ohatra ny miahy ahy zavtra hafahafa ny tenako @election ity
21. besoiiin
(
09/11/2006 06:05)
raha izao mpitondra izao aloha dia tsy hanaiky lembenana @zany e, raha hisy tokoa izany dia tsy maintsy mienjana izy ary hampiatra ny làlàna mba ho fitsinjovana ny vahoaka sy ny fandriampahalemana, de ho avy ndray ny wawawa ny mpanakorontana we, tsy democraty eeeee, mpanao didi jadona eeeee!gadra pôlitika eeeeee... kanefa za hino fa tsy hisy vahoaka hikorotana izany eto, ny mpanohitra no mety hikorotana fa tsy ny vahoaka, @zay andro zay nefa dia hijinja ny nafafiny izy.
22. fijo
(
09/11/2006 23:32)
ny mampiomehy dia ity.ry zalahy tsy demokraty teo no mihogahoga hoe tsy demokraty ny eo izao.ka iza no ten ademokraty ao e???
23. akama2006
(
10/11/2006 12:21)
besoin>> tezitra mafy mihintsy anie ise izany e! aza atao ampo be hoa io resaka io fa ry zalahy ao ambony ao hifanaraka ihany fa enoa raha eny aminy hopitaly ny havanao ihany no hamangy sy hivimbina ranomboakazo fa ilay "favori"mety tys ho hita !
i besoin angaha tena voa mafy mihintsy fahiny?fanontanian io sao indray ho avy aminy dadanla!dadanla eo ra besoin a!mba liana te ahafantatra fotsiny izany ny akama 2006 e!:P
i besoin angaha tena voa mafy mihintsy fahiny?fanontanian io sao indray ho avy aminy dadanla!dadanla eo ra besoin a!mba liana te ahafantatra fotsiny izany ny akama 2006 e!:P
24. kitjo
(
10/11/2006 13:54)
hihihi
akama an, aza etsehanao ny tmbavin' i besoiin fa hein..hiihihhi
akama an, aza etsehanao ny tmbavin' i besoiin fa hein..hiihihhi
25. fijo
(
10/11/2006 22:30)
izay anie no ilazako foana hoe aoka isika tsy hifankahala amin'ity resaka eto ity,satria ry zalahy anie ka milamina avy eo e.isika eto ihany
26. besoiiin
(
11/11/2006 16:58)
akama>>> fa za ngah mou tezitra e! mba hentitra fotsiny ny teniko t@iny,
fahiny v? ie tena voa mafy mintsy za t@ androndadanlisany :D azafady fa t@ androndeba mantsy e! ary tsy izaho irery fa ny vahoaka malagasy mihintsy, izao mihiratra ny masoandrompiainanay, kanefa ny an'ialahy isany toa mihamaloka, toerana ifandimbiasana lesy io ry akamako a, ka aleo izahay hanoana ny favori-nay e! @zay mba hitoy lalandrava ny fahazavanay sy ny tombotsoa azonay.

27. kitjo
(
11/11/2006 17:49)
fa zao kosa aloha e, mba tiako iany ny fomba fanoheran' i akama par rapport @ sasany eto...mba misy hevitra lery sady mba misy analyse kely iany fa tsy le miteny2 foana fts manala ny fony reny
sa aona ry akama?
milay e!
mampisy ambiance sy fair play besoiin..hiiihhi
sa aona ry akama?
milay e!
mampisy ambiance sy fair play besoiin..hiiihhi