prix du petrole , R8 responsable ?
1. tezitra
(
31/10/2006 13:38)
ny vidin'ny petrole :
(prix du baril x taux vola gasy)
A) cas baril 65 $ Août 2006 :
1) 1 $ = 13000 fmg ( base 2006)
prix prix petrole = 65 x 13 000 f = 845 000 f (prix d'achat sans taxe)
2) 1 $ = 8000 fmg( base 2002):
prix petrole = 65 x 8000 f = 520 000 f
RESPONSABILITE R8 845 000 - 520 000 = 325 000 F
B) question pkoi devaluation de 8000 à 13000fmg:
1)ny vanille tsisy firy exportation, car monopole tiko (avant le monopole 2 000 000 f/ kg, maintenant avec monopole : 150 000 f/ kg), tsisy devise
2)payer-ndRa8 cash ny avion-ny, lany ny devise, lasa lafo ny $ sy euro
3)hors-MID ny achat de devise ny tiko pour son importation, sarotra ny mi-gerer ny devise mitombo ny frais de gestion ny banky, mitombo ny valeur devise
etc...
TEZERA NEFA AZA MANOTA ARY AZA ATAO TRATRAN'NY 04/12 NY HATEZERANAO

répondu par fijo le 10/11/2006 22:46
4. tezitra
(
31/10/2006 15:14)
vaovao farany,
nidina 58$ny baril petrole, fa tsy 65$ intsony,
hidina ve ny vidin'ny solika eto madagasikara ? question à R8.
TEZERA NEFA AZA MANOTA ARY AZA ATAO TRATRAN'NY 04/12 ny hatezeranao.

5. vetsoko
(
31/10/2006 16:21)
tsy raharahan-dry leirony ireo izany payment cash avion izany,nefa dia dangereux ho an'ny économie izany,ny achat de devise hors MID moa dia fanararaotam-pahefana tsy misy ohatr'izany,exportation monopolisern'ny société iray ,milay foana leiry e!
6. Fiffi
(
31/10/2006 16:29)
tezitra:fa iza hoa le hoe tezitra @ zany ? :roll:
TEZERA NEFA AZA MANOTA ARY AZA ATAO TRATRAN'NY 04/12 NY HATEZERANAO
7. tezitra
(
31/10/2006 16:34)
de 2 chos l'une ry vetsoko:
-na tsy raharahandry zareo
-zaho nefa mino fa tia tanidrazana koa ny namana serasera isany , donc : tsy takan-drizareo ny gravité-ny.
ny namana vetsoko izao no mba anisan'ny manana raisonnement logique

8. Robert
(
31/10/2006 17:25)
Tsy lasa tsony ity Ra-8 ity. Tia tena, managana orinasa maro be hanangonan-karena.
Izà ary ny hasolo azy?
Tsy ho Arema kosa aloha ee, satria ry zareo efa nagalatra teo foana nandritra ny 25 taona.
Izà ary??
Candidat 14, ohatra mitovy daholo...Samy te-hameno paosy daholo.
Ohatra tsy hisy afaka ha-solo aza indray ee..

10. kolokanto
(
31/10/2006 18:43)
Tsy aleo ve isika miantso an'Andriamanitra hiova olombelona mba hampanana tsirairay ny vahoaka rehefa izany!!!
Izy afaka manome mana antsika rehetra.....Dia mety afaka tsy miasa intsony ny Malagasy fa matory fotsiny ao an-trano ary manao fialam-boly izay tiana!

11. fijo
(
31/10/2006 21:31)
izany hoe mazava be fa i tezitra sy i vetsoko ihany no namana mahay sy maharaka raharaham pirenena ato an.gravy be.le tsikera tsy hamokatra nefa no tena betsaka eo,fa tsy hita le tena sosokevitra hampiova????
12. Fiffi
(
31/10/2006 22:11)
tezitra:fa ny namana sisa maninona ? ianao no tezitra @ tsy fantatra any koh ny sasany tsy hanana raisonnement ?
ny namana vetsoko izao no mba anisan'ny manana raisonnement logique
13. caprio
(
31/10/2006 23:36)
kolokanto:tsy miandry mana avy any an-danitra na we tsy hiasa de hihinana,ary marina fa efa voasoratra we ny atsemboan'i tavanao no hihinanao kanefa ny antsiaka anie arakaraky ny atsemboana no tsy hihinana e,zany we ny takiana dia mba miasa ary mba ampy tsara ny karama fa tsy we hiandry mana e,ary ny we matory fotsiny dia mihinana mampaninona moa zany fa ny fahaizana mitondra ny firenena hiany no mety ahatanteraka an-zany, ary sao dia adinonao koa ary fa efa ela no nisy ny firenena manome vola ho an'i tsy an'asa,koa zany we azo atao raha ny sasany aza mahavita koa mieritsereta baina a
14. manantsoa
(
01/11/2006 04:16)
Maivana be ilay analyse ataon-dry zalahy .
-Pétrole : Manaova fanadihadiana lalina ,miainga an' ny commande mandra-pahatonga ilay solika eny amin' ny toby fitsinjarana azy . Misy marina ny voalazanareo fa tsy ampy , hany ka mandiso ny resaka.
-Vanille: Nisy fotoana nosisifana fantsika ny vanille mba ampahavesatra azy , Ra8 ve no tompon'andraikitra tamin' izany . Raha resaka exportation no resahana dia tsy mantsy Qualité aloha no ezahina ho tsara voalohany ary avy eo ny Quantité.
-Iza no banky tsy mahazo vahana amin'izao rafitra misy izao.Misy anie ny taux nahena e! tsy hanaiky hanaraka izany fanenana izy izy raha tsy misy tombony azony ...
Be no azo lazaina e. Rehefa tsy tiana fotsiny ilay olona dia lazao hoe tsy tiako.

15. jentilisa
(
01/11/2006 07:15)
Efa an'ny tsy miankina rahateo ny solika izao ka izay anaovany azy!
16. Fiffi
(
01/11/2006 09:23)
manantsoa:izay indrindra manko ! Ny zavatra tena mahagaga ahy ange de zao eh ! Marina fa Ra8 ny prezidà ! ok io ! fa ny fandehan-javatra rehetra nga moa de hoe izy irery hiany no mandidy sy manapaka ? inona zany no hilaivana an'ireo minisitra rehetra zay natokana sy samy manana ny andraikiny ???
Be no azo lazaina e. Rehefa tsy tiana fotsiny ilay olona dia lazao hoe tsy tiako.
17. akama2006
(
01/11/2006 09:47)
fiffi>> tsy misy ilana le minisitra mihintsy satria izy avokoa no mandidy sy manapaka!rehefa tiany ho fotsy dia fotsy mainty dia mainty!
fa tsy hoe rehefa tsy mety dia izay vao miditra ilay hoe aiza ny minisitra,fusible fotsiny ireo.

18. Fiffi
(
01/11/2006 14:26)
akama2006:ka aminao ary ! nahoana no manaiky an'zany ireo minisitra miaraka miasa aminy ? amiko matoa ry zareo manaiky de mety @ zareo zany fa raha tsy zany ve hijanoa eo fotsiny izy ireo tsy hilaza zay zavatra tsy mety ?
fiffi>> tsy misy ilana le minisitra mihintsy satria izy avokoa no mandidy sy manapaka!rehefa tiany ho fotsy dia fotsy mainty dia mainty!
19. manantsoa
(
01/11/2006 14:56)
tsy i ra8 irery anie no manao ny asa ao amin' ny fitondrana ao e; Ny techniciens isaky ny ministera miaraka amin' ny kabinetran' ny minisitra no manao ireny taratasy fifanarahana isankarazany sy programmme rehetra ireny. Ary manaraka fepetra iraisam-pirenena ireny fa tsy azo ataotao foana .
20. kolokanto
(
01/11/2006 15:03)
Ho an'i caprio: izaho aloha tsy bainna a fainna e! :roll:
Ekena fa ilaina ny fahaizana mitondra ny firenena kanefa inona moa ny atao hoe firenena????
Ny firenena dia ny vahoaka ao anatin'ny tany iray miampy ny mpitondra sy manam-pahefana isan-tsokajiny!
Izany hoe mba hampandeha ny firenena iray dia ilaina ny fandraisana anjaran'ny tsirairay: mpitondra + vahoaka.
Raha ny mpitondra ihany manko no mimatimaty miezaka sy manao izay mety hampandroso ny tanindrazana eo dia tsy hisy fivoarana mandrakizay mihitsy eto amintsika. Hery very maina fotsiny ny an-drizareo fa tsy hisy fivoarana mihitsy ny fiainana!! Mila mifoha isika Malagasy!! Raha hoe hanome vola ho an'ny tsy an'asa indray, mieritreritra aho fa tsy vaha-olana izany. Hoy ny ohabolana sinoa iray izay hoe :raha te hanampy olona mahantra iray ianao dia aza omena vola izy na sakafo fa tadim-pintana na angady omena azy!
Jereo ireo aziatika ireo ny japonais ny sinoa aiza ho aiza zareo izao!
Inona tsiambaratelony??? Ny fananan'ny vahoka fahaiza-mifehy tena (discipline) sy ny fiasana!!! Tsisy fahagagana io resaka fandrosoana io fa ny ezakintsika rehetra!!!