mpanera
22. fijo
(
01/11/2006 21:50)
tsy mbola azon'i fiffi ihany.intermediaire re izany ry fiffi an.
ohatra;za mitady saka kely.ndry ve mahita.????raha mahita ndry ,dia mampihaona amiko ilay sakakely,dia efa nanera anay izany ndry izao.
ohatra;za mitady saka kely.ndry ve mahita.????raha mahita ndry ,dia mampihaona amiko ilay sakakely,dia efa nanera anay izany ndry izao.
23. boubounezy
(
01/11/2006 21:56)
diam zay vô otrany azoko tsara lé tinjy tenenn za maita alika ra mila njy za zany mpanera alika fa tanjemo fa lé rôkivéléra reny mitsy lé izy an:wink: sô dé njy mitsinjo azy njay no aniny eo! zay vô PERTA ny vola kely nanerana lé alika:-D^^
26. Fiffi
(
01/11/2006 22:23)
fijo: de aty amiko le sakakely de hampisehoako andry kah ! sa tsy zany ?
28. hery
(
01/11/2006 23:26)
Ny agence rehetra andalovana dia mpanera daholo :-)
Raha hividy trano ka mandalo agence dia mandalo mpanera izay. Raha haka vady ka mandalo agence dia mandalo mpanera izay :-)
Rehefa tsy mivantana izany fifandraisan'ny mpitady sy tadiavina dia misy mpanera (tiers) eo anelanelany.
Fa i Hery tsy azo lazaina hoe mpanera kah :-p satria ny mpanera dia actif fa tsy passif. Izany hoe ny mpanera eo anelanelan'ny A sy ny B dia sady mifandray amin'i A no mifandray amin'i B. Ny serasera (na izaho) dia point de rencontre-n'ny A sy ny B passif fotsiny.

29. fijo
(
02/11/2006 05:50)
izany hoe i hery dia mpanera tsy mankihetsika ka.karazany vaovao io ry hery an.:-D
30. Fiffi
(
02/11/2006 06:53)
efa hoe tsy mpanera hono zany i Hery koh ! Fa zay vao tena mazava tsara aloha le izy fa dia misaotra anareo an ! :)
33. kitjo
(
03/11/2006 13:18)
zay mitsy
mpanera tsy ankihetsika sy tsy manao suivi an'ilay fanerana i hery fa ze fanarahandry zareo ao..hahaha
mpanera tsy ankihetsika sy tsy manao suivi an'ilay fanerana i hery fa ze fanarahandry zareo ao..hahaha
34. Fiffi
(
03/11/2006 13:31)
hery:efa hoe tsy mpanera hono i Hery koh ! :)
Fa i Hery tsy azo lazaina hoe mpanera kah :-p satria ny mpanera dia actif fa tsy passif.
35. fijo
(
03/11/2006 22:32)
fiffi an,misy karazana agence immo an,toa izao ny fiasany.ianao izay mitady trano,dia omeny adiresina olona manana trano hamidy na ahofa.dia vita ny anjarany.izany hoe mpanera izy,fa tsy manera hatramin'ny farany.izany hoe tsy manome RDV anareo roa izy,fa anjaranareo no manao izay hiaonanareo sy hifanarahanareo any.
36. kitjo
(
04/11/2006 06:34)
dia oh zay i hery sy ny site isan karazany ireo
tsy ilay mitady commission izany raha izay no afaka ilazana azy e,
efa intermediare ihany alo izy satria mpampifandray, mpampifanerasera
tsy ilay mitady commission izany raha izay no afaka ilazana azy e,
efa intermediare ihany alo izy satria mpampifandray, mpampifanerasera