mpanera
1. diamondra27
(
28/10/2006 18:10)
lasa ndray ny eritreritro oe: inona daholo no azo ampiasana an'io?
de ahoana ny tokony atao raha te-hanao izany?

répondu par kitjo le 04/11/2006 06:34
2. kitjo
(
28/10/2006 18:22)
mitady mpanome dia mitady mpandray
zany oe raha misy ny manana entana (zavatra/objet- fo - saina - misy koa aza vatana) dia itadiavana mpividy...raha misy kosa te hividy dia ianao no mitady ilay entana.
Izay mpanelanelana rehetra(marketers- commerciaux- agences pub) dia azo lazaina ho mpanera fa any amintsika moa dia lasa informel be ilay izy ka ireo mpanera trano sy mpanera taxi brosy iany no lasa hoe mpanera

3. Fiffi
(
28/10/2006 21:25)
de tena tsy aiko indray aloha zany mpanera zany an! noheveriko hoe mpilalao heu...mpiloka ?
4. diamondra27
(
29/10/2006 08:39)
kitjo: any aminareo any ngamba no tenabe an'io e!
ary raha mpitady namana ve de azo lazaina koa hoe: mpanera?

6. booboo
(
29/10/2006 10:39)
diamondra27 > n'aiza n'aiza dia be mpanera fôna kah ! refa misy fotsiny ny tolotra sy ny tinady dia eo présents foana ny mpanera
8. booboo
(
29/10/2006 18:22)
ohatra : refa tonga eo Ambodivona dia feno mpanera raha handeha eo no ho eo ho any xxx fa misy tôobilina hiainga sady malalaka ; refa hividy raha ka mila credits dia misy ny courtiers(mpanera) mi-debra mitady ny banky mora ho an'ny tena ; refa mitady trano ahofa dia misy ny mpanelanelana miteny hoe ary misy ka ahoana ? ; ...izy aby zany
10. boubounezy
(
30/10/2006 10:40)
diam chiffres vé no tinjy lazaina?tsisy fa fiavanana fotsiny kia!:D
13. kitjo
(
30/10/2006 10:59)
io lazain boboo io marina oe refa misy fts tolotra sy ny tinady na vady aza
matetika a but lucratif fa raha mpisipa dia misy but iany fa tsy lucratif..hhiihii
mmhhh..aty aloha dia io no iveloman' ny olona satria import export no mande eto fa znay oe secteur formel zany fa tsy le mpanera oh taxibrosy e!
aty manko tsy misy orinasa usine, tsy misy tany ambolena, tsy misy biby ompiana afatsy saka na alika (domestique)
dia mionona @ entana avy any ivelany fts ny zava-drehetra ka mpanera daholo izany!

14. Fiffi
(
30/10/2006 17:25)
booboo:booboo: ka zah aza mba mametraka an'le fanontaniana akia koh !
Fiffi > ngah teo nisy niteny hoe ratsy zany ?
ato misy mpanera namana :wink::-D:-D:-D
15. ninih
(
31/10/2006 13:10)
kitjo: mba tiko hazavaina kely akia le mpanera formel izany fa efa zatra le aty dago za
Fa raha aty aloha de ratsy kosa le mpanera satria mangalatra indray² e! indrindra le eny @ taxi-brousse.

16. kitjo
(
31/10/2006 18:17)
ninih> ireny ilay lazaiko oe "informel"
manambaka tsotra izao
ny mpanera formel indray dia ireo mpanelanelana ara-dalana mandoa hetra @ ataony sns
ohatra agence publicite, agence immo, matri..bla bla bla
ny mpampanao speed dating..hahaha
satria amiko rehefa mpanelanelana @ resaka tolotra sy ny tinady dia efa mpanera fa misy ny mihaja misy ny tsy mihaja fts
Hery zao mpanera entre namana serasera gratuitement...hahahhahha...namana fts oa an! @alalan' ny site satria inty no mampifandray antsika

17. Fiffi
(
31/10/2006 19:14)
kitjo:de tsy misy maharatsy an'zany satria zao lasa firy no lasa mpinamana zao ? :)
Hery zao mpanera entre namana serasera gratuitement...hahahhahha...namana fts oa an! @alalan' ny site satria inty no mampifandray antsika
19. kitjo
(
01/11/2006 16:34)
ka ny zavatra ange tsisy nataon' Andriamanitra ho ratsy izany fa tsika olomeblona ihany no mahatonga azy ho ratsy e
ny fanerana tsy ratsy fa ireo mpanera manararaotra (oh @ taxibrosy mankany Bira refa paka)..zareo no tsy mamely dia manome image ratsy
fa de toute facon aloha rehefa informel rehetra dia tsy tsara!
fa ny aHery formel k! hihiihi