rakilety sa fondue

21. Fiffi ( 01/11/2006 14:05)
tandremo ny ligne fa faran'zay be calorie io an!
22. vale ( 01/11/2006 20:55)
Fiffi: :roll: tsy atao matetika koh, ny raclette alou indd2 rhf be be éléments iny no tsara nefa ny Emnt samy sahirana lava dôl,:):wink:
23. Fiffi ( 01/11/2006 21:12)
vale: misy manao an'io akia isakin'ny asabotsy hariva an !
24. vale ( 01/11/2006 22:19)
zay lou e, fa tondé poids be raha izany!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6586