prix du petrole , R8 responsable ?

21. besoiiin ( 01/11/2006 17:08)
raha nisaina sy tena nahay marina ialahy isany ireo dia mba efa anisan'ny mpitarika nankamamian'ny vahoaka fa tsy ho toy ny amboa mivouvou manenjika sarety tahaka izao foana...
22. kitjo ( 01/11/2006 17:26)
kolokanto> fa ngah Andriamanitra tonga olombelona vao afaka miasa? hihi
23. vetsoko ( 01/11/2006 17:27)
donc diso izany ve ny zavatra teneninay?????
tsy MAHAZO TSY MITOVY HEVITRA AMINAREO ETO VE IZANY IZAHAY FA RAHA TSY IZANY DIA ALIKA???????
sa AHOANA TSY AZOKO
24. kolokanto ( 01/11/2006 17:53)
kitjo!
Tsy tonga olombelona Andriamanitra vao afaka miasa fa isika Malagasy mitady Andriamanitra atao filoham-pirenena! Andriamanitra manko afaka manatanteraka ny faniriantsika rehetra na tsy miasa sy mamadi-bainga aza isika araka ny eritreritry ny sasany.
25. kolokanto ( 01/11/2006 18:03)
vetsoko isika rehetra izay miserasera eto dia tsy misy afaka miteny hoe 100% marina izay lazainy!
Ny tanjontsika dia ny hidinidinika sy ny hiady hevitra amin'izay mba mety hampandroso ity Madagasikarantsika ity! Ny fisian'ny tsy fitovian-kevitra aza vao mainka mahatsara ny adi-hevitra ary afaka hirosoana amin'ny fampandrosoana tadiavina!
Ary ny zava-mitranga eto anefa dia variana miady hevitra mafy isika rehetra handresy lahatra ny namana sasany amin'ny firehan-kevitsika ary koa hanakiana ny sasany hany ka tsy mba misy vaha-olana atolotra . Vokany mijanona eo amin'ny sehatra ny fampiandin-kevitra fotsiny isika.
26. belaza ( 01/11/2006 18:58)
ka ny olona sasany eto koa ary anie dia faly manaratsy ny fitondrana misy ankehitriny fotsiny e, ka inona no hitondra vaha olana aminizany?. za zao raha hanakiana de mba tokony hanana tolon-kevitra matotra sy mitombina fa tsy hiteniteny foana akory
27. caprio ( 01/11/2006 21:35)
Ekena fa efa naongatsika sy nokianintsika Ra-didi satria nisy ny tsy nety nataony,ary ankehitriny Ra8 dia misy ireo mahita ny tsy mety ataony dia tadiavinareo tsy ho kianina mintsy zany izy saaa rehefa ny iray no mangalam-pihinana dia we tratrako elah, fa rehefa ilay nofidin-tsika de we tsy izy no nangalam-pihinana fa lanin'ny saka angamba, zay lay toe-tsaina mila fiovana fa ny mahantra wa tsy io zava-bita io mintsy no nandrasany hatraminizay fa ilay fampanantenana poakaty mintsy no tsy lasa,ary efa nolazaiko fa io fanamboarana lalana io dia any @20taona any io vao hitondra vokatra ary ny we hifanampiana dia inona ary no azon'ny mahantra anampiana @izany?
28. vancleef ( 01/11/2006 22:15)
prix du petrole , R8 responsable ?

- tsy Ra8 no manao ny cours'ny baril fah ny OPEP sy ny cous'ny brent
- ny dévaluation'ny vola gasy dia voakatrin'ny nialana tao amin'ny zone franc. 30 taona mahery tao aorinan'io dia mbola mandrinjan'ny ambom-po an'i Deba ny gasy.
29. fijo ( 01/11/2006 23:13)
za tsy mitovy firehana amin'i vetsoko,
nefa kosa za dia mihaiky io zavatra voalazany io.avelao hiresaka izay te hiresaka ary aoka letsy ry zalahy ity fanalikana ny namana ity an.
tsy misy alika sy amboa isika eto,fa samy namana milaza izay fomba fahitany ny zavatra misy.izay tiana lazaina ,lazao,de avelao koa ny hafa hiteny izay reviny,fa aoka tsy hifanompa.
30. akama2006 ( 02/11/2006 01:04)
fifi> izay ilay matimboninahitra fiffi a!

jereo ireo minisitra e!izay voatsoka tao mivadika ho opposition,PAR ACCIDENT!aiza ilay ETIKA!

matoa miajanona ao dia vonona ny atao sovaly,c'est tout!tsy misy manana independance ao!hitanoa angamba ny nitranga taminy lahiniriko tsy nanaiky ny baiko!tsy hoe tia lahiniriko aho akory,fa mijery sy mandinika ny zav mitranga!

vao tsy akma dia go out!
31. manantsoa ( 02/11/2006 03:55)
Ohatry ny mpiasa rehetra ny minisitra. Ny lehibenao no mibaiko anao . Misy objectif napetraka dia manao izay ahatratrarana an' io no ataonao.
Tsy misy izany hoe atao soavaly sy tsy manana indépendance izany .Alohan' ny nidirana tao dia efa tokony mahafantatra fa tsy mora ny asa miandry ao ( tsy fahampian' ny moyens , fingampingana isankarazany , sns ... ) Koa ianao no tokony hametra-pialàna rehefa tsy mifanaraka aminao ny zava-misy fa tsy ny objectif efa napetraka no kitikitihinao hany ka tsy maintsy nalàna .
32. fijo ( 02/11/2006 06:00)
marina io ry manantsoa.ny minisitra dia izao no fiasany izao.
elahy an,mila mahavita an'ireto.de lasa mikaroka lalana ahatratrarana izay.izay no mampivezivezy ny minisitra amin'izao.izy no mitady hevitra ahatratrarana izay tanjona izay.
33. rabaradaka ( 02/11/2006 07:50)
Zao kosa nama, hitanareo ny crise pétrolière tamin'ny 1981-1982, inona no niseho ? Nilaharana sady tsy nisy vary, savony, menaka, ny PPN rehetra ary raha tsy AREMA tsy nahazo. Nisy crise pétrolière zao 2005-2006, nisy daholo ny PPN ary voafehy ny vidiny. Dia kentrina ve ny vahoaka aminareo tsy hahay handanjalanja an'izany ? Sa nareo hampihena ny solitany ho 1 dollard ny 1 baril ?
34. ido ( 02/11/2006 09:35)
ô ry manantsoa â! dia mbola tsy azonao iany ve ? efa mazava anie ny resaka ê! ny halako bika tsy tiako tarehy no betsaka, anisan'izany ny an-dry tezitra! koa maninona moa ry tezitra no tsy nirotsaka? voalohany aloha, amin'izay izy afaka manova ny solika ho 1ariary ny baril + vanille 1kg=1giga-ariary, faharoa: efa be dia be ireo mitovy hevitra aminy ato @ forum de mora ho azy no maka an'ireo ataony minisitra "tsy fusible".
35. akama2006 ( 02/11/2006 13:21)
rabarabaka> tsy misy krizy napetrole izao fa miala tsiny o!aza ampitahana ny krizy an80 sy izao fa sty mitovy velively!

ENY kentrina ny vahoka satria raha tsy tofoka tsy milahatra!,aza tezitra fa diniho ny tantara dia hitanao ny porofo!
manatsoa>: 1-miala tsiny fa tsy orin'asa akory ny fanjakan ka rehefa tsy mety mety dia alana:izay ilay CREDIBILITE.
2- faharoa,alohany angalano minisitra dia efa fantatrao ny profile fa tsy hoe 6mois apres vao hoe tsy mahay eialahy an! izay ilay AMATEUR!
3- tsy ny lehibeanao no mibaiko anao fa ny vahoaka!ary ny tsy fahatkarana izany no mampahantra olombanona any Madagasikara! hovay ho mpanjaka tsotra izao ny rafitra dia marina ireo teneninao ireo!
36. aokahoahy ( 02/11/2006 13:53)
ZA zalahy mahita fa misy olo dindery mihitsy tsy mahay raha ato amin'ity serasera ity, ity akama2006 ty ôhatra dia tsy mahay raha mihitsy, mba nianatra ve nama nareo sa taiza ?
37. akama2006 ( 02/11/2006 15:04)
aokahoay>> aminy inona moa no tsy mazava aminao izay!raha leo ady hevitra aza mijery fa ,minoa fotsiny dia milamina!:D!tsy fianarana sy vola daholo ny fiainana !enoa izao le olona be diploma nefa tsy nahavita na vary iray kapoka aza!miandry omena asa sa .... nandova asa !8O
38. vetsoko ( 02/11/2006 15:56)
fahadisoana be le heritreritra hoe tsy misy ifandraisan'ny mpitondra sy ny prix ny petrole,mety hoe tsy hainareo le izy no tena marina dia lasa miteniteny foana ,ny prix ny petrole miakatra dia mi subir an'izany daholo ny fitondrana eran-tany,fa inona no mesure raisin'ny fitondrana hanalefahana ny vidiny eny @ mpanjifa(subvention ve,détaxena ve,accords bilattéral @ mpanjifa ve,.......????????IZAY LE ATAO HOE MITONDRA,mitady solution,mi-agir en fonction'ny zava-misy eran-tany,mi-PREVOIR,mazava ho azy fa raha tsy nisy programme sy prévision réaliste dia miahaka eo ohatran'izao mahazo antsika izao.
Fa ho an'i madagasikara dia marina fa sarotra ny mahita vahaolàna @ io resaka carburants io satria tsy manana vola ny fanjakana hanaovana subvention ohatra,tsy afaka mindrana intsony koa isika (FANTARO IZANY)fa efa tratra ny point d'achèvement(fetra farany afahana mihindrana)Izany anefa tsy hoe IZA INDRAY NO RESPONSABLE na hoe ny opposition no diso,na ny teo aloha no migafy sy responsable fa vokatry ny tsy fahaiza-mitantana,fantaro fa ny firenena sasany tafavoaka sy nahita solution,FANTARO KOA FA LE HOE MITONDRA DIA MISY OBLIGATION DE R2SULTATS fa tsy hoe essai io ka miala-tsiny rehefa tsy mety ny maty anefa maty ihany
39. Robert ( 02/11/2006 16:19)
Marina tokoa izany miteniteny foana ny afaran'ity Akama2006 ity...
Mety misy marina ny zavatra lazainao, misy ny lesoka ataon'ny mpitondra. Fa misy iany koa ny ezaka nataony. Ny fahitako anao de halako bika sy tsy tiako tarehy ny anao.
Akama2006>(manatsoa)>
1-Miezaka manova ny fantany fa tsy mety ny mpitondra matoa manala..
2-Anana ny CV ny Ministre, fa ny fomba fiasany mbola tsy fantatra. Après 6 mois hita fa tsy araka ny tokony ilaina azy ny asany de limogé-na.
3-RAha ao @ fitondrana enao de ny Filoha no lehibenao, fa tsy ny vahoaka akory, satria efa nomeny alalana hisolo-tena azy(vahoaka) ny Filoha. Ary isakiny 5 taona ny vahoaka vao afaka mitsara ny Filoha.

Conclusion: Miezaka mafy izany ny fitondrana nanao izay fantany fa hampadroso ny Firenena, matao misy ny nesorina t@ toerany ny olona sasany.
Ankehitriny tonga ny fifidianana de anjarany vahoaka no hitsara ny mpitondra, na mbola io no tiany omena fahefana na ekipa hafa indray.
40. akama2006 ( 02/11/2006 17:15)
robert>> ahona moa no hitasranao fa miteniteny foana aho!sa tsy mitovy ny hevitra=miteniteny foana?

atao hoe mba diso fitenena izany fa sty maninona!halako bika...!hoy ianoa teo:raha halako bika fotsiny sty hiteny aho hoe misy tsara ny nataony fa isaky izay mihetsika izy dia ataoko hoe ratsy hatrany!

misy post maromaro ato hilazako fa misy ny zavatra vita fa sty zava bita no hilazana ireny satria tsy mahafeno ny fifanarahana natao taminy vahaka nifidy azy taminy 2002,(raha lany ara-dalana tokoa!qualifena pro ex sy ix indray aho izao,nefa izany y zavtranisy)raha nanaiky ny fahalaniany ara dalana sty nisy krizy politika izao!mazava angamba izay!

manana cv izy dia 6 mois dia esorina....etc!o rangahy ity !robert !fa angaha izy ity misy periode d'essai!mandany vola be ianao hangalana vahiny fa hoe tsy mahay ny malagasy,inona ny vokatry ilay vahiny ,lazao concretement hoe? inona no nentiny eva jolie? ...!
valiako anao :tsy misy satria ny consultant manome soratra ny hitany maso fa anao ny maka ny fanaphan-kevitra!ny zavatra lazain'ireo olona ireo dia zavtra ef tsapa sy volaza ny teknisianina malagasy avokoa fa ny LEHIBENY no tsy naka fanapahankevitra hatr'izay!TSY MISY VOLONTE POLITIKA!

2-eo aminy fitondrana enao ny filoha no lehibeanao....!ara hierarchie izay fa sty ny fakana fanapahankevitra sty akory satria raha izay dia tsy misy fitsinjarana fahefana izany,izay ilay nolazaiko hoe ATAOVY MPANJAKA dia milamina e!au moins mazava fa tsy misabaka !ho rovipataloha eo aminy fisabakana eo!

antony iray hakana ireto vahiny koa dia ny mba hampisehona ny ivelany fa "manao bonne gouvernance"
,de façade ihany anefa fa ny lazainy vava sy ny voasortara zavtra hafa!sauf tonga ny mpanjaka hanome fitaovana sy zavtra etsy sy eroa,raha demokrate tsy manana fahefana sy entimanana toa ny hoe:ity ny kamio!ity ny vola hanaovanreo fiangonana etc....!tsy fantatrao angaha fa ny mpiasam-panjakana tsy tokony hanana asa ankoatra ny maha mpiasa ny fanjakana azy?

enoa no miteniteny foana raha mitohy fa lanjlanjao ihany izay tenenina!atovy mpanjaka hoe dia royaume dia tsy misy kina na olona hiteny satria mazava ny fandehany,fa raha mbola demokrasia no vazavazaina dia tsy misy ho afa bela eo!ary araka ny lazaiko !io dia toerana misy fetra,ary tandremo tsy mahay mitsinjo ny rahampitso fa dia mety ho mafimafy noho ny nahazo ila iraika lahy 1 ny ahazo an'ity raikalahy 2 ity!

misaotra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0103