rakilety sa fondue
1. kelly13
(
23/10/2006 08:50)
inona no hitanareo tsara kokou? ny raclette sa ny fondue? za manokana klou d samy tiko e, ny vadiko raclette hono no tiny koukou! ary nareo?
répondu par vale le 01/11/2006 22:19
2. andry08
(
23/10/2006 12:01)
Samy tsara fa ny ahy fondue bourguignone no tiako noho ilay fromage, ny vadiko dia fromage no tiany.
Ary ny raclette dia tsara foana no sady afaka manasa ankizy foana @io:miam::miam:
Ary ny raclette dia tsara foana no sady afaka manasa ankizy foana @io:miam::miam:
3. miangalyandria
(
23/10/2006 13:55)
Ny ahy raclette no tiako raha ilay silaka fromage be atao ambany afo toy ny any Suisse ireny fa tsy ilay atao amin'ny tefal kely ao an-trano ! raha io mantsy dia aleoko indray fondue koa !!!! mmmh tsara zao izany e sady efa akaiky ny hiver saingy aty Chine ve aho afaka hanao raclette :?::roll:::(
4. boubounezy
(
23/10/2006 14:09)
ny anah kou alou lé fondue no tena tiko nefa tsara kou ny rakileta, fotona finanana azy mintsy zao:lol::miam::miam::miam:
5. kelly13
(
23/10/2006 14:13)
zay zao nanao rakilety alina fa tena mmhhh, domazy tsy azo atao sakafo matetika fa ataon'ny cholesterol mamay ngamba, mdrrrrr
6. mandrindra
(
23/10/2006 14:43)
fa inona aloha ilay fondue hoarina amin'ny rakilety e?? bourguignone, sa savoyarde, sa chinoise ....????
12. Zina
(
23/10/2006 17:56)
ny ahy ndray ny raclette no tiako satria ilay fromage simple tsisy nampiana zavatra tonga dia ilay fromage, dia azo ampiarahina @ legume crue rehetra no sady tsy dia mavesatra lotra
13. totofy
(
23/10/2006 20:35)
kelly13: fa iza indray kay izany RAkilety zany é ? azo ho hanina ngah :-D:-D
15. tisera
(
24/10/2006 07:20)
miangaly : raha any chine ve misy ho tsara noho ny fondue chinoise : io tena miam miam be mihitsy an! Tena tsara io koa! Sakamalaho sy havozo ny akilety sy ny fondue r'ireto ka samy manana hanitry ny azy a!
Ho ahy tia sakafo ity aloha dia samy tiako be daholo é!
Ho ahy tia sakafo ity aloha dia samy tiako be daholo é!
17. kelly13
(
24/10/2006 10:42)
belaza>hahahaha
totofy>andray fa taiza fôna i ranona no zao vao hita? sa manao tsidipahitra? hihihih
za kou alou d samy tiko na rakilety na fondue e, fa misy oul tsy tia fromazy mintsy kou!
totofy>andray fa taiza fôna i ranona no zao vao hita? sa manao tsidipahitra? hihihih
za kou alou d samy tiko na rakilety na fondue e, fa misy oul tsy tia fromazy mintsy kou!
18. diamondra27
(
25/10/2006 11:59)
inona no INGREDIENTS @izany raclette zany sy @ le fondue e!
de fondue inona le izy?
raikitra ndray zany ny fety entre amies!
de fondue inona le izy?
raikitra ndray zany ny fety entre amies!
19. kelly13
(
25/10/2006 12:26)
diamondra27>ny raclettes ankia tonga d makany @ fromagier njy d hoe anaovy fromazy raclety eo @ 1kg eo za (hihihi laingako zany)! misy karazany ny fromage hanaovana raclette (mark entremont jerena ra any @ gde surface fa io no hitako tena tsara)fa c a toi de voir.
ny fondue kou pareil, fromage dol zany fa aza atambatra @ chocolat fa sao d manome gout hafa² hihihih
ny fondue kou pareil, fromage dol zany fa aza atambatra @ chocolat fa sao d manome gout hafa² hihihih
20. diamondra27
(
29/10/2006 09:02)
kelly13: haiko akia io fa mba ho an'ny sy mahay azy any antanindrazana any na ny eto koa no nanontaniako an'io a!
ny raclette aloha de tsara ho an'izay tia charcuterie sy fromage e!sady refa mivory iny ny mpinamana na famille no tsara atao io , conviviale be
ny fondue ndray de ao ny manao fondue @ hena na fromazy etc...
de chocolat fondu koa indraindray :oops::oops: :-D:-D:-D
za zao efa ela no tsy nihinana ireo