresaka ny hoe tsy aradalana aminy fikarakarana angaha ka manaiky aho,satria ny hita ombieny ombieny dia tsy afaka miteny eo anivony radio sy tele nasionaly ny "mpanohitra",izay mazava fa tsy aradrariny raha demokrasia no resahina.
ny nahatonga ilay fanontaniana aloha dia tsotra:mazava fa ireo tsy lany dia tsy mijanona fotiny amin'izao ary ny 5 taona ho avy dia mety hiafara aminy korontana ihany koa!raha tsy misy fipoirany eny andalana eny.

19. kitjo
(
08/11/2006 18:04)
za aloha tsy mino oe hisy korontana BE izany e
ny menomenona isan karazany dia tena hisy tokoa! fa sur aho fa ho voafehy tsara io
efa fantatra koa ange fa tsy ho lany zareo d izao d mitetika ny hanambotra ny sain' ny olona sahady hoe hisy korontana!
tombotsoa manokana zany fa tsy an' ny vahoaka!
Hikorontana anefa dia haninona? ngah ho tonga eo @ fitondrana akory? hanelingelina fiainam-bahoaka fts!