prix du petrole , R8 responsable ?
41. Robert
(
02/11/2006 18:30)
akama2006>Tena mbola manamafy ny ilay zavatra no lazaiko tesy ambony iany enao, ilay hoe miteniteny foana.
Raha tsy holany tsony zany Ra-8, de hoy enao mafy2 noho nahazo ilay iraika lahy 1 ny ahazo azy.
Inona ny crime nataon'ny mpitondra ankehitriny. Sa rehefa tsy tiana de gadraina, tsy hiova mintsy izany ny ....Za mba nieritreritra hoe, mba efa hiova ny fomba fanaovana ny rara-politika malagasy, fa mba misy mpanohitra ohatra anao.
NEfa mbola miteniteny foana iany enao...

42. akama2006
(
02/11/2006 18:51)
robert> mazava be anie ilay hoe ho mafy2 e!angaha moa politika mazava ny any fa tsy politikany banania!inona hoy ianao no fahotana nataony!ny fanaovana ampihimanmba ny fananambahoaka aminy tsy fanaovana appel d'offre mazava,ny fanaovana kitrano antrano ny marche na poblika na tsia!copinage,tsy fisiany mangarahara aminy resabola(compte de millenium,etc...)ankoatra izay hanenjehiny antoko mpanohitra azy ny aminy olona maty taminy 2002!
ny ahy aloha dia resaka vola sy ekonomia no hanejehiko azy fa ny hafa mety zavtra hafa!hiteny enoa nefany hoe ny taloha no mpamona,tompon'andraikitra tsy afamiala satria tompon'andraikitra tamin'izany,fa izay mahazo ny laka no tompo mandidy,izay fotsiny!
miteniteny foana ho izany,eny ary ,fa mitandrema ihany sao tanteraka ny teniny miteniteny foana aza!

43. besoiiin
(
02/11/2006 19:27)
:D:D:D tsy nanalika aho na nanompa olona akory! aleo dia hazava izay fa nanome ohatra, dinio tsara fa misy tokoa ny manana io toetra io eto! faly hanenjika fotsiny, ka tokony ho tonga saina izy we tsara sa ratsy ilay tahafiny, tsy mba manana na dia sosokevitra iray aza fa dia fanenjehana sy wawawa fotsiny,
45. besoiiin
(
02/11/2006 20:42)
akama2006>in zao no idiran'ny "petrole , R8 responsable" @ zany?:D io iany ilay mandreraka ny olona fa ivereno letsy ilay sujet a! na izany aza aleo fa valiko iany ela, jereo teo ambanin'ilay messagenla iny fa efa eo ny valiny.
46. akama2006
(
02/11/2006 21:06)
besoin> manomboka indray i ra besoin aminy fahatarana aminy resaka!!
ianoa mantsy le manao firesaka mampiomehy isaky izay mihetsika hoe dadanla!dadanla!...tsy misy farany.ka izay ilay fanontaniana hoe efa hitanao ve i dadanao ary efa nanontaniana ve mamanoa hoe iza ny rainao!:lol::lol:!
ohatra ny masika be za fa miala tsiny fa noho ianoa ihany io!aza anontanian izany dadanla!dadanla!izany fa mba ataovy matotra ny resaka dia tsy adroadroka intsony!
tsy tezitra besoin an!somonga ny ahy!:D

47. patrick2002
(
02/11/2006 21:59)
ny resaka devise ao @ MID ,dia ny banky primaire no mi-gerer azy tompoko,tsy mbola misy ny TIKO bank corporation, raha ny fahalalako azy.
48. fijo
(
02/11/2006 23:06)
besoin raha tsy ompa no tao ambadik'ilay fomba fiteny iny,dia sintoniko ny teniko.ny ompa mantsymila finiavana hanompa vao azo lazaina hoe ompa,ka raha tsy nisy izay dia esoriko iny.
fa hoan'ny sasany;indray.za tsy momba an'i akama,tsy mitovy fomba fijery izahay.saingy aoka ry zalahy tsy holazaina fa tsy olona nianatra izy.fomba fijery samy hafa amin'ny antsika ny azy.
le vera feno tapany io.ny azy le faritra foana no itany dia iny no amafisiny,ny antsika ilay faritra feno no hita dia io no amafisintsika.ka tsy midika izany fa olona tsy nianatra izy.
tsetsatsetsa iny.samy milaza ho demokraty isika,ka aoka hoaseo amin'ny fomba fiadivan ahevitra izay.

49. fijo
(
02/11/2006 23:12)
akama,milaza ise,fa tsy misy krizy solika izao???????misy tokoa,saingy tsy mitovy fitranga amin'ilay taloha.
le filazana koa fa ny vahoaka no amboninao raha minisitra enao,dia theorika izay.fa na any US na aty frantsa na any mada na ao komoro.ny filoha no manondro ny lalana hizorana.ary any ny minisitra no manao tatitra,izay vao any amin'ny solombavam bahoaka.
ary le halatra io wa,asio porofo fa tsy mety le miteny hoe nangalatra i ramose,nefa tsy ita izay porofo ny volalaniny.

50. akama2006
(
03/11/2006 08:10)
fijo> miarahaba ano ela ela tsy hita nareo izany!
marina hoe misy ny krizy fa tsy mitovy ka,ekeko io fa ny fampitahana ny hoe taloha mafy be noho izao no kianiko satria tsy mitovy na ny fomba fitantana na ny zavtra mitranga erantany!
resaka vahoaka no ambony ...:ilay vahoaka ambony dia theorie mazava ho azy,fa tsy tokony adino ary atao talaky maso mba tsy hanaovana ny tsy mety!ny filoha no filohamboninahitry ny sampana 3 eo aminy fitondrana dia ny lalana,fitantanana ary fitsarana!fa raha misy ny fampandehanana sty hanontany ny filoha akory ny mpitsara hoe mety ve ity mose filou,na ny minisitry ny tourisme hoe mba afaka manao ity ve aho etc...!izay ilay independance.mitenena ohatra i fijo raha nahita any bush na chirac na iza aminy tany Demokratika nitsabaka aminy ireo andrimpanjakan ireo!ny ao aminy conseil de ministre tsotra fotsiny,tatitra dia ny fifanarahana ny aminy hetsika ho atao ,eo ihany ny filou no afaka mamatraka hoe inona aminy programany minisitra eo no tohanana kokoa na mila amboarina na tsy amety,araka ny firehan-kevitry ny gvt sy ny antoko eo aminy fitondrana! ary tadidio fa ny antoko mazana dia maka olona hafa noho ny antokony raha tsy nahazo ny isa ahafahany miasa izy eo aminy antenimiera! ireo minisitra ireo koa manan ny fombany ary izay ilay hoe MAMETRA-PIALANA satria tsy mitovy ny tadindokanga!fa ny antsika tsy miala na dia tsangan'olona aza fa dia misolelaka sy miandry asorina!tsy misy dignite mihintsy! omeo porofo hoy ianoa dia efa nolazaiko anoa ireo ny zav misy,tsy noforonina ireo fa hita maso,rehefa tsy eo intsony izy dia mivoka ny afenina,dia rehefa ny hafa indray ny eo dia tsy misy miteny mandrapialany eo...etc..!izany ve dia mba tany tandalana?izany ve ny fahmarinana?fahamasinana? raha olona tia tanindrazana dia na ny havany tenany aza no mnao ny tsy mety dia henjehina fa tsy arovana,ka ny ahy ilay famitahana ny teny aloakany vava sy ny atao izay tsy lasa!ampy izay !be ny efa vita fa raha hanao ny ataony ny teo aloha tsy mety.
misaotra

51. fijo
(
03/11/2006 23:43)
raha ny resaka fitsarana aloha,dia sahiko ni milaza fa na any US na aty frantsa di amitsabaka foana ny fitondrana.raha vao voatohina ny tombotsoany.
jereo afera taiwan.teto frantsa.
jereo afera kenedy tao US.
jereo ny afera "mairie ny paris"juge alphen,nahazo fampitahorana dia nisinda aloha.
jereo raharaha mazarine.fony androny.betsaka ny azo resahana raha io fitsabahan'ny filoha amin'ny fitsarana io.
afera robert hue teto frantsa.
afera rĂ voapozina teto frantsa.
afera "rainbow warrior"chichi no 1er ministre.
izay anie no efa niadivan'ny fampanohavana indray taona izay teto frantsa hoe aoka izahay tsy ho eo ambany fiadidian'ny minisiteran'ny fitsarana intsonye.saingy indrisy,fa na ny ankavia na ny ankavanna dia samy nitsipaka io fangatahana io avokoa.ao antony.

52. akama2006
(
04/11/2006 09:13)
fijo> miarahaba anao!
marina mihintsy ireo lazainao ireo ary izany fihetsika izany tsy hovoafafa mihintsy satria tsy mainsty misy na aiza io na aiza,FA farafaharatsiny misy olona tompon'andraikitra foana,ary manodidina ny olona manao izany!ohatra jupe aminy resaka financement ny rpr fahiny,dumas aminy resaka elf,etc...,ary misy sazy mihatra na dia mazan aza symbolique ilay izy!raha i bush no manoa adalana any states na dia manana namana maro ao aminy fitsarana aza izy ilay pression ny olona eo anivony aprtie politikany dia manery ny fitsarana hanao ny adidiny ary dia tsy mainsty voatsara,ohatra ny nahazo any clinton!
ny tiako lazaina dia misy fitsarana sy fahamarianna ihany ny any tany mandroso na dia araka ny voalazanao ,maro no milamina ambadika sty misy mpanaraka.ary ny mahafinaritra dia ny olona ao amin'ireny firenena ireny tonga dia mampiseho izany aminy fifidianana; ny olona politika anie tsy afa miaina raha tsy eo aminy toerany!ka olona maty "politiquement " dia namany vita kariera!
misaotra!

53. fijo
(
10/11/2006 22:46)
raha io sazy amin'ny fifidianan io aloha,dia tena ekeko ary izay no tiako aty e.ny olona hafaka mitsara ny mpitondra amin'ny fotoanana'ny fifidianana.fa le fitsarana,marina fa misy voasazy kely ihany fa tsssssssss